-- 12 jrs !
3. xxx
(
27/05/2009 08:39)
misy fahavoazana ve Andrywui e? dia tsy mba tsapan'ny lohanao ve hoe tena mba leo ny dinika fanisana andro lava ataonao io ny mpisera eto? tsy anao irery anie ity sehatra ity e ! DINIKA MANKALEO !!!!!!!!
4. andrywui
(
27/05/2009 08:42)
ha ha ha ha !! ze voa manodidina ry kala a!!
faharoa akaiky ny fotoana de mipanika ve ??
fahatelo ny tompon'ny dinika aza tsy taitra kou i toi no be kozy eo ndana miainga ary fa pex eo toi an !!!

5. essera
(
27/05/2009 08:48)
Tsy nisy niteny ratsy kosa teo e. Tsy nisy namadika ho alika ny razan'oul ary tsy nisy nanonona anaran'oul iray akory. Tsy hitako izay hahatezitra am zao. Ny oul mora tohina zao no mety tezitra am zao.
Jereo ange le pub orage hoe "Be ?". d tezitra be ve nareo rôfa mande am télé iny fa au contraire aza lasa curieux be mandra pahitan'ilay point d'interrogation.

6. salemako
(
27/05/2009 10:17)
Tsy mankaiza io dinika io ry akama, gidragidra foana no eto jusqu'au mois de juin 2010. Zay mpomba an-dRavalo angaha hanaiky eo raha tsy tonga ny dadan-dry zareo, ary tsy hanaiky koa Deba raha tsy mahazo tehina vaovao sy solomaso antiTGV vao mody
7. AndriambyII
(
27/05/2009 10:52)
Ah misy akama vao² eto 'zany ! Izao no izy ra wuiwui an !! Supposition probable ilay nosoratan- drahery iny , ary mino aho fa mety hitranga na dia izao dé izao aza izany ,arakaraky ny contextes politiques miseho ny fivoaran'ilay situation no antony , fa raha ohatra ianao mino fa misy olona mpaminany mety hahita volana alohan' ny biby , dia ataoko fa tsy dia nanao analyses ny resaka nifanaovana teto ianao hatramin' izao.Mety nisy dinika tsy voavakinao tany aoriana tany nanazava ilay fika !!
:idea: :idea: Jereo ao @ dinika nosoratan' iBadboys ao @ fivavahana sy finoana momba ny resaka ny fihavian' ny teny niforona voalohany .Dia mba manaova comparaison de connaissances relatives @ izany !!!!! :-D :-D :-D

8. ravatorano
(
27/05/2009 11:27)
:-D :-D :-D
rapitso zandry J-11 ah
d zay foana andrapahavin'ny tena J
d aoana kle
fa misy mahazo tombotsoa amin 'ilay hevitra naseho sy mety tsy ho tanteraka ve sa we rahery no nanao an'iny d miazakazaka be zandry manisa andro !
io ange ny vola misy foana fa tsy ho an'ny vahoaka e fa ao ireo tompony vitsivitsy manao ampihi mamba azy io.Tsy efa mikaikaika ve tsika amizao fa toa miaka bidy avokoa ny entana rehetra ary ny antenaina ho tonga tsy avy fa ny orinasan'olona efa tsy hiverina intsony no terena hamokatra indray !
fanina ouaz ny mpidinika amizany
:-D

9. andrywui
(
27/05/2009 13:16)
hoy andiambyll
tena tsy arakao le kozy sy le fifanarahanay sy ra-hery raha izany !! andraso aloha ! tsy izaho irery manko le izy fa nisy maromaro lahy izahay no nanatrika teo (Oay, Essera ,ra-pa ,bazylou) izao le kozy raha toa ka averina ndray ary !!
ity kou aloha kozy iray alohan'ny hamerenana indray le tantara 2volana sy tapany lasa zay !!
--rehefa mba manazava zavatra aminareo TIM zahay de mba tadidio tsara foana ze kozina fa tena manalagy be le mamerina foana zavatra anakiray aminareo , sady zay hazavaina elabe vao azonareo nefa resahina amin'ny olona normal 5mn de azony ! bon aleo ho any iny !! fa izao tamzay le izy ary !
--Nilaza lery taminio fotoana io fa sahy mi-PARI amze TGV manatrika eo hono lery fa efa hitany fa tsy maintsy ho tanteraka ireto zavatra roa loha ireto ao anatin'ny telo(3)volana !! 1°----Efa hitako ozizy fa tsy ahita vola handoavana ny karaman'ny mpiasa ao amin'ny HAT rehetra ny tgv ka hirodana ho azy io rehefa afaka io fotoana io ! 2---°Na inona na inona hataon'ny TGV eo de io telo volana io no daty farany hitsanganany ,nanome frapy maromaro moa izy nanampy an'io fa io aloha no tena votoatiny !! --de nilaza izahay sy Oay no teo hoe tena sahy ve ianao andriamatoa hanao PARI ? de nilaza izy fa tsy pari fotsiny fa tena efa hitako réel fa miandry an'io fotoana io fotsiny de midaboka mihitsy io HAT io!!- mbola narahany frapy maromaro koa aza io kozy tamzay !!
- de ozy zahay oe aleo ary handrasana e !! ho hita eo zany !! de tsy nisy niteny aloha nareo TIM tamlé J-25 tany ho any fa ty efa J-11 rahapitso ty sisa vao minainaina be daholo oe ho ratsy ty !!
- ka tsy maintsy hirefotra io!! fa ny hany azonareo TIM hatao angaha de ny mandefa email antsokosoko aminay tsirairay angaha de mangata-pamelana !!
de hita eo zay hatao fa ny fotoana anfa mandé ka miandy le mailaka zahay !! ha ha ha ha !! raha tsy zay anie de petsa be soamantsara eto e !!
afaka fafana ny fotoana J-11 na 10 na 9 ..... raha miaiky ny fahadisoany ka manetry tena ny olona !! ha ha ha ha !!!!
Ah misy akama vao² eto 'zany ! Izao no izy ra wuiwui an !! Supposition probable ilay nosoratan- drahery iny , ary mino aho fa mety hitranga na dia izao dé izao aza izany ,arakaraky ny contextes politiques miseho ny fivoaran'ilay situation no antony , fa raha ohatra ianao mino fa misy olona mpaminany mety hahita volana alohan' ny biby , dia ataoko fa tsy dia nanao analyses ny resaka nifanaovana teto ianao hatramin' izao.Mety nisy dinika tsy voavakinao tany aoriana tany nanazava ilay fika !!
Jereo ao @ dinika nosoratan' iBadboys ao @ fivavahana sy finoana momba ny resaka ny fihavian' ny teny niforona voalohany .Dia mba manaova comparaison de connaissances relatives @ izany !!!!!
tena tsy arakao le kozy sy le fifanarahanay sy ra-hery raha izany !! andraso aloha ! tsy izaho irery manko le izy fa nisy maromaro lahy izahay no nanatrika teo (Oay, Essera ,ra-pa ,bazylou) izao le kozy raha toa ka averina ndray ary !!
ity kou aloha kozy iray alohan'ny hamerenana indray le tantara 2volana sy tapany lasa zay !!
--rehefa mba manazava zavatra aminareo TIM zahay de mba tadidio tsara foana ze kozina fa tena manalagy be le mamerina foana zavatra anakiray aminareo , sady zay hazavaina elabe vao azonareo nefa resahina amin'ny olona normal 5mn de azony ! bon aleo ho any iny !! fa izao tamzay le izy ary !
--Nilaza lery taminio fotoana io fa sahy mi-PARI amze TGV manatrika eo hono lery fa efa hitany fa tsy maintsy ho tanteraka ireto zavatra roa loha ireto ao anatin'ny telo(3)volana !! 1°----Efa hitako ozizy fa tsy ahita vola handoavana ny karaman'ny mpiasa ao amin'ny HAT rehetra ny tgv ka hirodana ho azy io rehefa afaka io fotoana io ! 2---°Na inona na inona hataon'ny TGV eo de io telo volana io no daty farany hitsanganany ,nanome frapy maromaro moa izy nanampy an'io fa io aloha no tena votoatiny !! --de nilaza izahay sy Oay no teo hoe tena sahy ve ianao andriamatoa hanao PARI ? de nilaza izy fa tsy pari fotsiny fa tena efa hitako réel fa miandry an'io fotoana io fotsiny de midaboka mihitsy io HAT io!!- mbola narahany frapy maromaro koa aza io kozy tamzay !!
- de ozy zahay oe aleo ary handrasana e !! ho hita eo zany !! de tsy nisy niteny aloha nareo TIM tamlé J-25 tany ho any fa ty efa J-11 rahapitso ty sisa vao minainaina be daholo oe ho ratsy ty !!
- ka tsy maintsy hirefotra io!! fa ny hany azonareo TIM hatao angaha de ny mandefa email antsokosoko aminay tsirairay angaha de mangata-pamelana !!
de hita eo zay hatao fa ny fotoana anfa mandé ka miandy le mailaka zahay !! ha ha ha ha !! raha tsy zay anie de petsa be soamantsara eto e !!
afaka fafana ny fotoana J-11 na 10 na 9 ..... raha miaiky ny fahadisoany ka manetry tena ny olona !! ha ha ha ha !!!!
10. mmmhh
(
27/05/2009 14:01)
Fa i Hery sy andrywui ty angamba manofy manisa andron'ny TGV any am-pandriana o? :-D
11. andrywui
(
27/05/2009 14:47)
IHery angamba no efa tsindrian_daona beniany amin'ny mety ahatanteraka na tsia ny teny nolazainy fa izaho tsia ry mmmhhh a!! za koa aza mba toa anao ,miandry !