vita hatreo nya min'i le8 e!!!
1. bazylou
(
27/05/2009 23:12)
tsy ho tafaverina mandrakizay!!! :-D :-D :-D
27/05/0920h00"Le retour de Marc Ravalomanana au pays est impossible et non négociable", tel a été le propos de Andry Rajoelina aujourd’hui face aux journalistes.
vive tgv!!

novalian'i ronaldo09 ny 28/05/2009 12:08
3. xxx
(
28/05/2009 05:15)
efa mankahery tena sisa ve ry bazylou an,ny tantara politika lesy mitohy an,izay no aha vendrana an lahy :-D :-D :-D
4. essera
(
28/05/2009 05:26)
Ampinano les boay kely MBA HO tadidiny hoe izy no nanao an'ilay :
[center]KELY TSY MBA MAMINDRO[/center]
[center]KELY TSY MBA MAMINDRO[/center]
5. naritsimba
(
28/05/2009 05:56)
Raha miverina iny dia mamono tena, saingy indrisy fa aleoko dieny izao dia manangona fonosana Marna Gold hamonosana ny fatiny, dia boatin'yaourt no atao famangiana, ary asiana lohan'osy eo ambonin'ny fasana ilevenany.
6. penguin
(
28/05/2009 06:03)
Tsy vita izany io ary tsy milamina eto hatramin'izao hoy andry tgvendrana satria tsy mbola afaka miasa izahay tgvendrana fa "mi-gérer ny crise fotsiny hatramin'izao". Tenin'i andry tgvendrana omaly io teny amin'ny Fikaonan-dohan'ny miaramila.
7. xxx
(
28/05/2009 06:05)
naritsimba:tena deçu be mints zah am naritsimba , hay ve tahakizao ianao eh ? soahiany fa tsy tahaka anao daholo ny olona mpaneho filazantsara am hira sy dihy ....
Raha miverina iny dia mamono tena, saingy indrisy fa aleoko dieny izao dia manangona fonosana Marna Gold hamonosana ny fatiny, dia boatin'yaourt no atao famangiana, ary asiana lohan'osy eo ambonin'ny fasana ilevenany.
:( :( :( :( :(
8. ravatorano
(
28/05/2009 06:07)
sarotra ny maminavina ny mbola ho avy amin 'ilay hoe tsy "tafaverina "mandrakizay" ary "mamono tena" satria haitsika ihany ny fivadibadiky ny mpanao politika eto,anio izy manompo an itsiranana,avieo lasa nanaompo an 'i deba d nanompo an'i zafy d niverina tamin 'i deba indray ary tsy hadinony ny nandady tamin'idada ary nialany reefa tonga rajoelina !
sarotra wa !
amiko tokony hiverina izy mba hahalalana ny tena marina momba ireo fananany ireo sy izay rehetra hiampagan'ny HAT azy satria raha tavela any lery dia ho afa-maian koa ange ireo niara dalana taminy e satria mora ny mamaly hoe baiko nomen'i dada io na hoe alefaso any amin'i dada daholo ny rihitra fa zaay hanompo anareo HAT !
amizay koa mba tsy honohono na resabe ilay hoe ravalomanan daholo no nanao izao sy nahatonga izao fahantrana izao !
raha toa voaporofo marina dia tsaraina amin'ny fitsarana tsy mitongilana izy ary raha meloka dia mibaby ny sazy izay azony !
izay ihany ny hitako fa "norme" kle

9. xxx
(
28/05/2009 06:17)
xxx:
naritsimba:
Raha miverina iny dia mamono tena, saingy indrisy fa aleoko dieny izao dia manangona fonosana Marna Gold hamonosana ny fatiny, dia boatin'yaourt no atao famangiana, ary asiana lohan'osy eo ambonin'ny fasana ilevenany.
tena deçu be mints zah am naritsimba , hay ve tahakizao ianao eh ? soahiany fa tsy tahaka anao daholo ny olona mpaneho filazantsara am hira sy dihy ....
Aleo ho azy ny azy fa aza mitsara azy ambony ihany ianao.
Raha ny ahy koa dia aeo zy miverina miaro ny tenany @ fiapangàna marobe azy ireo sy ny momba ny orinasany
10. penguin
(
28/05/2009 06:28)
Aza manao xxx izany fa mijoro amin'ny hevitrao. tgvendrana hatramin'izao mbola tgvendrana koa inona no hiafenana xxx. Ravalomanana tsy mbola vita izany.
11. ravatorano
(
28/05/2009 06:49)
efa vita amin'ny ampahany koa aloah i ravalo ra peng ah
kozy e ! efa mipatitika be ny zanany amizao na d misy aza ny miverina ilalana indray toa ireo parlemantera efa dahy nilaza fa voafitak'i J.Sylla :-D
xxx < manala zay lery io e fa tsy d izany loatra.Eto koa ange afangaron dry zalahy ny fanalana sy ny tena kozy e d tsy hay tsony

12. penguin
(
28/05/2009 07:25)
hahaha samy mifanala io radada fa izay marary fo sy fivery fihinanana amin'ny tsy izy aleo hiditra hopitaly eo.
13. naritsimba
(
28/05/2009 07:56)
Hoy xxx>
Ohabolana 26:4-5 Aza mamaly ny adala araka ny hadalany, Fandrao mba adala tahaka azy koa hianao.
Valio ny adala araka ny hadalany, Fandrao dia manao azy ho hendry izy .
Io no hamaliako anao ry xxx, tsy misy terena hanaraka ny hevitro sy ny fisainako, fa ny ahy rehefa marina dia marina. Nanao hadalana Ravalomanana ka mendrika azy ny voasoratra hoe:
LIOKA 17:1-2
1 Ary hoy Jesosy tamin\'ny mpianany: Tsy maintsy ho avy ny fahatafintohinana; nefa lozan\'izay olona mahatonga izany!
2 aleo anantonana vato lehibe fikosoham-bary ny vozony, ka atsipy any an-dranomasina izy, toy izay hahatafintohina na dia ny anankiray amin\'ireo madinika ireo aza.
Ny madinika voalaza eo ange dia ireo izay tsy mba manana mpiaro eo anatrehan\'ny herin-dravola, ka dia tsy misy azony natao afa-tsy ny niantso tody, satria misy farany ny zavatra rehetra.
Firy moa no nizaka ny tsieran\'ny ainy ny malagasy maro t@ fitondran\'ny Ravalomanana saingy sodokan\'ny hoe : mivavaka sy mitoriteny ilay noheverina ho mendrika, hay amboadia nitafy hodi-janak\'ondry.
tena deçu be mints zah am naritsimba , hay ve tahakizao ianao eh ? soahiany fa tsy tahaka anao daholo ny olona mpaneho filazantsara am hira sy dihy ....
Ohabolana 26:4-5 Aza mamaly ny adala araka ny hadalany, Fandrao mba adala tahaka azy koa hianao.
Valio ny adala araka ny hadalany, Fandrao dia manao azy ho hendry izy .
Io no hamaliako anao ry xxx, tsy misy terena hanaraka ny hevitro sy ny fisainako, fa ny ahy rehefa marina dia marina. Nanao hadalana Ravalomanana ka mendrika azy ny voasoratra hoe:
LIOKA 17:1-2
1 Ary hoy Jesosy tamin\'ny mpianany: Tsy maintsy ho avy ny fahatafintohinana; nefa lozan\'izay olona mahatonga izany!
2 aleo anantonana vato lehibe fikosoham-bary ny vozony, ka atsipy any an-dranomasina izy, toy izay hahatafintohina na dia ny anankiray amin\'ireo madinika ireo aza.
Ny madinika voalaza eo ange dia ireo izay tsy mba manana mpiaro eo anatrehan\'ny herin-dravola, ka dia tsy misy azony natao afa-tsy ny niantso tody, satria misy farany ny zavatra rehetra.
Firy moa no nizaka ny tsieran\'ny ainy ny malagasy maro t@ fitondran\'ny Ravalomanana saingy sodokan\'ny hoe : mivavaka sy mitoriteny ilay noheverina ho mendrika, hay amboadia nitafy hodi-janak\'ondry.
14. xxx
(
28/05/2009 08:28)
ry naritsimba tony izany ilay atao amin'ny oe mpivavaka alahady ,mpangalatra akoha alatsinainy!
môlamôla ery mamoaka teny soratra_ masina sy zao rehetra izao nefa lelahy lehibe tsy amantsaina!

15. xxx
(
28/05/2009 08:54)
naritsimba:
Raha miverina iny dia mamono tena, saingy indrisy fa aleoko dieny izao dia manangona fonosana Marna Gold hamonosana ny fatiny, dia boatin'yaourt no atao famangiana, ary asiana lohan'osy eo ambonin'ny fasana ilevenany.
Ka zao kosss anie ranary no tsss maataff an' lé kôzinao é !
" manangona fonosana Marna Gold hamonosana ny fatiny, dia boatin'yaourt no atao famangiana, ary asiana lohan'osy eo ambonin'ny fasana ilevenany."
Tss tena trop loatra vé lay feezanteny ?? sa kosa aônnn ??
Raha nisy ratsy vitany , dé tss ny fasan- drazany no ndéha anaovanao ota fady ??? sa aônn?
:?: :?:
16. xxx
(
28/05/2009 08:59)
"naritsimba":mino zah fa na de bdb aza ny zvt tsy nety nataonao de tsy ohatran'zao ny zvt ho ataon'ny oul anao refa rahatrizay....tsy momba an ravalomanana zah fa kosa efa nahatsapa tena izy fa nanao fahadisoana ary nifona tam oul...
Raha miverina iny dia mamono tena, saingy indrisy fa aleoko dieny izao dia manangona fonosana Marna Gold hamonosana ny fatiny, dia boatin'yaourt no atao famangiana, ary asiana lohan'osy eo ambonin'ny fasana ilevenany.
de aza mitsara mba tsy ho tsaraina , surtout aza mamaly ratsy ny ratsy...oul ndehibe enao ka mahafantatra tsara an'io.... Tena tsy nampoziko we naritsimba niteny an'io volaza etsy ambony io....jereo fts ny voatsipinao anaty baiboly de jereo ny zvt lazainao...
17. xxx
(
28/05/2009 09:21)
xxx:
ry naritsimba tony izany ilay atao amin'ny oe mpivavaka alahady ,mpangalatra akoha alatsinainy!
môlamôla ery mamoaka teny soratra_ masina sy zao rehetra izao nefa lelahy lehibe tsy amantsaina!
Je dirai méme plus ! Mankaleo be
Ny tsy fitiavana an-dRa8 no zava-dehibe fa ny fahorian'ny vahoaka tsy misy antony aminy nefa Andriamanitra no dradradraina tahaka ny inona. Hadinin'Andriamanitra @ ireo teny lazaina ireo fa aleo hanao ihany
18. andrywui
(
28/05/2009 09:39)
miditra koudetety foana kou ry penguin na efa midona aza ,tsy tafa tsony io pengx a! aleo letsy miainga bandy hafa fa vovoka izy ka hody vovoka inadray a, misy ferapara ao
19. naritsimba
(
28/05/2009 10:13)
hoy xxx
Nisaina an'izany ve izy dia ny tany misy ny fasan-drazanay sy ny trano nataon'ireo ray aman-dreniko no sahiny nomena ny sinoa, soa anefa fa tafala teo izy.
Ho ahy indray dia ao Andriamanitra mahita ny ato an-tsaiko sy ny ato am-poko, tsy mbola nanao ratsy ary tsy hisaina ratsy, ary tsy hanao ratsy @ hafa mihitsy aho, satria fantatro fa loza no hanjo ahy, fantany izany nefa maninona no mbola nataony?
mbola hoy ihany xxx
Amiko tsy nifona izy satria izao no teniny: raha misy hitanareo tsy mety nataoko dia hifonako, dikan'izany ny olona no asainy milaza ny tsy mety nataony, fa aminy mety daholo ireny, dikan'izany mpihatsaravelatsihy izy.
Mety gaga ianareo satria tsy dia fanaoko ny miteny toy izany: satria tsy teo aminareo ny toerana nahazo ahy, raha ianareo no teo mety mbola hafa koa ny filazanareo.
dia nohohizan'ny xxx ihany hoe:
Mahatsiaro aho izao fa miaina an-kalalahana satria afaka ny fangejana nataony tamiko sy ny fianakaviako raha izay no tianao ho fantatra, afaka ny gejan'ireo izay mpiara-miasa amiko, ary afaka ihany koa ny gejan'ireo izay tsy manaiky ny zavatra natao'ny mpitondra.
Ary farany mba misehoa moa e, matoa miafina amiko manao xxx dia misy zavatra afenina ao ary matahotra angamba fa mety nisy fifandraisany t@ ingahy mpitondra ve sanatria?
Tss tena trop loatra vé lay feezanteny ?? sa kosa aônnn ??
Raha nisy ratsy vitany , dé tss ny fasan- drazany no ndéha anaovanao ota fady ??? sa aônn?
Nisaina an'izany ve izy dia ny tany misy ny fasan-drazanay sy ny trano nataon'ireo ray aman-dreniko no sahiny nomena ny sinoa, soa anefa fa tafala teo izy.
Ho ahy indray dia ao Andriamanitra mahita ny ato an-tsaiko sy ny ato am-poko, tsy mbola nanao ratsy ary tsy hisaina ratsy, ary tsy hanao ratsy @ hafa mihitsy aho, satria fantatro fa loza no hanjo ahy, fantany izany nefa maninona no mbola nataony?
mbola hoy ihany xxx
mino zah fa na de bdb aza ny zvt tsy nety nataonao de tsy ohatran'zao ny zvt ho ataon'ny oul anao refa rahatrizay....tsy momba an ravalomanana zah fa kosa efa nahatsapa tena izy fa nanao fahadisoana ary nifona tam oul...
Amiko tsy nifona izy satria izao no teniny: raha misy hitanareo tsy mety nataoko dia hifonako, dikan'izany ny olona no asainy milaza ny tsy mety nataony, fa aminy mety daholo ireny, dikan'izany mpihatsaravelatsihy izy.
Mety gaga ianareo satria tsy dia fanaoko ny miteny toy izany: satria tsy teo aminareo ny toerana nahazo ahy, raha ianareo no teo mety mbola hafa koa ny filazanareo.
dia nohohizan'ny xxx ihany hoe:
Ny tsy fitiavana an-dRa8 no zava-dehibe fa ny fahorian'ny vahoaka tsy misy antony aminy nefa Andriamanitra no dradradraina tahaka ny inona. Hadinin'Andriamanitra @ ireo teny lazaina ireo fa aleo hanao ihany
Mahatsiaro aho izao fa miaina an-kalalahana satria afaka ny fangejana nataony tamiko sy ny fianakaviako raha izay no tianao ho fantatra, afaka ny gejan'ireo izay mpiara-miasa amiko, ary afaka ihany koa ny gejan'ireo izay tsy manaiky ny zavatra natao'ny mpitondra.
Ary farany mba misehoa moa e, matoa miafina amiko manao xxx dia misy zavatra afenina ao ary matahotra angamba fa mety nisy fifandraisany t@ ingahy mpitondra ve sanatria?
20. andrywui
(
28/05/2009 10:20)
11. Mpandefa : penguin [ Valio ] 28-05-2009 09:25:40
Lohateny : Re : vita hatreo nya min'i le8 e!!!
hahaha samy mifanala io radada fa izay marary fo sy fivery fihinanana amin'ny tsy izy aleo hiditra hopitaly eo.
eny ary ! mahaiza zany mampitony tsara ny fo rehefa eto an !!
misotro rano mangitsy betsaka