Politika

Noue ( 28/05/2009 12:51)
:-D :-D :-D :-D :-D kay tsy nisy na dia iray aza mahavita ny asan'i Vola Razafindramiandra dia aleo izy no naverina eo @ toerany eee! May may ery manala olona eo @ toerany ny FAT(Y) nefa zao... tohiny
novalian'i fijo ny 28/05/2009 22:07
ronaldo09 ( 28/05/2009 12:03)
Tsy misy Ravalomanana miverina izany eo na hivadika ho lanitra aza ny tany ,afaka matory eny amin'ny Magro ialahy isany ry vendranosy ,afaka mitabataba sy mandany kaloria ihany koa fa tsy maninona f... tohiny
novalian'i fijo ny 29/05/2009 21:42
08051972 ( 28/05/2009 11:06)
Araky ny efa nosoratako teto ary mbola averiko eto indray fa misy ambadika pôlitika ao @ io reportage io ! Manainga antsika Malagasy tsy vaky volo aho mba ho mailo fa tadiavin'ny firenena matanjaka h... tohiny
novalian'i 08051972 ny 29/05/2009 11:49
andrywui ( 28/05/2009 10:13)
[b]JOUR sans date[/b] [b] J-[/b] [u]firy anio ry Mirana ?[/u] za tsy hiteny tsony manko fa sao bedindry zalah ato ndray oe io ndray fa hanisa andro ! hi hi hi ! fa za mikaonty ato andohako an !... tohiny
novalian'i andrywui ny 28/05/2009 15:35
tafondro ( 28/05/2009 10:03)
Tsy h o afa- bela i Mada raha tsy mandray fepetra momba ny PIB haingana dia haingana ! http://www.lepoint.fr/actualites/2009-05-28/la-crise-aggrave-la-situation-des-droits-de-l-homme/1037/0/347158 ... tohiny
novalian'i fijo ny 28/05/2009 22:19
xxx ( 28/05/2009 09:20)
hiakatra ny karaman'ny miaramila malagasy dia ahoana kosa ny karaman'ny mpiasa mpanjakana hafa toy ny mpamianatra,docteur,mpikaroka,mpiasa mpanjakana madinika mampadeha izao admistation izao.... tohiny
novalian'i fijo ny 28/05/2009 22:22
ravalotgv ( 28/05/2009 07:39)
Madagascar: une société indienne compte louer plus de 500 000hectares de terre Lu dans le Monde.fr ce jour. "Varun ? C'est un arbre, non ?" Réfugié sous un abri alors que des trombes d'... tohiny
penguin ( 28/05/2009 05:59)
Manazava tsara ny mpandraharaha fa tsy mety ny hevitra hitazonana ny lanjan'ny ARIARY. Nazavain'ny mpandraharaha ihany koa ny fahavoazan-dreo nohon'ny filatsahan'ny sandan'ny ARIARY mihoatra amin'ny E... tohiny
novalian'i fijo ny 29/05/2009 21:38
bazylou ( 27/05/2009 23:12)
tsy ho tafaverina mandrakizay!!! :-D :-D :-D 27/05/0920h00"Le retour de Marc Ravalomanana au pays est impossible et non négociable", tel a été le propos de Andry Rajoelina aujourd’hui face... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 28/05/2009 12:08
bazylou ( 27/05/2009 22:55)
Misisika mafy ny hivory any USA i dadakely fa tsy manaiky ny any. Ary toa tsy mba invité any kosa nedala kanefa Président élu démocratiquement par système D. Fantatrareo moa fa ao amin'ny sa... tohiny
novalian'i fijo ny 28/05/2009 22:30
Noue ( 27/05/2009 19:57)
[URL=http://img36.imageshack.us/my.php?image=p1110695.jpg][IMG]http://img36.imageshack.us/img36/51/p1110695.jpg[/IMG][/URL] [size=80][color=green][b]On ne va pas parler de négociations. Parlon... tohiny
novalian'i fijo ny 29/05/2009 21:40
kidoropamba ( 27/05/2009 19:15)
1300 ny tanindrana nogadrain-dRavalo t@ 2002, ary 8 Merina. 120 ny vehivavy tanindrana nataon'ny TIM ankeriny t@ 2002 300 ny tanindrana nataony sesi-tany t@ 2002 10 ny manamboninhitra novonoiny tao... tohiny
novalian'i fijo ny 28/05/2009 22:40
fijo ( 27/05/2009 18:49)
Samedi Rouge du 7 février 2009 La principale machination machiavélique des TGVistes a été le Samedi Rouge du 7 février 2009 au Palais d'Etat d'Ambohitorohitra (voir reportage Photos) Il fal... tohiny
novalian'i fijo ny 28/05/2009 22:34
xxx ( 27/05/2009 18:25)
IZAY MAHATSAPA TENA FA TENA MALAGASY REHETRA MIADY AMIN'NY FANJANAHANTANY ISIKA IZAO VVS... tohiny
novalian'i fijo ny 27/05/2009 20:48
lema ( 27/05/2009 17:37)
mba tanisao ze mahalala ny harena an'i ravalo hazony sy ny halatra nataony teo @ fitondrana mba ho hitan'ireo zé mbola miaro azy ny zavatra tsy mety nataony... tohiny
novalian'i xxx ny 28/05/2009 06:25
kidoropamba ( 27/05/2009 15:48)
Tokony mba mibaboka ny heloka vitany amin'izay Ravalo fa TSY MANAO VAVA MAIMBO eran'izao tontolo izao io. Farafaharatsiny tokony mba manana "humilité" ity rangahy ity raha te hiverina an-tanindrazana... tohiny
novalian'i andrywui ny 28/05/2009 10:37
KALACK ( 27/05/2009 15:24)
-Efa hita ny lalan-kizorana ankehitriny ! -Efa miha mazava ny dian'ny Firenena fa manaiky ny Fitondrana vaovao daholo ny Firenenadehibe ny ankabeazany ! -Efa hidina koa fa kely sisa étape lalov... tohiny
novalian'i xxx ny 28/05/2009 10:09
xxx ( 27/05/2009 15:02)
[b]Mpandefa : cyril [ Valio ] 26-05-2009 23:35:40 Lohateny : Ahoana no fanamboarana TGV Nahazo mailaka efa 300 aho manontany hoe ahoana no hatao hanamboarana ny TGV ??? Tsotra kely ; Ohatra m... tohiny
novalian'i andrywui ny 28/05/2009 10:41
tafondro ( 27/05/2009 12:09)
[url]http://tempsreel.nouvelobs.com/actualites/international/asiepacifique/20090527.OBS8197/la_coree_du_nord_a_procede_a_de_nouveaux_tirs_de_missil.html[/url] [url]http://www.rfi.fr/actufr/articles/1... tohiny
novalian'i fijo ny 27/05/2009 20:10
kidoropamba ( 27/05/2009 11:58)
Toa tsy misy intsony ny vono olona tato ato satria voasambotra Manandafy, lany vola ny tao Magro ka na ny sônô aza dia tsy nisy carburant. Miady an-trano ny "légany" (legaliste io) ka misy ny te ha... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3023