Politika
cyril
(
10/06/2009 21:50)
Miova zao ps retra zao ka eeeyyéé petsa niova general vao maika petsa ,efa lazaina hoe manaova na mianara ny fika dry TEGEVE fa eo elah raisina eo
Kobo koa i essera mpiondana ha ha ha...
tohiny
novalian'i yuka ny 11/06/2009 05:02
ravalotgve
(
10/06/2009 21:07)
ary tsy niantso an i hery noue androany fa naninona aza
sniff
tchroufff
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
faly ery i noue rehefa hidin i hery ny lakilen ny varavarana
...
tohiny
zoam
(
10/06/2009 18:23)
raha misy aloha no mpisera nahasarika olona hijery ny serasera politika tao anatin'ny 6mois dia i andrywui,ka dia mba mendrika ny respect kosa lery sa ahoana lesy oui oui ...
tohiny
novalian'i essera ny 11/06/2009 10:01
KALACK
(
10/06/2009 17:41)
Zay no mba fangatahan'ny ekipan'ny TGV rehetra eto amin'zay mpitantana sy mpiandraikitra ny serasera .org : Aza omena vahana be loatra ny TIM fa rehefa kary de tapaho ny lohany !
--efa hisaorana alo...
tohiny
novalian'i yuka ny 11/06/2009 05:13
xxx
(
10/06/2009 17:20)
Hanao fantanjahantena any amin'ny eneps any hono izy sy 8 , dia teo dia tsy hita fa nanjavona hay hoe nokidnapen'ny madirivalo tany , fa miteniteny foana lava eto ....
tohiny
novalian'i ravalotgve ny 10/06/2009 21:09
sakaymena
(
10/06/2009 13:17)
i Andrywui sy tgv no tena mitana ny laharana voalohany eto am politika ny serasera ...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/06/2009 22:26
Bazily
(
10/06/2009 12:16)
ha ha ha ha ha ha ha
Miverena mianatra dia hamafiso ny info fa tsy donto loatra.
=)) =)) =)) =))
Miovà dinika rehefa tsy voafehy ny politika, any @ hatsikana sy lalao zao no tena mety @là...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/06/2009 19:19
Noue
(
10/06/2009 10:37)
io ary fa manomboka miseho ny tsy fankasitrahan'ny capsat , miaramila sns ?? satria samy te ahazo ny anjarany eee !!
[size=70][color=blue][b]Grogne des «héros» de la crise .
Le ton commen...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 12/06/2009 07:00
general
(
10/06/2009 09:52)
ahoana moa no hilazan'i mr Hery fa andrywui io ps ko io ? porofoy kely oe ny hevi disonao azafady fa tena otran'ny manaotao fona anie ianao mr Hery e ,diso tena diso be ny filazanao an'izany hoe ps an...
tohiny
novalian'i Papoose ny 11/06/2009 15:52
essera
(
10/06/2009 09:29)
Salii daolo ny akama,
Tena mahavariana ity adklé an'i Dada ity fa izy v d mieritreritra hoe tena manana herijika be ahafahana mibaiko ny firenena afrikana sns e. I Dada ange aleo d tsorina amnareo...
tohiny
novalian'i bazylou ny 11/06/2009 00:01
tgvravalo
(
10/06/2009 09:12)
Sniff tchroufff
aleo mody hakahalaina hono ny tim fa sao de ouain be eo lery ka samborin i sarla
sniff
tcroufff
rehefa milahatra ny gtt dia i andrywui no vodilaharana sao ouaineo
sniff
t...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/06/2009 19:27
xxx
(
10/06/2009 08:59)
tratra ihany zany ny mpandefa sary porno tato amin'ny serasera tsika kà , hinoana zany ry Mpiandraikitra fa hadio tanteraka ity serasera ity manomboka izao satria ireo voafatotra ambody poteau ireo i...
tohiny
novalian'i ravalotgve ny 10/06/2009 19:37
general
(
10/06/2009 08:02)
Tsy manao politique aho fa mijery fotsiny ny ataonareo ato fa
asa na noho io Andrywui io mivantambatam-piteny na ahoana marina fa isaky ny misy miditra eto dia any aminy aloha no mivantana ny resaka...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/06/2009 19:37
Mirananirina
(
10/06/2009 07:40)
Aiza ianao e,be vava ery hoe tsy ianareo avy any ivelany no miseho milay ;tsy mahita ny zavamisy aty Mada akory (mantsy ny GTT) io.......
Olona avy aiza daholo no miara miasa aminy TGV amin'izao?????...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/06/2009 19:40
Noue
(
10/06/2009 07:14)
Dia variana dia variana kosa aloha aho raha mahita ny fandehan-dravatra ankehitriny eee !
mi-grève ny
Grève à la Douane,
grève chez les personnels paramédicaux
, grève chez les employé...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/06/2009 19:43
penguin
(
10/06/2009 05:46)
Hita mazava fa tsy ireo teo @ 13 Mai niaraka t@ TGvendrana irery no atao hoe vahoaka Malagasy. Noho izany dia tsy ry zareo irery no afaka hilaza fa mahalala ny tombontsoan'ny vahoaka Malagasy manontol...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/06/2009 19:46
zoam
(
10/06/2009 05:07)
Surprise lors du départ de la délégation d’»investisseurs» saoudiens: ces derniers quittent l’hotel Carlton sans payer les frais d’accomodation. Panique donc à la direction de l’hotel, q...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/06/2009 19:49
bazylou
(
09/06/2009 23:02)
- tsy tafavoka ry manandafy and co!!
- HO avy ny fanesorana ny ambasdera rehetra !!
- NY us lasa nilefa hono manohana an'i Peau rouge.lery fa nanao negociation hono izy e!!
- Ry tim manao negociati...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/06/2009 09:12
tgvravalo
(
09/06/2009 22:51)
Sniff
tchroufff
sao dia mba diso lakile nareo fa vohay ny tranonay an sa vovisdin i noue koa nareo
sniff
tchroufff
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) ...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/06/2009 22:14
cyril
(
09/06/2009 21:59)
Fa angaha moa mila miaro tena be elah ry andrywui satria raha be fiarovana eo elah de vao maika lalaoviko fa raha tsy miaro tena elah de resy be ,ka haninona ha ha ha...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/06/2009 17:47
