hay tsy ny ara-dalana no tena tianareo TIM fa ravalo mitsy
1. andrywui
(
29/05/2009 08:31)
Mody mba hoe MPANOHANA NY ARADALANA E
MANOHANA NY ARADALANA E
nefa rehefa tena zohina de tsy ny aradalana zany no tohanany sy mampikaon-doha mafy andry zalah reto fa i Ravalo mihitsy !!
tokony esorinareo amin'ny etiketinareo mihitsy io teny oe aradalana io fa tsy amin plasiny !! manohana andravalo hoe fa tsy manohana ny radalana !! samy hafa zany
-manohana ravalo mantsy mora samborina sy petahina fa raha mody atao hoe aradalana de mba indirecte kokoa le fitadiavana ny hodin'i dada !!
--fa na aradalana io na ravalomanana io samy vita charles matavy daholo zay manao be vinany eo !!
vaovao farany nitombo 5kg ny lanjan'i cdt Charles

novalian'i fijo ny 29/05/2009 20:49
2. andrywui
(
29/05/2009 08:33)
ary be mihitsy no voafitakan'ny TIM amin'io famendrofendroana hoe aradalana io !! zao kobon'ny olona ny fika ratsiny fa manomboka mihena toy ny fean'antitra ny magro !! teo ko moa le ompa be nataon'i Ravalo andry zalah oe mpivadika palitao daholo nareo TIM reo fa tsisy manana hazondamosina !!
3. Oay
(
29/05/2009 09:19)
Elah ve less ry andrywui d mbola mametraka fanontaniana fona hatramin'izao fa tsy efa kopy fa MPIASAN-DRavalomanana sy ireo fianakavian'ny mpiasa anie ireo mandeha mijery spéctacle ao @ Magro ireo!
Efa mpanompo ireo fa tsy olona misaina intsony!
Mbola misy afaka miteny ve ka ilaza fa mbola misy dondrona noho izay tsy afaka miteny!
Jereo ny adondronany AIZA KA TSY AFAKA HANAO NINN REHEFA TSY MISY an'i Ravalomanana.
eritrereto hoe elah io ve d mbola hiandry an'i dadan'elah vao hanapakevitra!
io resaka dada io moa d nentin'ny mpanompon'i Ravalomanana nandemena ny sain'ny mpomba anazy satria amizay rehefa dada d tsy azo valiana!
Ny votsa saina no tratra amin'izany fa raha olona nomena Andriamanitra saina ihany koa d tsy hiakohoka @ oul izany klé!

4. xxx
(
29/05/2009 09:22)
zany hoe tsy ny aradalana intsony zany fa ny tsy tandalana manala ny lalana no lasa manao lalana eny andalana anefa efa misy olona manao lalana nefa tsy eken ireo manala ny aradalana
ahahaha lasa miandalana ny fiadaladalana
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))

5. xxx
(
29/05/2009 09:52)
Fa taiza no mbola nisy nilaza fa manohana ny ara-dalana izahay TIM. Mba vakio tsara fa manohana ny ADALANA no slogan-nay :miam: :miam: :miam: :miam: :miam:
6. naritsimba
(
29/05/2009 10:03)
Ohabolana 26:11 Toy ny amboa miverina amin'ny loany, Dia toy izany ny adala miverina amin'ny hadalany
8. 08051972
(
29/05/2009 11:56)
Ino ndray zany lazain là zany e? Taiza ko zao no mba nisy Jesôsy Andianampoina zany? :-D :-D :-D :-D
9. hery
(
29/05/2009 12:32)
normal zany kou. Izay no maha TIM azy.
Fa soa ihany fa tsy ny TIM irery no mankahala izao didy jadona mazava be izao. Misy tsy TIM mihitsy, ary tsy miandry an'izay hiverenan-dRAvalo any akory... fa dia mandrava ny HAT tsy niaraha-nanangana no tanjona.
naritsimba> Avereno eto amin'ny forum io rehefa mirotsaka ho prezidà i Pierrot Rajaonarivelo hifaninana amin'i Ravalo. Dia tsy maintsy ho amboa ihany i naritsimba satria naloany daholo ireo :-)

10. naritsimba
(
29/05/2009 12:53)
hery> zà tsy mifidy pierrot,
ny ahy ny safidiko efa nolazaiko fa raha mirotsaka i Rajemison Rakotomaro dia izy no fidiako, vonona mihitsy ny aty hanao propagandy ho azy tsy mila tambiny. Rajemison tsy manaiky manompo osy, nanampy anay nikatsaka ny marina.

11. Noue
(
29/05/2009 13:39)
tsisy afatsy io osy io no ao anatin'ny lohan'naritsimba :^) :^) :^) :^)
12. fijo
(
29/05/2009 20:49)
amboa izany ny gasy niverina andany an dratsiraka.ka dia akory atao hoanareo izay mifidy any fa amboa daholo ka izay no hananganana fitondrana gaigy.izay mahery no mibaiko.
izany no atao hoe fitondran amboa
izany no atao hoe fitondran amboa