Politika
penguin
(
29/05/2009 10:18)
O ry tgvendrana isany a ! fa tena be mihintsy ve ny vola ao amin'io kitapom-panjakana io fa dia manome soso-kevitra mamely hatrany e ? Izay tsy hay dia modiana hoe tombontsoam-pirenena ary tazonina fa...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/05/2009 21:44
xxx
(
29/05/2009 09:49)
[img]http://3b.img.v4.skyrock.net/3b9/titooc/pics/2141775057_1.jpg[/img]
[img]http://www.chef24.com/boutiqu...
tohiny
andrywui
(
29/05/2009 08:31)
Mody mba hoe MPANOHANA NY ARADALANA E
MANOHANA NY ARADALANA E
nefa rehefa tena zohina de tsy ny aradalana zany no tohanany sy mampikaon-doha mafy andry zalah reto fa i Ravalo mihitsy !!
tokony es...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/05/2009 20:49
xxx
(
29/05/2009 08:21)
Amiko dia 2 lahy ihany no hany nahay nampikambana , tsy hoe tena lafatra 100% ny malagasy dia i DEBA sy tpkl TSIRANANA !
Azo atao hoe intégres(asa izay teny gasy mahalàza io ) izy mirahalahy iret...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/05/2009 21:01
kidoropamba
(
29/05/2009 08:00)
Izao no porofo fa tsy hody izany Ravalo:
http://farm4.static.flickr.com/3658/3324234266_06abae6f87.jpg
Tsy ahita sy tsy hilalao an'izao kilalao izao mihitsy lery raha miverina any Madagasikara. Ka...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/05/2009 21:45
xxx
(
29/05/2009 07:37)
hoavy ihany i dada lesy f'aza maika an ,efa mihidy vody ny capsat dia manao renconciliation ry lerony,f'angaha moa mivaky indray ny tafika e....
tohiny
novalian'i xxx ny 29/05/2009 09:34
naritsimba
(
29/05/2009 07:36)
Efa akaiky ny farany ho an'i Ravalomanana, efa miteniteny foana ary dia ho hitantsika eo ny fiafarany.
Samia velon'aina hifankahita soa aman-tsara ny mpanohana an'i Ravalomanana sy ny mpanohatra an'i...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/05/2009 21:16
rabaradaka
(
29/05/2009 06:24)
Vola be no lanin'ny fitondrana TGV tamin'ny fandalovan'ireto lazaina hoe opérateurs économiques avy any Arabie Saoudite. Hay ry le maty reo tsy nanam-bola fa ny fitondrana TGV no niantoka ny Carlton...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/05/2009 20:51
xxx
(
29/05/2009 04:17)
Contrairement aux rumeurs qui circulent, le salaire mensuel d'un simple membre de la Haute Autorité de la Transition est fixé à un peu plus de 4 000 000 fmg. « Dire que nous touchons chacun jusq...
tohiny
novalian'i Oay ny 29/05/2009 09:11
fijo
(
28/05/2009 22:53)
satria milaza ise,fa tsy maintsy miteny eo anoloan'ny tsy rariny dia misy fanamby kely ity.
ataovy ny lisitry ny zavatra tsy eken'ise tamindravalo ka misy porofo,dia anao izay vitan'ny TGV koa aho.de...
tohiny
novalian'i rakaroka ny 30/05/2009 20:31
kidoropamba
(
28/05/2009 22:13)
Izao no voalazan-dRaalo omaly tao @ Magro:
[i]Politique
Marc Ravalomanana
« Un retour avec des forces de pacification »
Marc Ravalomanana très critique envers les forces de l’or...
tohiny
novalian'i xxx ny 30/05/2009 14:30
bazylou
(
28/05/2009 22:13)
Za hoa mba niantsena t@ alahady de zao ny zavatra hitako tany, nisy sobika feno anan-drano nipetraka t@ tany de ilay mpivarotra @ io mbola variana miresaka @ olona kanjo nisy alika lahy nandalo de ni...
tohiny
novalian'i 08051972 ny 29/05/2009 11:52
xxx
(
28/05/2009 22:09)
Rehefa fehezina izay zava- nisy rehetra izay , dia tsy misy lojika mihintsy ny politika malagasy !Tia Kely , Ory hava - manana, mpamadika palitao ...
Ka noho izany azo itokisana ve izy ireo ?...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/05/2009 21:31
xxx
(
28/05/2009 22:04)
tsy nanaiky ary sarotra ho ahy ny anaiky ny atongavan'ny "force exterieur" na dia oe force de pacificateur aza ny tenako, nefa kosa refa tena mandinika tsara aho dia aleoko indray aza misy SADC na koa...
tohiny
novalian'i ndenn ny 28/05/2009 23:03
xxx
(
28/05/2009 20:57)
Miditra soa amantsara ny volam- panjakana @ izao fotoana izao hoy izy !Etsy andaniny anefa ny antondiany any Frantsa dia hitady partenaires financiers vahiny , ary efa araky ny maro anefa fa miharitra...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/05/2009 22:00
bazylou
(
28/05/2009 20:54)
TSy mandroso fa mihemotra, tsy mihatsara fa miharatsy. Fa inona no itadiavan'ny CI sy ny GIC solution eto Mkara sy ny hifandinihina ny fitsinjaram-pahefana? Tsy tokony hisy mihitsy ny dinika ao @ Ca...
tohiny
novalian'i andrywui ny 29/05/2009 08:18
xxx
(
28/05/2009 20:38)
Marc Ravalomanana annonce l’arrivée des « pacificateurs »
28 mai 2009
Marc Ravalomanana promet le "retour imminent" de la légalité
Alors que la médiation internationale est au point ...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/05/2009 22:03
ravalotgv
(
28/05/2009 17:14)
hihihihih
tsy hanodina avion tsony hono lery fa mifona ee efa nomen i wade jet privé izy mitsamm
tena mahery ny setroka any afrika any zany
sniff
tcroufff
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ ...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/05/2009 22:02
locl
(
28/05/2009 16:45)
Les membres du collectif « Gasy Tia Tanindrazana » (GTT) ont manifesté jeudi à l’aéroport de Dakar contre la visite du chef autoproclamé de la transition, Andry Rajoelina, dit TGV. Les for...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/05/2009 22:04
hery
(
28/05/2009 15:50)
Dia samy naheno angamba isika fa nahodin'i Andry Rajoelina ho any Dakar/Sénégal ny vol-n'ny Air-Mad tokony ho any Paris. Niesona adin'ny firy tany ny mpandeha. Iza no nandoa ny frais? Sa dia natao t...
tohiny
novalian'i xxx ny 29/05/2009 16:05
