i palitao gris

1. xxx ( 09/06/2009 08:17)
Tsy tadidiko r'reto fa nisy resaka momba ilay palitao gris zay tato fa tsy hitako intsony zao ilay izy. T@ gazety t@ faran'ny herinandro iny za nahita ny sariny fa lasa izy hono no prezy ireo solon-tenan'ny maty sy naratra t@ilay 07/02 iny.
dia gaga za we iny indray leiry fa nipoitra e!
novalian'i xxx ny 09/06/2009 21:23
2. xxx ( 09/06/2009 09:11)
i jao no anaran'i lery iny depute antsohy toa hoe lasa nanao artiste hono lery
http://www.dailymotion.com/relevance/search/moumousse/video/xucib_moumousse-tsaiky-metisy
3. Noue ( 09/06/2009 10:48)
oe voatifitra teo @ fitombenany ve ???
4. andrywui ( 09/06/2009 13:44)
inona no hidiran'i moumousse amzany e !! i moumousse anie le niara nihira tamin'i tianjama taloha ee (regarega ) ka inona no hidiranle palitao gris eo ?? sa de tenitenenina fahatany fotsiny ny an'ny tim and co
5. xxx ( 09/06/2009 21:23)
Marenina lesy fa elah no mpanompa an'i penguin tambawak io kay elah no tena tambawak ry andrywui ha ha ha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0372