Misy olona arovana ve ato am serasera.org

1. essera ( 03/06/2009 07:37)
Any amin'ny lohatenin'ny dinika d efa teny ratsy no miainga. TEGEVE moa izany no resahina eto satria http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4a25aa139910d

2. Momba ny fitondrantena
- Azon'ny tsirairay atao kosa anefa ny mandefa fitarainana momba ny toetra ratsy ataon'ny namana iray. Raha voamarina izany dia esorina tsy ho namana intsony izay ninia nanao hadisoana. Ny hafatra mandeha moa dia azon'ny mpitantana ny manala azy araka ny fitsipika voalaza etsy ambany.
- Ny fitarainana mety hanesorana namana ao anatin'ny lisitra, raha voamarina, dia ny fanopana na fanozonana ny namana hafa, ny fandefasana sary na teny maloto amin'ny namana, ny fametrahana teny maloto na sary maloto ao amin'ny mombamomba ny namana.
- Ny namana mametraka sary na teny mamoafady manafintohina ny namana hafa dia esorina tsy ho namana intsony ary tsy afaka miverina ho namana vaovao intsony.
- Ny fitarainana rehetra momba ny takelaka dia azonao alefa amin'ny hery@serasera.org na koa alefa mivantana amin'ny mpandrindra ny serasera.org dia ny webmaster@serasera.org.
- Ny fahendrena malagasy no entina mifampitondra ato amin'ny namana ka matoky ny fahendren'ny namana tsirairay avy.

Ka raha ohatra moa izany autorisé foana i TEGEVE dia aleo hampiseho ny toetra ratsiny daholo ny mpisera ato sa ahoana Rahery
novalian'i essera ny 03/06/2009 11:59
2. lanto ( 03/06/2009 08:18)
Ity dinika ity izao dia voavaky niaraka tamin'ilay dinika itarainanao. Ny haingana kokoa raha misy zavatra maika dia ny mandefa hafatra amin'ny mpandrindra manokana ilay dinika e! :wink:
3. andrywui ( 03/06/2009 08:51)
Ity dinika ity izao dia voavaky niaraka tamin'ilay dinika itarainanao. Ny haingana kokoa raha misy zavatra maika dia ny mandefa hafatra amin'ny mpandrindra manokana ilay dinika e!


ESSERA TANDREMO ELAH LETSY FA HERY IO MODY ZAZA IO FA MANAFIKOHO FOTSINY IO !! avoahy eto ze tavan'arosy ra essera fa misy mizana tsindrian'ila zany ny tanana a !! FADIO NY MIVADIKA TIM NA ATAONY INNNN NA ATAO INNN ha ha ha ha !!! tsisy teritery zany tsony ! tamin androndravalo zany fa zao demokrrrr be zao tsony
4. hery ( 03/06/2009 08:53)
essera> toa tsisy nin nin ilay jereo eto? :-)

5. andrywui ( 03/06/2009 08:57)
AVERENO LAY DINIKA NATSANGAKO TEO HERY FA MISY VE NY DEMOKRASIA ETO SA TSIA E ??

ANAO NO MAMALY !!!
6. hery ( 03/06/2009 08:59)
andrywui> Efa mianatra ny fanaon'ny TGV koa :-)
7. halloween ( 03/06/2009 09:02)
ANDRYWUI EFA LASA FA LAGY FA ZA NO GAGA AMIN'NY TENA ADINAO ZANY RY NGAHY !!

HAY VE !! TSY LAITRA ANGAH LERY SA MAHERY VINTANA NO VONOINA NY HEVITRA ATSANGANY ??
8. ifiona ( 03/06/2009 09:11)
ahoana aki ty tezitezitra vao maraina ty ry wiwi kely

:roll: :roll:

:-*

tsiky dia ampy e!
9. halloween ( 03/06/2009 09:18)
andrywui> Efa mianatra ny fanaon'ny TGV koa


tsy mianatra ny fanaon'ny TGV mihitsy i andrywui fa TGV 100% fa tsy any ny resaka !! avereno ny dinik'olona fa afabaraka be eo ngah !!
10. essera ( 03/06/2009 09:31)
D iza izany ry zalah no namafa an'ilay dinika teny ratsy navoakan'i TEGEVE fa raHery miteny hoe tsy izy no namafa an'azy. Sao d mba miasa ao koa aza TEGEVE fa iny espion hatrany akibon-dreniny mantsy.

11. halloween ( 03/06/2009 09:36)
Tsy mahalala an'i hery ?

ze havako ihany ny azy e , petsa ny TGV fa manomboka ny teritery !

vao maika anefa lety ataovy mirefotra any reto TIM kely demony be teny ratsy reto a !
12. essera ( 03/06/2009 09:51)
Tsy misy miala izany eo ltia. Ataovy haza lambo i TEGEVE raha vao mipoitra eo fa tsy mahalala fomba. Jereko isan'andro eto iny raHery fa vantany vao mivoaka eto d misy fitongilanana izay a.
13. halloween ( 03/06/2009 09:56)
ka i Hery anie hon lety ry Essera hanao fitongilanana eto manomboka izao e !! angah tsy hitanlah io koziny ao ambony ao io !

-izy hono no Cdt Charles2 eto amin serasera zao !

raha izany de tokony ho amporiatina any ko ireo TIM mivorivory tsy nahazo alalana eo amin Magro ireo fa manelingelina ny filaminambahoaka lé !

aleo alefa ko zany filazana fa samborina ze mivorivory tsy nahazo alalana na aiza na aiza ato anatin'ny 1taona !



14. essera ( 03/06/2009 11:59)
RaTEGEVE ihany aloha no fantatro fa anaovana andrimason-mpisera fa tsy andrimasom-pokonolona.


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0518