Politika
Annie2006
(
26/05/2009 14:28)
Hita tato e: http://gasikarasahy.blogvie.com
Ity ny sombitsombiny. mahaliana aho aloha na dia misy tsy ekeko ny hevitra sasantsasany amin'izay voasorany:
[b]Le dictateur déchu Ravalomanana dit ...
tohiny
novalian'i kidoropamba ny 27/05/2009 11:48
08051972
(
26/05/2009 14:18)
Firy amintsika mpisera eto no nahatsapa tena very vao niala tany Dago? firy amintsika eto no nisaotra ny serasera fa mba afaka mifanoratra @ Malagasy rehetra manerantany ? Inon'ary no antony mahatonga...
tohiny
novalian'i Noue ny 26/05/2009 16:25
halloween
(
26/05/2009 13:29)
--fa ity fampaherezana kely ho anareo TIM e!! efa nahavory mercenaires 500lahy matanjaka hono ny dadanareo hamotika an'i Gasikara !!
-raha ny filazany de ho potehany eto daholo isika na TIM na TGV ...
tohiny
novalian'i naritsimba ny 28/05/2009 06:35
xxx
(
26/05/2009 13:24)
Sa izay tokoa ve ilay fahantrana ?I TGV e , mpanongam-panjakana!
Ravalo mpangalatra , Ratsiraka mpamono olona , Zafy Albert vendrana ...
Dia lany andro mifanasa vangy ary tsy mba mijery lavitra fa...
tohiny
novalian'i Noue ny 26/05/2009 16:32
andrywui
(
26/05/2009 12:21)
Sa ve atao isaky ny 3 andro vao miteny eto aho !! sao de lagy ny sasany amlé isan'andro lazaina foana ny ambim-potoana ! ha ha ha !!
--Hery a! azafady ary aho amlé resaka Ps iry e !! fa andefasa...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/05/2009 20:42
ravalotgv
(
26/05/2009 12:19)
Ny vola samy manana, fa raha manambola ianao hoy izy ka voaisanao ny volanao dia mbola tsy manana ianao izay. Toa kabarin i lery tany tamatave sa taiza izy io tamin ny Aout 2007 ary tsy haiko na fanok...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/05/2009 21:01
08051972
(
26/05/2009 12:04)
Tena lasa mitarazoka be ny krizy eto @firenentsika! Tsisy tombontsoa ho antsika Malagasy "CITOYEN" io! Raha marina fa tena tiatanindrazana isika mpitolona na TIM na GTT naTGV dia tsotra ny valin'io : ...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/05/2009 20:30
salopard
(
26/05/2009 11:49)
nadalo teny @ ravoahangy aho, befela, girard, androva (majunga) tambohobe (fianar), Amborogony (tulear), bord de la mer (tamatave), hopital rue justin bezara (Diego:
CHARLES daholo ny anaran'ny ank...
tohiny
novalian'i Noue ny 26/05/2009 17:19
kidoropamba
(
26/05/2009 11:25)
Toa nofinofy re sisa ny amin'izany Ravalomanana notompoinay mafy tao Iavoloha tao izanyt. Olona natahorana mihitsy satria maimbo vava be no sady mizahozaho. Raha vola ihany no maha rangahy dia tsy afa...
tohiny
novalian'i kidoropamba ny 27/05/2009 11:50
xxx
(
26/05/2009 11:24)
[url]http://www.africa-hits-you.com/video/906/clips-ndombolo-gongo[/url] =)) =)) ...
tohiny
novalian'i 08051972 ny 26/05/2009 13:25
xxx
(
26/05/2009 11:05)
Inona moa no tokony ahagaga raha nirefotra foana izay fifampidinihana rehetra hatrizay , eny na t@ 2002 ireny aza , oh: ny tany Dakar .
Tsotra ny valiny satria ny masaka ao an- doha dia ny Valifaty...
tohiny
novalian'i nancy ny 26/05/2009 15:20
xxx
(
26/05/2009 09:50)
aleo kosa mb ts hifanala baraka amn vie privé n'ny sasany eto ry ndaty fa misy dinika haf azo hiresahana azan any a,azy zany na nisara bady izy na nilaozan'ny vadiny , fiainany zany ...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/05/2009 20:37
Noue
(
26/05/2009 09:48)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4a1ac22f7fa40
kay tena i charles ilay voatifitra saika nangalatra vary iny ee ! dia zao mangataka evacuation ho aty frantsa zao satria tsy maint...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/05/2009 21:07
xxx
(
26/05/2009 09:45)
haiko tsara iha lahy CYRIL ty ano olo nisara bady iha nengan'olo valinao haiko soa iha fa kaya manao be vava aminolo eto laha lahy mafy fa miboaha tao iha fa tsy mivolambola fahatany eto avao
nda...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/05/2009 14:13
penguin
(
26/05/2009 09:38)
Olona hitam-poko hitam-pirenena fa jiolahy ireo lazaina fa gadra politika. Tsy ireny mihintsy no hitondra vahaolana fa ireny no tena mitarika olana goavana ho an'ny firenena. Tsy mila ireny ny Malagas...
tohiny
novalian'i penguin ny 27/05/2009 05:56
saranga
(
26/05/2009 07:31)
Du jamais vu dans l'histoire de l'Administration malgache, les hauts fonctionnaires (SG, DG, Directeurs et équivalents) actuellement nommés ne sont pas nommés par decrét mais verbalement. Ce qui s...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/05/2009 20:27
rabaradaka
(
26/05/2009 07:16)
Tsy zakako intsony ity, hoy i Andry TGV fa i Monja sy Ratsirahonana no mbola manery ahy hijanona eto. Midika izay teny izany fa ho rava ity resaka HAT ity...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/05/2009 20:43
bazylou
(
26/05/2009 06:16)
Constitution de la République de Madagascar révisée en 2007
26-05-2009| Écrit par Webmaster
REPOBLIKAN’I MADAGASIKARA
Tanindrazana - Fahafahana - Fandrosoana
PRESIDENCE DE LA REPUBLI...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/05/2009 20:14
naritsimba
(
26/05/2009 05:53)
Efa nisy resaka natsidiko teto mikasika ny resaka nataon'Andriamatoa Nirina izay filohan'ny TIM Alemaina.
Indro ny fanazavana mikasika an'izay dinika izay, marihako anefa fa sorce t@ gazety no nakana...
tohiny
novalian'i naritsimba ny 28/05/2009 13:17
essera
(
26/05/2009 05:26)
Salama lékoum a,
Raha ny fijery ny toe-draharaha am zao fotoana aloha d mila voa tsy hary mihitsy izany ny sortants sasantsasany satria d raha dinihina ilay zavatra tadiaviny d tsy possible ny ank...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/05/2009 20:06
