Politika

bazylou ( 03/06/2009 22:02)
fa tsy mety ary efa voaozona i Mdagasikara hanara dia an'i LAfrantsa!! MAda tsy misy frantsay dia mada tsy miexiste re tompoko o!!! Na inona kozy eo na inona kozy eo, dia tsy maintsy eo foana ny fr... tohiny
novalian'i sakaymena ny 05/06/2009 08:14
Rajakoo ( 03/06/2009 19:02)
Mamo miantso polisy anie lay bandy é, mampihomehy be, Ny mpanompa sy mpanao copie coller ndray ato no mitady rariny Aleo elah faizana any hatsapan'elah fa favy zany tsy manopa mpitsikera zany MAMO... tohiny
novalian'i xxx ny 04/06/2009 22:40
milamm ( 03/06/2009 17:46)
ity lahatsoratra ahitana ity haiteny politika notsongaina tao anaty ilay boky "Ranitra",nosoratany Elie Rajaonarison,dikanteny malagasy nataon'i Patrick Rakotolahy Madagasikara... Kanto noho ny ka... tohiny
novalian'i milamm ny 04/06/2009 21:44
Noue ( 03/06/2009 15:15)
[URL=http://img197.imageshack.us/my.php?image=billethatdakar.png][IMG]http://img197.imageshack.us/img197/521/billethatdakar.png[/IMG][/URL] ary fa dia naninona no nanodina avion ho any Paris sa sai... tohiny
novalian'i fijo ny 04/06/2009 21:08
penguin ( 03/06/2009 14:56)
Tsy migadra izany izy fa rehefa tsisy migadra dia samy afaka daholo. Izay no atao hoe samy miala zanako. Mopera vaky damozana io ry le leiry é. =)) =)) =)) . Tanànan'ny be olomanga koa samy mifamp... tohiny
novalian'i fijo ny 04/06/2009 21:02
xxx ( 03/06/2009 12:21)
4 ans de prisons ferme pour RAVALO + 60 milloins de dollars de dômages et intérets ! Handoa io vola io ve i dada ? 8O ... tohiny
novalian'i fijo ny 04/06/2009 21:23
hery ( 03/06/2009 11:40)
[ampiakariko kely ilay dinika] Anisan'ny zavatra himatimatesanay ka nahatonga anay tapa-kevitra ny hiroso amin'ny fifidianana manaraka io dia ny fanatsarana ny ambanivohitra indrindra indrindra. Ts... tohiny
novalian'i rodro ny 10/06/2009 13:42
andrywui ( 03/06/2009 10:15)
esory ndray ARY FA OTRITY LE IRAY TEO ! ny an'i hery de ny higafy eto foana no mba hainy ! na tian'i Hery na tsia dia J-5 anio ! zany hoe amin'ny alatsinainy izany raha lé tena andro aradalana... tohiny
novalian'i fijo ny 04/06/2009 21:14
halloween ( 03/06/2009 09:08)
Raha samy hano TIM daholo hianareo mianakavy de hianareo irery zany no hifandrotsirotsy eto ?? tsaratsra raha averinao le dinika natsangan'i andrywui ry hery fa lasa manamaivana le demokrasia eto ... tohiny
novalian'i fijo ny 03/06/2009 20:47
andrywui ( 03/06/2009 08:56)
maninona no nofafana ny dinika hatsanganay le !!! MISY DEMOKRRR VE ETO SA TSIA ? ZAY NY FANOTANIANA VOALOHANY FAHAROA TSY NISY RESAKA NITIFITRA ANAREO ANIE TAO E KA MANIONNNN NO VONOINA NY DI... tohiny
novalian'i atonamia ny 05/06/2009 06:30
Noue ( 03/06/2009 07:50)
[URL=http://img193.imageshack.us/my.php?image=painp.jpg][IMG]http://img193.imageshack.us/img193/7163/painp.jpg[/IMG][/URL] [b]Plus de farine et de pain à Madagascar[/b] [size=70][color=green][b... tohiny
novalian'i fijo ny 03/06/2009 20:58
bozyboleta ( 03/06/2009 07:38)
Dia mbola sahy hilaza inona amin'izao reo mpanara-drenirano? Efa tsy tahotra tsy henatra mihitsy le jly mararison mangalatra. [url]http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=26898[/url] ... tohiny
novalian'i fijo ny 03/06/2009 21:05
essera ( 03/06/2009 07:37)
Any amin'ny lohatenin'ny dinika d efa teny ratsy no miainga. TEGEVE moa izany no resahina eto satria http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4a25aa139910d 2. [u]Momba ny fitondrantena... tohiny
novalian'i essera ny 03/06/2009 11:59
penguin ( 03/06/2009 06:09)
Asa raha hotohizana ity sarisarin'endrikin'ny Lapan'ny Tanànan'Antananarivo nilokalokan'ny andry tgvendrana satria atsy ambadika milaza fa manomana ny Repoblika faha-4 no andraikitry ny Tetezamita tg... tohiny
novalian'i fijo ny 03/06/2009 21:09
essera ( 03/06/2009 06:04)
Raha ny vaovao izay heno sy hita tany amin'ny trano-kala iray moa izany dia averina eto hoe : "Olona an'arivony no nitsena an'i Andry R tany Dakar nanao fihetsiketsehana tsy manaiky ny fijoroan'ny ... tohiny
novalian'i essera ny 03/06/2009 11:58
Noue ( 03/06/2009 06:02)
tsy azoko mahintsiny ity ataon'rinah ity eee ! efa impiry zay no voaroka tao @ ambasady tao dia mbola mitohy hatrany ny tsy fisainany, manalabara-tena mahintsiny sady manalabaraka ny malagasy :evil: ... tohiny
novalian'i xxx ny 04/06/2009 14:45
benkintana ( 03/06/2009 00:36)
Teny Roissy d'efa nampilaza ny tao @ tgv tana ny vol AF nandehanany Naraiko hatreny courbevoie Nomeko ny tahamaina fa saika hanompa Nampatsiahivoko azy kely reny fanaony reny koditra be fa nivalo m... tohiny
novalian'i fijo ny 03/06/2009 21:17
bazylou ( 02/06/2009 23:22)
Mafy ty be hambom po fa lasa humilié ho azy ihany. Ny vava tsy atao be ny mamerina azy no tsy laitra. Aiza re le vava nataon ny tim tamin dratsiraka sy ny arema e, zao lasa manambitamby azy. Lavitra... tohiny
novalian'i fijo ny 03/06/2009 21:25
cyril ( 02/06/2009 22:48)
Fa ahoana leity andrywui a sady tsy tonga fotoana elah no mbola mitoraka lafarinina ndray :-D :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i fijo ny 03/06/2009 21:18
fijo ( 02/06/2009 21:43)
dia mahereza mandoa hetra ry naritsimba sy ny namany ,fa toa tsy hoampy ny saosy raha 10 000€ ny kaly indray alina an.hummmmm milay le revy ka. tsy manao ratsy izy fa rehefa voky ve izy tsy han... tohiny
novalian'i fijo ny 04/06/2009 21:25
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2047