MADAGASIKARA anie ka foko 18 e! aza adino ...

1. xxx ( 29/05/2009 08:21)
Amiko dia 2 lahy ihany no hany nahay nampikambana , tsy hoe tena lafatra 100% ny malagasy dia i DEBA sy tpkl TSIRANANA !

Azo atao hoe intégres(asa izay teny gasy mahalàza io ) izy mirahalahy ireto nanoloana ny foko 18 t@ ankapobeny fa saingy teo ny singandandy nandavo ny vosotra , mpandrangitra ny adim-poko lava sy very seza .

Fa ireo candidats hafa dia tsy nahay nampiray mihintsy ny foko 18 sy ny faritany 6
novalian'i fijo ny 29/05/2009 21:01
2. andrywui ( 29/05/2009 08:25)
indrindra i Ravalo izay nampiady sy nanao tsino2 ny foko samihafa !! ny porofo ::
rehefa nahazo ny fitondrany izy de nandaka ireo tanindrana no nataony vaindohandraharaha volalohany
3. xxx ( 29/05/2009 08:50)
andrywui:

indrindra i Ravalo izay nampiady sy nanao tsino2 ny foko samihafa !! ny porofo ::
rehefa nahazo ny fitondrany izy de nandaka ireo tanindrana no nataony vaindohandraharaha volalohany

i ZAFY ary no loza koah
4. xxx ( 29/05/2009 09:23)
mifokofoko amin tsy misy dikany tsss
5. Oay ( 29/05/2009 09:29)
xxx:

Amiko dia 2 lahy ihany no hany nahay nampikambana , tsy hoe tena lafatra 100% ny malagasy dia i DEBA sy tpkl TSIRANANA !

Azo atao hoe intégres(asa izay teny gasy mahalàza io ) izy mirahalahy ireto nanoloana ny foko 18 t@ ankapobeny fa saingy teo ny singandandy nandavo ny vosotra , mpandrangitra ny adim-poko lava sy very seza .

Fa ireo candidats hafa dia tsy nahay nampiray mihintsy ny foko 18 sy ny faritany 6

Aleo aloha azava fa Andrianampoinimerina no nanambatra HO IRAY an'i Madagsikara!

Marina fa nahay nilalao tsara an'ilay fampiarahana ny Malagasy i Ratsiraka sy Tsiranana fa ny zavatra tsy azonao d izao: "i Ratsiraka no mpandrangitra adi-poko d izy ihany anefa ni fédérateur" io tsy takatrin'ny oul mihintsy fa haindRatsiraka tsara mihintsy ilay mampizarazara hanjakana!

Momba an'i Ravalomanana indray d nazava be fa tsy nanaiky an'ilay consensus i Ravalomanana satria nihevitra i Ravalomanana fa ny VOLA no herimpamoretana aahafahana mifehy an'i Madagasikara d tsy norarahiny na ny vahoaka avy any @ sisiny na ny miaramila fa ny nahamaika anazy d ny fanangonankarena d ny nanangana orin'asa satria @ izay bobaka be ny oul miankina aminy d izay tiany atao d atao!

Ny olan'i Ravalomanana d tsy nanaiky izy fa:

NY manampahaizana no mitondra ny tany raha toa ka ny manam-bola no mifehy ny tany.
Notadiaviny ho anazy daholo izao rehetra izao é! Tendakanina loatra satria efa zatra ny sakafo matsiro nokarakarain'i Tresor!

6. xxx ( 29/05/2009 09:31)
MADAGASIKARA anie ka foko 18 e! aza adino ...
Hoy i xxx:

7. fijo ( 29/05/2009 21:01)
eto aho ,dia mihombon kevitra tanteraka amin'i oay.amiko dia mitombona tsara ireo voalazany ireo.
ny ahy izao rah aizao no asian afifidianana dia i rajemison no itako fa hafaka hampiavana ny gasy aloha izao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3596