Inona no atahoran'rajoelina ?
1. Noue
(
09/06/2009 10:43)
Inona no atahoran'rajoelina fa toa hita oe lasa atao aingana ny fifidianana ?
[size=70]«Elle (l'élection présidentielle) pourra se tenir avant la fin de 2009», a confié Andry Rajoelina, dans une interview accordée au journal français La Croix, paru dimanche. «Sinon, (...) il est aussi possible d'organiser un scrutin jusqu'en mars 2010», a-t-il continué.
Le président de la HAT soulève des conditions pour l'établissement du calendrier électoral, du moins pour ce qui est de l'élection présidentielle. «Cela dépendra de l'aide internationale. S'il est faisable de dresser la liste électorale définitive au plus tôt», a-t-il indiqué. Il a également évoqué la période cyclonique comme un paramètre important dans la prise de décision.
A part la course à la magistrature supréme, Andry Rajoelina aborde également le calendrier des autres consultations populaires. «Notre souhait est d'organiser un référendum et des législatives, avant la fin de l'année, si les conditions le permettent», a-t-il avancé.[/size]
Matahotra an'i ratsiraka sa ahoana ?
[size=70]La mouvance Ratsiraka. veut l’annulation des peines de prisons et administratives de tous ses éléments depuis 2002. Le représentant du Fat ne veut pas en entendre parler. D’autant que le représentant de la mouvance Ravalomanana souhaite l’élargissement de la mesure à ses cadres récemment kidnappés par les forces de répression du Fat. En réponse à ces conditions, le Fat avance que rien ne sert plus à négocier des conditions « puisque la transition va bientôt organiser des élections. » [/size]
matahotra ve satria nisy voalaza ny fahatongavan'ny Comesa ?
[size=70]Le Comesa, le plus grand marché commun de l’Afrique australe, a évoqué hier au Zimbabwe, la possibilité d’une intervention militaire à Madagascar. Une décision prise à l’issue d’un sommet à Victoria Falls (Zimbabwe).[/size]

novalian'i endrika01 ny 11/06/2009 05:47
3. bozyboleta
(
09/06/2009 11:07)
Ny korontana ao anatin'ny fat(y) no tena mampatahotra azy fa tsy dia ny tosika avy aty ivelany loatra.
Efa te-hiala mafy ny lehilahy satria vita ny iraka nampanaovina saingy voafatopatotra be tsy afa-mikofoka ary tsy araka ny nantenaina ny fandehan-draharaha.
Tsy ho avelan'ny sasany hiala eo koa eh.
Miseho lany isanandro ange ny tsy fifankazahoan-kevitry ny fat(y) e! Ary hita ihany ny maha-fanjakana nangalarina azy ka tsy mahay na dia mihatsara-velatsihy kely akory ary ireo mpikambana ao.
Niditra t@ pataloha tery.

5. andrywui
(
09/06/2009 11:20)
matahotra ve satria nisy voalaza ny fahatongavan'ny Comesa ?
Noue a! ny comesa zany tsy hidi bingo amin'i ravalo zany !!
-satria efa hitan'izao ttlo zao anie i Ravalo fa nidemission e!!
-milaza manko i Locl atsy ambany atsy fa tsy ni demisss zan izy !! nefa tena niala , nidemissiona sy nanolotra ni Fitondrana ho an'ny miaramila izy,ary nareo kou ve mody faninnnn amzany sa miditra koudetety foana e !! :!!!
--tsy nisy firenena zay tsy nahalala anzany !! ary io no antony sy rindrina iray lehibe tsy ahafahany sy tsy hidiran'ny Sadc , Ua , comesa sns.. eto!!
-- vao mahafantatra an'io resaka efa nidemisss io ry zalah vaventy de miala pà anle dadanareo daholo !!de io ndray fa comesa e! mugabe e ! amerikannn e ! ppppfffffff!!!
-- nareo anie oa maniry kintana fotsiny fa tsy mba jerena ze tena resaka réel e !!
efa averimberiko eto foana zay fa tsy ny fo intsony no mibaiko fa ny zava misy marina
6. bozyboleta
(
09/06/2009 11:28)
Taiza ho aiza ary zany le kodetà nefa ny Filoha efa nametra-pialana???
Ary tena miteniteny foana mihitsy reto firenem-baventy ireto manameloka ty lazainy fa kodetà ty nefa tsy nisy izany akory teto fa nomena tamin-kitsi-po tanteraka ny fitondrana. :-D :-D :-D

8. andrywui
(
09/06/2009 11:45)
Nisy ny fihetsehambahoaka !!
ekena iny fa ny oe kodetà zany tsy misy milaza anzany ny olona sy ny nahafantatra ee !!
ny porofo de io ry zalah tsy misy mety miditra eto M/car zany fa zavatra nidemissssion normal be ravalo !!
--vao mahangona porofo eo ko zao ny comesa de mihemotra sahala an'ny sadc sy ry Ua sy ny namany ko !!!!

9. locl
(
09/06/2009 11:50)
Dia sahin'ilaisany ny mandainga fa nanome tamin-kitsipo Rav8, nefa dia fantatra izao fa pression militaire ny nanaovany demission.
Matahotra ny ainy, matahotra na ady antrano hat, matahotra COMESA, matahotra Rav8, matohtra Ratsiraka, tahotra no mameno ny fiainan'i andry rajoeliny, ka inona moa izany fa tsy misy azo hatao hafa tsy ny miteny azy hanao demission dia mifona @ lainga rehetra natao eeeee! :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:

10. essera
(
09/06/2009 12:00)
:
Ary tena miteniteny foana mihitsy reto firenem-baventy ireto manameloka ty lazainy fa kodetà ty nefa tsy nisy izany akory teto fa nomena tamin-kitsi-po tanteraka ny fitondrana.
Kôpy iz tato aoriana oe nisy bilao ihany kay nataon ra8 fa manao sinema njaza le resaka avéo. (kasa mat a e eee, ra vatan njanona 15mn eeee, nitsoaka tany anaty ala eee
11. andrywui
(
09/06/2009 12:25)
nefa dia fantatra izao fa pression militaire ny nanaovany demission.
pression militaire a!!??
--400lahy matanjaka be sady arifomba fitaovampiadiana anie ry locl no mpiandry manokana andravalo e !!iza nosahy hikitika azy amin'ireo mpanao karateka sy judokas be dia be ireo?? i Charles ve ?
-fa izy mihitsy no nilaza tamireo gardes du corps ny ireo hoe aleo aho leretsy hiala amzay hande a! ((efa nahazo anlé miliara maro tao amin'ny bank sy ny tresor izy aminio))
--sa lazao ndray fa ireo gardes presidentielles ndray ary no nivadika !!!
--400lahy be sandry be sady feno fitaovampiadina hatreny amin'ny orony no mpiandry azy mianakavy k iza no sahy hi menace azy reo eo !!
--ny an'iSarah aza hono manaraka hatrany amin WC mihitsy !!
12. andrywui
(
09/06/2009 13:35)
--400lahy be sandry be sady feno fitaovampiadina hatreny amin'ny orony no mpiandry azy mianakavy k iza no sahy hi menace azy reo eo !!
mba resaka fotsiny ny hoe ni menacé na izy mianakavy e !! ze capsat ve ahamenace Filoha be mpiambina be io !!
13. tsiafoi1
(
09/06/2009 14:47)
Efa hita fa mitsatsaka amin-dRavalo daolo ka mody zao e zaroa e....
Aleo ny ampitso no hanambara ny ho avy e! Mana-petra ny zavatra rehetra : "Le pouvoir qui ne s'est établi que par la force ne peut subsister que par la force, et sera renversé par la force"
14. xxx
(
09/06/2009 15:22)
"Le pouvoir qui ne s'est établi que par la force ne peut subsister que par la force, et sera renversé par la force
Tena marina izany satria dia par la force no nidiran'i ra8 t@ 2002 ary par la force no nanonganana azy 2009. Dia mbola hihiditra par la force indray izy dia mbola par la force koa no hanonganana azy eo :-D :-D :-D :-D Trop intelligeant.
15. nyavo2000
(
09/06/2009 16:36)
andrywui:
nefa dia fantatra izao fa pression militaire ny nanaovany demission.
--ny an'iSarah aza hono manaraka hatrany amin WC mihitsy !!
Ny an'i Mialy aza hono i Charles sy Lylison mihintsy no milelaka ny fitombenany rehefa mankao amin'ny WC , tsy mila papier hygiénique
16. andrywui
(
09/06/2009 16:41)
hoy xxx13
nefa anie de kely endaka kely lery fa madity be !! e !! ha ha ha !!
raha tsy azony any zao le Mugabe sy ny comesa sy ny sisa de asa aiza ndray izy no handé hisolelaka !! afabarakanlery mihitsy i Gasikara le
Tena marina izany satria dia par la force no nidiran'i ra8 t@ 2002 ary par la force no nanonganana azy 2009. Dia mbola hihiditra par la force indray izy dia mbola par la force koa no hanonganana azy eo Trop intelligeant.
nefa anie de kely endaka kely lery fa madity be !! e !! ha ha ha !!
raha tsy azony any zao le Mugabe sy ny comesa sy ny sisa de asa aiza ndray izy no handé hisolelaka !! afabarakanlery mihitsy i Gasikara le
17. andrywui
(
09/06/2009 18:01)
tsy maintsy le zanaky bob denard iry ndray zao no ho contactény hamotika an'i M/car amin'ny bombe fa jereo anie e!!
ny tanjony de tsotra : potehina amin'ny bombe Antananarivo sy trano mijoalajoala rehetra sy tsaratsra rehetra ao aminy de ahiliny avy eo tsy izy no nitifitra mialoha fa nitondra anlé commando sy mercennaires fotsiny izy !!

18. Noue
(
09/06/2009 18:12)
andrywui:sao dia manofy aza ialahy ry wiwi ??? sa raha potika Antananarivo dia ho faly koa elah ?