Politika
bazylou
(
31/05/2009 22:57)
Fa inona loatra re olona no ozona manjoa ireto mpanohana an-dravalomana ? Tapaka marina ny budget ka zao voa ho lasa 4mi d'an-dafy !!!!!
- kobakam bava sy fandranitana tanteraka 100% ireny ataon'i...
tohiny
novalian'i xxx ny 02/06/2009 17:59
08051972
(
31/05/2009 19:55)
[url]http://[/url][url]http://www.savineslelac.com/blog/labels/maison%20de%20retraite.html[/url]
IO MISY POROFO IRAY MBA HISAINANTSIKA HOE INONA NO SOA AZONTSIKA T@ FANJANAHANTANY ? RY ZAREO NANAGANA...
tohiny
novalian'i xxx ny 01/06/2009 16:07
xxx
(
31/05/2009 19:34)
Nareo mtsamy rehefa hitanareo fa tena iva be le raison politika entinareo
mitsamy eto dia tsaratsara aminareo ny tsy miditra resaka politika eto fa
misy betsaka ndray anefa azonareo idirana fa...
tohiny
novalian'i xxx ny 01/06/2009 20:54
bazylou
(
31/05/2009 18:55)
izany isika ry gtt fa tsy hisy hanaiky eto an!!! :roll: :roll: ...
tohiny
novalian'i 08051972 ny 31/05/2009 19:50
xxx
(
31/05/2009 18:50)
Andry RAJOELINA nargue le peuple, en effet ce dernier a atterri en cachette à Paris vendredi soir via un avion AIR FRANCE. Sauf qu'il a sous estimé la diaspora malgache très nombreuse, le fil en ai...
tohiny
novalian'i essera ny 05/06/2009 05:12
xxx
(
31/05/2009 18:41)
Nanomboka tao Dakar ka hatreo @ aéroport CDG androany alahady dia tsy namelan ny GTT mihintsy Atoa Andry Rajoelina , nahita atao ihany aloha ireto pro Ravalo ireto e!....
tohiny
novalian'i fijo ny 02/06/2009 21:26
xxx
(
31/05/2009 14:29)
efa tafiditra sy tafapetrka ireo miaramila hitandro ny filaminana manomboka avy any tamatave ao foulpointe. hita eo ny tohiny ary matanjaka ara logistique izy ireo fa manana helicoptera 50
dia lasa ...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/06/2009 21:30
xxxy
(
31/05/2009 14:22)
toa tsy nokitihina ireo miaramila frantsay ao ivato fa naninona nefa tena feno capsata bedebe teny sa zone rouge koa no ao ivato amin ny aéroport ao
:/ :/ :/ :/ :/ :/ ...
tohiny
novalian'i xxx ny 31/05/2009 19:31
xxx
(
31/05/2009 13:52)
Marary hono i Rtsiraka , dia manao crise de parkinson ,miampy ny taona mandroso.Mipipss am-pataloha foana hono izy isan' alina , dé asina couche xxls ,dé mtady nono @ maman celine fôna isaky ny te...
tohiny
novalian'i bazylou ny 31/05/2009 21:57
halloween
(
31/05/2009 10:12)
mazava zany letsy !!!...
tohiny
novalian'i benkintana ny 03/06/2009 18:30
xxx
(
31/05/2009 10:03)
Andry RAJOELINA nargue le peuple, en effet ce dernier a attéri en toute discrétion à Paris vendredi soir via un avion AIR FRANCE. Sauf qu'il a sous estimé la diaspora malgache très nombreuse, le ...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/06/2009 21:37
RanOBe
(
31/05/2009 08:06)
Hoy i RA-8 !
Indro indray omena anareo ny antso nataon'i Marc Ravalomanana androany alakamisy 28 mey 2009 tao amin'ny radiô fahazavana.
Ry vahoaka malagasy tia tanindrazana izay mijoro sy mitaky ...
tohiny
novalian'i belakely ny 02/06/2009 00:25
rajy
(
31/05/2009 07:19)
na inona lazainareo eo tsy miova ny hevitro fa tsy tafavoaka izany io HAT io , jereo izao ny ariary ohtrinona? . maninona raha mamorona societe tahaka an-rda8 raha mahavita fa tsy efa ny teo indray no...
tohiny
novalian'i xxx ny 31/05/2009 18:19
Noue
(
30/05/2009 20:15)
Ahoana io eee ?? dia mbola misy sahy milaza ihany ve oe [b]OK ??? [/b]
http://www.youtube.com/watch?v=XaencsNA9Mk...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/06/2009 21:34
xxx
(
30/05/2009 17:50)
osy e! osy e!
ONU e! ONU e!
TIKO e! TIKO e!
ALMA e! ALMA e!
SADC e! SADC e!
ôtrisy e! ôtrisy e!
sampy e! sampy e!
Tabera e! Tabera e!
la pont e! le pont e!
rameva e! rameva e!
...
tohiny
novalian'i xxx ny 02/06/2009 13:41
xxx
(
30/05/2009 17:15)
ګ Ravalomanana 3
Õێíڭښڵ íÊ ÈÕ ÆÔÓÞ í ÙÎ ÚØÕÚ ÖÖÛ ÞÔÞÚØ Õۑۍۑ ګڭڷڬ ڭښ...
tohiny
novalian'i belakely ny 02/06/2009 00:29
08051972
(
30/05/2009 13:11)
Efa mazava be zao fa samy tia an'i Madagasikara daholo ny Malagasy eny fa na dia eo aza ny fahasahiranana ara-bola mianjady @ tsirairay na ny TIM sy ny mpanohan'azy na ny HAT sy ny mpanohan'azy! Nefa ...
tohiny
novalian'i xxx ny 30/05/2009 17:59
essera
(
30/05/2009 09:21)
Salii daholo,
Tena kofona mihitsy i Fetison tao am MATV ho an'izay nahita ny fandaharana RESABE. Tena kobo be tao izany hoe manana mauvaise foi ny TIM tamin'ilay nitsoaka an-daharana tao am carlton...
tohiny
novalian'i xxx ny 31/05/2009 20:24
halloween
(
30/05/2009 09:02)
hamoaka didimpanjakna handrva ny antoko tim ny HAT ato ho ato fa be loatra ny fandikandalàna ataony araka ny fanapahakevitry ny ministra omaly hariva ! ho nofy sisa zany ry noue zany tim zany fa de m...
tohiny
novalian'i xxx ny 30/05/2009 17:45
andrywui
(
30/05/2009 08:56)
Lasa aferampiorenen'ny TIM rehetra sy problemmmm be aminy ity resaka ity !
hanomboka tsy ho ela ny fety ka mihomana daholo !!
-ny sur aloha de tsy misy charles miakatra eto amion seraseera fa ny ot...
tohiny
novalian'i rakaroka ny 30/05/2009 18:07
