vita lota i sarla
1. xxx
(
26/05/2009 23:41)
viuta i sarla ,ny razana dia hiala eny cite militaire nanisana ny vendredi izao tsy misy fia reta tory
novalian'i xxx ny 27/05/2009 18:16
3. Noue
(
27/05/2009 06:30)
tsy mahita lazaina intsony nga ialahy ry essera ? :-D :-D :-D nefa tsy topmada mahintsiny no nilaza fa eny @ hopital lery eee ! vita matavy iny oa eee :-D :-D :-D :-D
4. xxx
(
27/05/2009 06:37)
aoka kosa i sarla mba ho amin'ny paix izy e,aleo izy hody mandry en tout trankilité ,efa ala gonie lery izao :-D :-D :-D
6. xxx
(
27/05/2009 06:45)
tsy afaka manao miverina ho militaire normal intsony lery na velona eo aza fa lasa kilemaina
7. Noue
(
27/05/2009 07:22)
xxx:iéé ! tsy afaka miverina ho miaramila intsony lery !! ity zao ny vaovao azoko zao dia zao momba azy eee
tsy afaka manao miverina ho militaire normal intsony lery na velona eo aza fa lasa kilemaina
fa ilay commandant charles anie efa lasa any la réunion évacué e ! ny sûr aloha de voatifitra lery e , efa nisy nanao wanted 5 milliards anie lery de nanao cinéma ny miaramila t@ télé hoe aoka kely fa tsy ekenay zany ! nefa ry zalà ihany no nitifitra azy avy eo , neutraliser-ndry zareo lery fa tena tsy voatazona manao ny loha ratsiny fotsiny ! tsara zay kah , ny malaza de hoe ny tànany no tapaka mihintsy ! dia ny hilany havia koa voatifitra ! tant mieux an ! tena marina io fa tsy tsaho eee!
8. ravalotgv
(
27/05/2009 07:32)
aiza ndray no misy an izany fa aza manely tsaho eto eee iza no namono an i sarla kely
tena tsy hahazo bomba intsony raha izao no fandehany
sniff
tcroufff
mba omeo lien hoe
:@ :@ :@ :@ :@ :@
mitomany ndray ra wiwi androany
tena tsy hahazo bomba intsony raha izao no fandehany
sniff
tcroufff
mba omeo lien hoe
:@ :@ :@ :@ :@ :@
mitomany ndray ra wiwi androany
10. xxx
(
27/05/2009 08:27)
na tsaho io na tsy tsaho ,i sarla anie vao nahazo internet vao hangana e
dia nety hitany t@ internet ny tsy fitiavan'olona sy ny menace mahazo azy dia efa tera tay lery sady aleo maty any koa e :* :* :* :* :* :* :*
dia nety hitany t@ internet ny tsy fitiavan'olona sy ny menace mahazo azy dia efa tera tay lery sady aleo maty any koa e :* :* :* :* :* :* :*
11. xxx
(
27/05/2009 15:10)
jereo vaovao eny amin'ny vavahadin'ny capsat izao fa mampanao reunion ny miaramila sergent noho midina i cdt charles amin'ny zoma izao amin 7h hariva ,izy no manasonia
12. xxx
(
27/05/2009 18:16)
matesa faty any le tsivalahara ireny
losifera no president any mandrampahatongan'ny tgv
losifera no president any mandrampahatongan'ny tgv
