Toa Manimanina an-dRavalo indray izaho izany kle

1. kidoropamba ( 27/05/2009 11:58)
Toa tsy misy intsony ny vono olona tato ato satria voasambotra Manandafy, lany vola ny tao Magro ka na ny sônô aza dia tsy nisy carburant. Miady an-trano ny "légany" (legaliste io) ka misy ny te hanao negociation (satria efa tsy misy karama efa 2 volana izay), misy kosa ireo izay mpitantam-bola ka mitady ny hisian'ny ady an-trano mba ahafahan'n-Dravalo miverina antsokosoko.

Andriamanampy, namana SATROBORY nitonontena ho Ben'ny tanànan'Iarivo satria mitady ho gadraina mba hisakafoanany maimaim-poana.....
Ry Ramaroson Alain misary mandroaka ny groupe de contatc amin'izay tsy misy miresaka an'ilay hala-bary saika nataony tany Vohidala iny....

Tena manimanina an-dRavalo aho satria izy irery ihany no tena capable manao ireny asa maloto mamono sy mivarotra tanindazana ireny.

Latsaka mihitsy ny ranomasoka raha mandinika ny niafaran-dRavalo. Soa ihany fa nanao stock-na bozaka aho ka handrevena azy moramora fotsiny.
2. Mirananirina ( 27/05/2009 12:08)
Soa ihany fa nanao stock-na bozaka aho ka handrevena azy moramora fotsiny. Miverina

soa ihany fa ianao ihany no milaza fa mifoka bozaka ianao hihihi
3. ndaty ( 27/05/2009 12:11)
misy raha marina volaninao:

depuis nahavoasambotra an'i Manandafy sy ny tariny, tsy nisy intsony ny vono-olona, PKOI?????
azo volany hoe: ny HAT no namono an'i tompokovavy HAJA, mpivaroboky

fa raha marina izany, pkoi tsy mamono mpivaroboky indray ny HAT

Tsy fanazavana mihintsy ny hoe: tsy misy mpitolona intsony ny eny amboja ,

satria : I tompokovavy Haja tsy mpitolona teny amboja, fa juste mpivaroboky .

ary raha tena tsy tia legaliste ry charles, dia novonoiny kea ty ndaty teny @ MAGRO.

A qui profitait alors le crime à l"époque????

mavandivandy avao,

Maintenant, azo atao ny tsy tia an'i Charles , mais au moins lui n'a pas tué, mais plutôt il a retabli l'ordre, tsy misy sasy ty vono-olona na vonon-daty. merci CHarles et lilison
4. kidoropamba ( 27/05/2009 12:35)
Izay mihitsy ilay izy ry ndaty a.
Soa ihany ange nisy an'i Charles e. Fa tanindrana mantsy iny Sarla iny ka tadiavin-dry zalahy ho viraviraina. Hitanao fa tsy misy sahy mitsikera an'ingahy jeneraly RAOELINA izay nampitifitra vahoaka t@ 07 fevrier 2009. Tsy misy sahy miteny an'ingahy Ranjeva Marisely....Tssss, resaka adi-poko ange io hoy Ravalomanana e.

5. andrywui ( 27/05/2009 13:21)
Ny mba tena makafinaritra aloha de tsy ho sahy hiditra eto zany ravalo pelaka iny fa mimonomonona any fotsiny satria matahoatra ho voatifitra ! noho izany tsy mampanahy mihitsy ny amin'iny raha tsy hoe hanao herimboatay angah !!

--ny resaka adimpoko tadiavindravalo hatao indray ! mety tsy ho azony ny Malagasy rehetra fa ny Tananariviens no mety ho voaresy lahatrany aminio!!
6. xxx ( 27/05/2009 15:05)
noue a , namanabe anie = D..... e ,izy lé nanisy sira an'i noue iny
7. KALACK ( 27/05/2009 15:32)
Ravalomanana tsy afaka miditra ny teritoara Malagasy intsony noho ireo olona Malagasy marobe izay novonoiny , tsisy momba azy intsony eto Madagascar fa raha tonga eto aza izy de mbola miandry azy araka ilay didy fampisamborana azy zay mbola manankery ny Fanjakana Malagasy , raha tafiditra eto antsokosoko anefa izy de toy ny gadra nanao heloka be vava (crime)mandositra ihany ka raha tratra de azo tifirina eo noho eo ,
8. AndriambyII ( 27/05/2009 15:33)
Ny bleme t@ ny nataon' i Andry anie ra kidoro dia izao é , naka taaka taman' olona @ resaka securité toa izao http://www.google.com/hostednews/afp/article/ALeqM5hIQ7AQ7-KHDpCD2ot8LQi1DMZmqw


Ny fahadisoana efa niseho tany @ tany hafa no naverin' lery , dé taddio fa efa kôpy daoly ny olona ny @izany strategie 'zany , ka araky ny lalàna dé tsy maintsy miala eo iany nefa ra andry na ho ela na ho aingana ! ary @'zay foton' zay vô tena mety hisy ny fifanjevoana!! :roll:
9. kidoropamba ( 27/05/2009 15:45)
Io mihitsy ilay ilazako hoe: sao dia marina ihany ity lazain'ny kalakely lalatiana Ravololomanana ity ny @ fametrahana haingana ny reconciliation nationale?
Toa manomboka reradreraka mantsy ny vozon-tenda amin'izao gidragidra izao politika tsy misy farany izao. Na ny namana mavitrika ANDRY TGV aza efa mahazo milatsaka koa arosoy amin'izay ilay réconciliation nationale e.

Ravalo ange afaka milatsaka raha toa ka MBA MIBEBAKA amin'ny Ratsy nataony e? Na Ratsiraka aza efa nibebaka ny azy. Tsy izany ny an'lery fa VAVA MAIMBO avy any afrika atsimo foana no ataony. BOROSOY @ izay ILAY NIFY ravalo ka mba mibebaka amin'ny heloka natao ianao ka dia mba avelan'ny olona miverina antanindrazana e.
10. xxx ( 27/05/2009 15:49)
ay ay ay a rakidoro a! tsy mahazo mivern eto M/car zany iny
11. andrywui ( 27/05/2009 15:57)
Dada adala mpandositra adidy niteraka zaza sampona sy be famaliana sy tsy azo tenenina !

izy mianakavy fopla fosika bolao daholo zany !!

:-D :-D :-D :-D :-D :-D
12. kidoropamba ( 27/05/2009 16:04)
Mba tokony alefa any Tsiafaha manao stage kosa izy na dia izany aza e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.087