Mahatantesa tsikera

1. salemako ( 27/05/2009 10:10)
Salut daolo nareo, mpiserasera vaovao aho ary mahatantesa tsikera dieny izao na ny mpomba an'ny Président de la République Marce Ravalomanana, na ny mpomba an'i Amiraly Deba na ny mpomba an'ity TGV be nify ity na ny mpomba an'ny tonton Sôla (Pierrot io an), na ny mpomba an'i rabaradaka. Zay fa demokrasia izany ry reto a !
novalian'i fijo ny 28/05/2009 22:41
2. xxx ( 27/05/2009 10:18)
Vao miditra letsy nareo dia tonga de maimbo vava be sahady le!!! :-D :-D :-D mba miborosia nify aloha vao miditra eto fa midofaka be hatr'aty @ speaker -nay mihintsy kle!!!!! :-D :-D :-D
3. penguin ( 27/05/2009 10:19)
Rehefa tsy tompon'andraikitra dia mora ny mitsikera fa REHAFA KOFONA EO AMPITONDRANA dia mitady ny olona tsy hisy hitsikera. Alefaso ny tsikera fa KATSAKA ANATY LAPOALY IO.
4. Noue ( 27/05/2009 10:20)
"salemako":
mpiserasera vaovao aho ary mahatantesa tsikera dieny izao
dray! dray! dray ! vaovao avy dia mamely be ve zany ?? :-D :-D :-D :-D :-D
"salemako":
na ny mpomba an'i rabaradaka.
vaovao mahafantatra tsara an'i rabaradaka zany aaa :-D :-D :-D :-D :-D :-D
5. Noue ( 27/05/2009 10:21)
xxx:
Vao miditra letsy nareo dia tonga de maimbo vava be sahady le!!! :-D :-D :-D mba miborosia nify aloha vao miditra eto fa midofaka be hatr'aty @ speaker -nay mihintsy kle!!!!! :-D :-D :-D
sady VAOVAO hono eee :-D :-D :-D :-D :-D :-D


6. xxx ( 27/05/2009 10:23)
Maty mihintsy ilay lalitra nipetraka teo @ speaker-ko marina!!! :-D :-D :-D
7. Noue ( 27/05/2009 10:25)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
8. xxx ( 27/05/2009 10:30)
Ny kalalao tao ambany latabatra nivoaka niparitaka daholo!!! mahery zany raha fofona marina :-D :-D :-D ilaozako aloha nareo fa hamono kalalao aloha aho fa marobe ireto izy :/ :/ :/
9. xxx ( 27/05/2009 10:40)
salemako:

Salut daolo nareo, mpiserasera vaovao aho ary mahatantesa tsikera dieny izao na ny mpomba an'ny Président de la République Marce Ravalomanana, na ny mpomba an'i Amiraly Deba na ny mpomba an'ity TGV be nify ity na ny mpomba an'ny tonton Sôla (Pierrot io an), na ny mpomba an'i rabaradaka. Zay fa demokrasia izany ry reto a !


S'lut .
^:^ ^:^ :p :p =)) =)) =)) =))
Mbola mila manao teste psychoapptitude any @ mpandrindra anie vao afaka manoratra eto ry salemako an, aza hadino ny misoratra anarana ao @ dinika rehetra ary ny fandraisana .Dé izay vao OK . :^) :^) :^) (l)
10. penguin ( 27/05/2009 10:43)
Vazavazao ry salemako ary asio daholo izay mifanandrify aminao a. Ireny milaza manakatom-bava ireny no tena mamono orona vao misokatra.
11. tafondro ( 27/05/2009 10:58)
Mba afaka mitsikera ny clan ' ny Tsiranana junior koa izany ianao eto ry salemako.Tonga dia teneno daholo ny zavatra momba azy ireo fantatrao ,dia hiaraha- midinika ny heloka vitan' izy ireny. :wink:
12. penguin ( 27/05/2009 11:12)
Asio daholo kambony izay tandrify anao ary aza amelana na iza na iza. Angaha raha ny AREMA na TGV no azo dia hoe iry ny PISODIA tsy mba hitanao fa lazao. Izay tandrify ny afo no may voalohany. Ny tgvendrana mpanakorontana eo ihany. Izao Madagasikara misavoritaka nefa lazaina fa TONGA NY FAHAFAHANA.
13. AndriambyII ( 27/05/2009 11:50)
'Zao no izy rasalemako ô ! efa betsaka ny ol manao politikan' ny ni l' un ni l' autre eto.Ary efa tsara 'zay aloha araka ny fjeriko , nefa dia betsaka ny mbola mirona @ culte de personnalité , sy ny partie politiques 'zay efa lozotra sy lo , ka dia anao ny mijery raha toa ka hitsara fa izatsy na izary AREMA , MFM ,MONIMA ,TIM ,..., fa tandremo ihany sao dé miditra any ambava' ny voaybe fa tonga dé vita ny @ nao.Tsy asian- dry zalah henatra ny manopa ny firazanana sy ny fiaviana ary ny finoanao!!Kôzy vrai :idea:
14. Mirananirina ( 27/05/2009 12:04)
ngaha moa misy tsy mahantaty tsikera ato,mahantaty daholo ka,asa ianao vao tonga io
15. mmmhh ( 27/05/2009 13:15)
salemako:
Salut daolo nareo, mpiserasera vaovao aho ary mahatantesa tsikera dieny izao na ny mpomba an'ny Président de la République Marce Ravalomanana, na ny mpomba an'i Amiraly Deba na ny mpomba an'ity TGV be nify ity na ny mpomba an'ny tonton Sôla (Pierrot io an), na ny mpomba an'i rabaradaka. Zay fa demokrasia izany ry reto a !


dray dray dray, inona daholo re izany e

noue:
vaovao mahafantatra tsara an'i rabaradaka zany aaa

eny tkou ho ah,

Maty mihintsy ilay lalitra nipetraka teo @ speaker-ko marina!!!

ny ahy ndray vao miha-feno lalitra be ato, kay nisy zavatra maimbo be navoakan'i salemako,
:-D :-D :-D :-D :-D

16. andrywui ( 27/05/2009 13:25)
hoy penguin

Asio daholo kambony izay tandrify anao ary aza amelana na iza na iza. Angaha raha ny AREMA na TGV no azo dia hoe iry ny PISODIA tsy mba hitanao fa lazao. Izay tandrify ny afo no may voalohany. Ny tgvendrana mpanakorontana eo ihany. Izao Madagasikara misavoritaka nefa lazaina fa TONGA NY FAHAFAHANA.


Diiinnn !! tsy menatra akory penguin manambitamby be anlé kofy vaovao io ho namana de milelaka be anlery ery !! kobo be !! ha ha ha !!

eo de oe hany salemako an ! salemako moa tiako oo !!akama moa salemako oo !!midira TIM letsy a !!sns ... de midelira be hita maso eo penguin !! hi hi hi hi
17. andrywui ( 27/05/2009 14:48)
na ho tambatambazan'i penguin aza i salemako defa nilaza ilery fa ho pehany daholo na TGV na TIM na Arema na amf3fm na leader sns.. ka reraka misolelaka eo fotsiny i penguin !!
18. fijo ( 27/05/2009 20:22)
ary nivatravatra be de tsy tazana intsony le?????
19. salemako ( 28/05/2009 05:30)
Nareo ry akama tena donto daholo a ! Allez mila daholo
20. fijo ( 28/05/2009 22:41)
hay vendrana be ko izay no tsy nahitana azy intsony
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8733