Benja Razafimahaleo! Mpandainga .
1. xxx
(
28/05/2009 20:57)
Miditra soa amantsara ny volam- panjakana @ izao fotoana izao hoy izy !Etsy andaniny anefa ny antondiany any Frantsa dia hitady partenaires financiers vahiny , ary efa araky ny maro anefa fa miharitra ny volam - panjakana ary vokatr izany dia miha olana ny momba ny handoavana ny karamam- panjakana.
Ny fanampiana rehetra indrindra fa ny amerikanina dia efa tapaka !Ka partenaires vazaha inona no antenain ingahy ministre des finances par la force hanao partenariat hiaraka aminy .

novalian'i fijo ny 28/05/2009 22:00
2. fijo
(
28/05/2009 21:27)
za koa saika hanipika io resaka mifanohitra io,fa ny an'ise no lasa aloha.
raha ny firesany dia efa tena mizotratsara ny ao mada.ko tsy azoko hoe inona no mbola hisolelahana rah aefa ao tsara??????
sa io le vokabulaty HAT
misosa tsara =tena tsy misy lalamby ny TGV

3. xxxy
(
28/05/2009 21:37)
mitady vola hohanina kosa izy eee aleo aloha hitady fa sao mba misy azo jonoina ko
4. fijo
(
28/05/2009 21:46)
izay tokoa ngaha ko.
ny tena mampiomehy ahy koa dia le hoe,tamin'ny izahay tonga teo dia nisy vola 2 miliara tao,nefa avy eo mandeha ny resaka hoe misy 807 million de dolar sa € ao,ka firy marina no ao fa toa miovaova toa ny resaka hetran'ny tiko indray ity resaka ity.sa raha vao resaka vola dia fanina ry zalahy?

5. xxxy
(
28/05/2009 21:48)
i tiko efa tsihifina hatramin ny zavatrin ny omby izao hanome ronono velona hahaha
6. xxx
(
28/05/2009 21:54)
Resa - be daholo lesy izany an!Afaka miresaka chiffres daholo na iza na iza , indrindra raha resaka finances ity .Les financiers sont des fictifs hoy Obama izay !...
Raha izany hoe miditra tsara ny vola , maninona Rtoa Ratsivalaka manao Mimi , mitady tsipaipaika handoavana ny gasoil handraofana fako ?Loto tsy loto ary fako tsy fako @ izao erak Antananarivo , mahamenatra ireo mpizaha tany !

7. lemenakely
(
28/05/2009 21:57)
xxxy:
i tiko efa tsihifina hatramin ny zavatrin ny omby izao hanome ronono velona hahaha
Ny any France ariana eraky ny arabe ny ronono , tsy hita ihany izy ity !
8. fijo
(
28/05/2009 22:00)
de asa ko,i lery milaza izao fa tena efa miditra tsara ny vola ary efa mandeha daholo ny rehetra.efa tsy misy kirizy intsony hozy rabenja