Politika

salemako ( 27/05/2009 10:10)
Salut daolo nareo, mpiserasera vaovao aho ary mahatantesa tsikera dieny izao na ny mpomba an'ny Président de la République Marce Ravalomanana, na ny mpomba an'i Amiraly Deba na ny mpomba an'ity TGV ... tohiny
novalian'i fijo ny 28/05/2009 22:41
penguin ( 27/05/2009 09:38)
Olona mitapy sy mijapy "Train" ny tgvendrana. Fotoana fiakaran'ny vary izao fa tsy namboly vary nandritra ny tolon'adalany akory ny tgvendrana. Eo dia milaza indray fa ny fahaizany no mahatonga io vid... tohiny
novalian'i fanou14 ny 28/05/2009 05:48
andrywui ( 27/05/2009 08:35)
-- 12 jrs ! ... tohiny
novalian'i andrywui ny 27/05/2009 14:47
ravalotgv ( 27/05/2009 07:42)
aiza i sarla fa mangina loatra ny tanana sao de tokony hisambotra kely ny 1amin ny hat lery aloha fa toa tsy misy soavaly samborina tsony ao amin ny tim tmanjary tsy mandeha koa ny setroka snif... tohiny
novalian'i xxx ny 27/05/2009 18:20
xxx ( 27/05/2009 07:11)
efa ho 1volana lasa izay no nampanantenana anay fa hidina ny PPN ici 15jours fa hoavy ny vary sy menaka morabe avy any arabie saoudite,ny mahagaga anefa toa tsy mitrahatra miakatra hatrany ny vidina P... tohiny
novalian'i fijo ny 27/05/2009 20:28
penguin ( 27/05/2009 06:32)
Mivoraka ny tgvendrana ka hafa ny mety heken'ny solon-tenany mivory ary hafa no resahan'ny aty ivelany. Tsy vitan'ny revy capsat daholo ny rehetra ry tgvendrana a. capsater-ooo indray ny rehetra raha ... tohiny
novalian'i andrywui ny 27/05/2009 14:43
Noue ( 27/05/2009 06:23)
Somary gaga ihany manko aho oe misy olona sahy manohana an'io françafrique io ee! dia hoy aho oe [b]fitiavanao ny tanindrazanao ve no mahatonga anao hanohana ny françafrique ??[/b] nefa rehefa j... tohiny
novalian'i Noue ny 27/05/2009 19:25
naritsimba ( 27/05/2009 05:11)
Tsy mihaino Radio Fahazavana intsony ny tenako na dia anisan'ny tompon'andraikitra nanao fandaharana tao aza isaky ny Talata Hariva, ary niasa maimaim-poana. Ny antony dia tsotra: Radio miankina @ fi... tohiny
novalian'i coucou2 ny 29/05/2009 10:59
xxx ( 26/05/2009 23:41)
viuta i sarla ,ny razana dia hiala eny cite militaire nanisana ny vendredi izao tsy misy fia reta tory ... tohiny
novalian'i xxx ny 27/05/2009 18:16
fijo ( 26/05/2009 22:49)
ary mba aiza marin aizoa i rasarla kely e????? toa tsy heno intsony???sza nisy nahay noho izy koa tao?... tohiny
bazylou ( 26/05/2009 21:50)
LALATIANA RAVOLOLOMANANA : RÉCONCILIATION NATIONALE ET GOUVERNEMENT D'UNION Après 1 mois de son retour d'exil, Lalatiana Ravololomanana milite pour une Réconciliation Nationale et d'un Gouverneme... tohiny
cyril ( 26/05/2009 21:35)
Nahazo mailaka efa 300 aho manontany hoe ahoana no hatao hanamboarana ny TGV ??? Tsotra kely ; Ohatra misy mpanisa andro ato de arahinao ny heviny hoe tsy mety tonga fotoana ,de lasa manisa foana ... tohiny
novalian'i andrywui ny 27/05/2009 16:01
xxx ( 26/05/2009 21:26)
Lasan' ny sasany ny fananana tokony ho an' ny fanjakana malagasy ,jereo kely anie é!! [url]http://fr.news.yahoo.com/63/20090526/tpl-saviez-vous-qu-air-sarko-est-en-prpa-5cc6428.html[/url] Ny antsik... tohiny
novalian'i rakaroka ny 26/05/2009 23:36
xxx ( 26/05/2009 20:57)
Be ihany ny tgv nataony bora mena tato hatry naraina zany an,io ndray zany no recette vaovao ,fa kobo be ao fa tanavo niakatra i andrywui ao ha ha ha Lazao ihany raha toa ka henjana loatra le frapy Ã... tohiny
novalian'i xxx ny 26/05/2009 21:59
Noue ( 26/05/2009 20:45)
[quote="kidoropamba"]Lany vola ve Ra8? tapaka ny sônô tao @ Magro omaly [/quote]io ilay resaka tsy mandeha @ zay hozany !!! fa ity kosa no tena azo lazaina oe [b]lany ny saosy satria[/b] [size=20... tohiny
novalian'i fijo ny 27/05/2009 20:31
bazylou ( 26/05/2009 20:24)
21h00Dans le projet de charte de la transition établi par le GIC, Andry Rajoelina est président de la HAT et désigne le premier ministre. Les trois anciens chefs d’Etat désignent chacun 7 minist... tohiny
novalian'i xxx ny 26/05/2009 21:16
Noue ( 26/05/2009 19:29)
[size=70][color=red][b]D’abord un appel solennel à tous les gardes présidentiels qui ont assuré la garde du président du 07 février jusqu’au dernier moment à Iavoloha. N’oublions pas que n... tohiny
novalian'i ravalotgv ny 27/05/2009 07:46
pimaso ( 26/05/2009 19:07)
Ry vahoaka malagasy tia tanindrazana, izay maro an’isa, ary mitolona tsy mitsahatra, tsy manaiky lembenana, miarahaba anareo aho. ankehitriny i madagasikara dia entin’antokon-jiolahy manana te... tohiny
bazylou ( 26/05/2009 17:32)
Hafatry ny filoha Ravalomanana anio 26 may Mardi, 26 Mai 2009 14:35 .26 MEY 2009 Ry vahoaka malagasy tia tanindrazana, izay maro an’isa, ary mitolona tsy mitsahatra, tsy manaiky lembenan... tohiny
novalian'i rakaroka ny 27/05/2009 13:08
kidoropamba ( 26/05/2009 15:20)
[b]dray dray dray dray! v ita ny an-dravalomanana satria lany ny vola. Tapaka ny sônô omaly tao @ MAGRO ka rava ny tsena.[/b] HIN!HIN!HIN!HIN!HIN! Magro Ankorondrano Le meeting en panne sèche ... tohiny
novalian'i Noue ny 26/05/2009 18:49
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7765