teny antsena aho
1. bazylou
(
28/05/2009 22:13)
Za hoa mba niantsena t@ alahady de zao ny zavatra hitako tany, nisy sobika feno anan-drano nipetraka t@ tany de ilay mpivarotra @ io mbola variana miresaka @ olona kanjo nisy alika lahy nandalo de nipipizany ilay anana ka tsy hitany akory. Izay hanao lasary cru @ iny izao a......dray dray dray!!!
:-D :-D :-D :-D
:-D :-D :-D :-D
répondu par 08051972 le 29/05/2009 11:52
2. essera
(
29/05/2009 06:28)
D tonga zan d mat daolo le biby kely en am rano ireny zan ry bazylou.
Fa zao ko ange, asa ho an'izay efa nahita fa ndray2 le honahona fambolena an'ireny misy kapa mivaingana mitsikafona mihitsy. :-D :-D
Fa zao koa ange, sasana madio foana ny zavatra hanina fa raha tena fantatrao daholo koa ny niavian'ny sakafo nohaninao sy ny fikarakaana azy teo aloha, mety zavatra vitsy kely sisa no hapazoto omana anao.

3. ravatorano
(
29/05/2009 07:02)
ary ilay ohabolan-drazana hoe "rano sotroina tsy tetezin-doha "
ny mpivarotra amin'ny tany dia tsy maintsy hisy foana ary ho sarotra ny hanalana an'ireny.Raha misina miantsena amin'ireny commune ambanivohiotra ireny zany enao rabazy d tsy hihinakanina mihitsy fa vy dia mivatsia avy aty antanandehibe sany any ambanivohitrareo tsis an ireny kle !
taratry ny mbola fisian'ny fahantrana sy maha firenena tsy mandroso antsika daholo ireny fa aoaka isika hivonona hampandroso an tiy firenena ity mba hialatsika rehetra amin'izany !

4. xxx
(
29/05/2009 07:11)
Bazylou:
Za hoa mba niantsena t@ alahady de zao ny zavatra hitako tany, nisy sobika feno anan-drano nipetraka t@ tany de ilay mpivarotra @ io mbola variana miresaka @ olona kanjo nisy alika lahy nandalo de nipipizany ilay anana ka tsy hitany akory. Izay hanao lasary cru @ iny izao a......dray dray dray!!!
Efa doton'ny politika ny lohan'lah ka izany avy no ampidirina eto @ resak politika :-D :-D :-D
5. bazylou
(
29/05/2009 11:36)
o ra xxx, rehefa tsy faly de mibntsina e!! na ndan mankany amin'ilay soavaly maty iry!! :-D :-D
6. 08051972
(
29/05/2009 11:52)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D inona ndray ty soratanao ty e? :-D :-D :-D :-D