Sarko sa ravalo?

1. xxx ( 26/05/2009 21:26)
Lasan' ny sasany ny fananana tokony ho an' ny fanjakana malagasy ,jereo kely anie é!!
http://fr.news.yahoo.com/63/20090526/tpl-saviez-vous-qu-air-sarko-est-en-prpa-5cc6428.html
Ny antsika raha vao mba misy misondrotra kely dia voasitona ny patalohany ,hihihihihihih :oops: :oops: :oops:
novalian'i rakaroka ny 26/05/2009 23:36
2. ravalotgv ( 26/05/2009 21:32)
hahaha namidin i sarko angamba ny hopitaly hividianana force one

sniff
tcrouff
sarko ko mahita kaaa

mety hividianan i lery mobilety i tgv

sniff
tcroufff

:^) :^) :^) :^) :^) :^)
3. rakaroka ( 26/05/2009 21:44)
Ny "contraste" niharihary t@ "force onen-Ra-8" dia ny "fahantran'ny gasy maro tsy hita noanoa" teo ankilany !
I Sarko mbo filohan'i Europe ahay ; tsy endrika ivelany 'ngamba no ifampitadiavana fa zava-misy anatiny , ka rehefa tsy mi-kol am pokona ny nisy dia aongany ianao!

:idea: :idea: :idea:
4. xxx ( 26/05/2009 21:48)
Ny an'io sopa io de gasy foana no vendrana ,enao rery no vendrana ramatoa ty a
Raha vao vazaha de maika milelaka ery ty izy !!!
mahatsiravina
5. bazylou ( 26/05/2009 21:54)
sarko sy le8 ?? zavtra samy hafa ireoe!! ary tsy azo ampitahaina ny resaka eto!!
marina be nya n'i rakaroka!!! hafa i sarko!!
i eropa sy frantsa anie tsy md e!!!
fisainana efa lanydaty ny anao ry xxx !!! tsy misy an'izany intsony fa ny miditra amin'ny makarakara dia mivoaka amin'ny klodoka e!!! :-D :-D :-D
6. xxx ( 26/05/2009 21:57)
Ka hita fa samy hoe force one ra bazylou a!! mipetraka ny fampitahana
7. rakaroka ( 26/05/2009 22:01)
xxx:

Ka hita fa samy hoe force one ra bazylou a!! mipetraka ny fampitahana



8O 8O 8O
Ka le force one kosa 'zany no tianao ampitahana fa tsy Sarko Ra8 , tsy hoe efa vaky pnè moa ilay iraika iny sa namidy t@ Ebay moa ? :roll: :roll: :?:
8. xxx ( 26/05/2009 22:09)
hoy rakaroka

efa vaky voany moa ilay bazyky iny sa namidy t@ Ebay moa

=)) =)) =))
9. xxx ( 26/05/2009 22:09)
Izao ilay izy é ;miainga avy @ fanànana sy harena manokana an' ny tena ,dia avy eo mipaka hatrany @ fahaizana mitantana sy mitondra , ary jerena ny ho fiafaran' ny tsirairay avy eo . :lol: :lol:
10. rakaroka ( 26/05/2009 22:41)
xxx:

Izao ilay izy é ;miainga avy @ fanànana sy harena manokana an' ny tena
,
Lazao mangarahara aza ny fananan-dRavalo manokana izany fa voalaza moa fa mharo be ihany @ an'ny firenena!
dia avy eo mipaka hatrany @ fahaizana mitantana sy mitondra

i Sarko nanao science po,nianatra droit ary efa ni-exerce fonctions admnistratives maaaaaro, ary mikaonty BBBBBbe TSY NEGLIGEABLE NY FAHALALANA SY NY EKSPERIANSIN'NY FIAINANA
Tsy ho zakan-dRa8 ny hoe ho lehiben'i Europa a, miteny vazaha aza izy sahirana sy hihomehezan'ny olona , tsy hoe saina ftsn anie no mitondra fa misy "chemin à faire sy nomanina aza"
,
ary jerena ny ho fiafaran' ny tsirairay avy eo

i Sarko mbola eto @ taniny fa ilay iray expatrié am'ny taniny, dia mbola fampitaha ve izany aminareo :roll: :?: :?:



11. xxx ( 26/05/2009 22:49)
inona koa io rakaroka a :roll: :roll:
12. rakaroka ( 26/05/2009 23:36)
[quote=xxx]
inona koa io rakaroka a :roll: :roll:

Valin'ny comment dirigé napetrakao eo @ 8 NY 9, sady aleoko matory fa tena sy ao mihitsy lé xxx !:?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.117