vita hatreo nya min'i le8 e!!!

21. xxx ( 28/05/2009 10:22)
"naritsimba":
Ho ahy indray dia ao Andriamanitra mahita ny ato an-tsaiko sy ny ato am-poko, tsy mbola nanao ratsy ary tsy hisaina ratsy, ary tsy hanao ratsy @ hafa mihitsy aho, satria fantatro fa loza no hanjo ahy, fantany izany nefa maninona no mbola nataony?
tsara zany ....saingy tsara koa ve sa ratsy ity am nao ?
"naritsimba":
Raha miverina iny dia mamono tena, saingy indrisy fa aleoko dieny izao dia manangona fonosana Marna Gold hamonosana ny fatiny, dia boatin'yaourt no atao famangiana, ary asiana lohan'osy eo ambonin'ny fasana ilevenany.
Tss tena trop loatra vé lay feezanteny ?? sa kosa aônnn ??
Raha nisy ratsy vitany , dé tss ny fasan- drazany no ndéha anaovanao ota fady ???
de anjaranao ny miheritreritra raha sahy milaza ianao fa tsara ny zvt nolazainao teo ambony ....
22. xxx ( 28/05/2009 10:31)
"naritsimba":
tsy hisaina ratsy, ary tsy hanao ratsy @ hafa mihitsy aho
"naritsimba":
Raha miverina iny dia mamono tena, saingy indrisy fa aleoko dieny izao dia manangona fonosana Marna Gold hamonosana ny fatiny, dia boatin'yaourt no atao famangiana, ary asiana lohan'osy eo ambonin'ny fasana ilevenany.
23. naritsimba ( 28/05/2009 10:37)
xxx> efa nolazaiko tary ambadika ange fa anisan'ny nanaovany taratasy hosoka ny tany misy ny fasan-drazako e, ary sinoa no nomeny azy ary azonao jerena izany raha te hahita ianao, azoko entina any ianao. Izany ve tsy fanaovana tsinotsinona ny maha malagasy ahy? efa nahavitan'ilay sinoa trano vato mihitsy ilay toerana saingy soa ihany, soa ihany, fa namaly izahay.
24. ifiona ( 28/05/2009 10:38)
bon, misy tsy arako kely angamba fa hiampangàna an'izao halatra rehetra izao Ravalo, nefa rehefa natao ny fitsarana dia levé ny blocage de compte-ny sy ny compten'i Tiko, t@ lery nanao interview t@ rfi koa dia hoy ilay mpanao gazety hoe "on vous reproche beaucoup de confondre le budget de l'Etat avec votre business"... dia hoy lery t@ zay hoe efa nanara maso ny fitondrany ny Transparency international moa izy teo, dia efa neken'izao tontolo izao ny fahaizany mitantana, koa inona indray :?:

ka amiko, @ iny resaka ampamoaka iny dia comédie be fotsiny, azo fehezina @ ny hoe: "voir la paille dans l'oeil de son frère et ne pas voir la poutre dans son propre oeil"

momban'ny fiverenan'i Ra8 dia tsy fantatro fa ny fantatro fotsiny dia mbola tsy tapitra ny tolona fa tsy ho an'i ra8 irery io tolona io fa ho an'ny taranaka fara aman-dimby
25. Oay ( 28/05/2009 10:41)
ravatorano:


raha toa voaporofo marina dia tsaraina amin'ny fitsarana tsy mitongilana izy ary raha meloka dia mibaby ny sazy izay azony !
izay ihany ny hitako fa "norme" kle



Efa nokoziko io dada ravatorano a!

_Efa nokoziko fa i Ratsiraka tokony miandry repoblika vaovao d entina eo @ Fitsarana ny raharaha niampangana anazy d hita eo ny marina.

_Efa nokoziko ihany koa fa i Ravalomanana d tokony hiandry an'io repoblika vaovao io d tairina ny Fitsarana d hita eo ny marina!

Tsy mety raha @ izao savorovoro izao no hanaovana ny famelankeloka faobe sy ny famerenana an'i Ravalomanana.

Fa manoloana an'izany kosa anefa d tokony tsy afaka hilatsaka na i Andry Rajoelina na i Pierrot Rajaonarivelo sy ireo izay efa nitondra ka tsy sahy nanohitra ny mpitondra niaraka taminy.
Ohatra hoe afaka milatsaka izay sahy nanohitra an'i Ratsiraka na d efa niaraka nitondra t@ i Ratsiraka aza.
D otranizay koa afaka mirotsaka izay sahy nanohitra an'i Ravalomanana na d efa niaraka nitondra t@ i Ravalomanana aza.

>>>ZANY D MBA HISOROHANA ILAY CONNIVENCE misy eo @ mpanao politika, ary mba hahatanteraka ilay NEUTRALITé an'ilay repoblika vaovao!


26. xxx ( 28/05/2009 10:47)
ho avy hamaly anao eo Oay lé tovovavy mpametaka afisy fa miandrasa kely varavety
27. ronaldo09 ( 28/05/2009 12:08)
Mpamosavy milevina amoron-dalana ialahy ry ravalo !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.5419