Ahoana no fanamboarana TGV

1. cyril ( 26/05/2009 21:35)
Nahazo mailaka efa 300 aho manontany hoe ahoana no hatao hanamboarana ny TGV ???

Tsotra kely ;
Ohatra misy mpanisa andro ato de arahinao ny heviny hoe tsy mety tonga fotoana ,de lasa manisa foana le kely saina

Ohatra faharoa, miseho ndaty le mpanisa andro de valinao hoe "malaso avao "de lasa maneno toute la journée eto le kely loha

Fa enao matotra tsara fotsiny raha resaka politika de manao xxx foana hotran'ny TGV


:-D :-D :-D
novalian'i andrywui ny 27/05/2009 16:01
2. xxx ( 26/05/2009 21:53)
Io ndray zany no paika refa manao kitoatoa ato ry zalahy tgvendrana fa mahita ampitenenana azy foana ndray zany ha ha h
Misaotra lesy a
3. xxx ( 26/05/2009 22:12)
Ary elah leity kotin'i rakaroka ao ambany ao
Mamba be le sipa refa alina toy zao ha ha ha
4. xxx ( 26/05/2009 22:14)
Zah leity tsy mila sipa nofabé zany a,alaivo ho anelah ,tsara tso drano :lol:
5. benkintana ( 26/05/2009 22:54)
ampiritako ato elah andrywui fa laozan'elah manao xxx mampijaly ndaty eto fotsiny :twisted: :twisted:
6. cyril ( 26/05/2009 22:58)
zah ihany lesy no mpanao xxx eto fa aza miady anarana amiko eto elah andrywui a :-D :-D :-D
7. xxx ( 26/05/2009 23:01)
Aoka lesy fa fanina ny olona a
8. essera ( 27/05/2009 06:50)
Cyril ô,

Dada ange zao no voamboatra an am sisin fa sao ts tadidinareo e. Maivoka mits f'enao ngah ahoana. antso an-tarobia sisa leazhhhaaaaa
9. xxx ( 27/05/2009 15:14)
hoy cyril

Ohatra faharoa, miseho ndaty le mpanisa andro de valinao hoe "malaso avao "de lasa maneno toute la journée eto le kely loha


INO KAHE ANTONY HANAOVA OLO HO MALASO ZAO KAHE ??

SOA MALASO AMAO ?
TSY EKEKO RAHA ZAO TY LAITIANE FA MANINO MANOPA NDATY ANAO KAHE

IHA CYRILY TOY KAH TSY SOKRYLY METY AMAO ?
TSY NATAO SOKRYLY KOA KE TY ANARAAO TOY KAH DIKANZAY LAT...OMBY ZAY KAH
NE HIADY AMIKO AMBETOANE RE VOLANO FA TSY MANOPA NDATY AVAO RE
10. andrywui ( 27/05/2009 16:01)
hoy cyril

zah ihany lesy no mpanao xxx eto fa aza miady anarana amiko eto elah andrywui a


za tsara tenitenenina eo fa jereo ty hanaovan'ny ndatybe anlah eran'ny forum ! fa elah ony nanopa azy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0922