Resy lahatra aho fa biby mitourne iny le8 iny
1. bazylou
(
28/05/2009 20:54)
TSy mandroso fa mihemotra, tsy mihatsara fa miharatsy. Fa inona no itadiavan'ny CI sy ny GIC solution eto Mkara sy ny hifandinihina ny fitsinjaram-pahefana? Tsy tokony hisy mihitsy ny dinika ao @ Carlton hono raha tsy eo i le8. Tena tsy fantatr'i le8 intsony izay lazainy fa angamba koa efa tandindonin'ireo mpampandry tany ny lohany.
:-D :-D :-D
de hoe mbola hanao tour du monde aho aloha vao hody ,loooool :-D :-D :-D :-D
:-D :-D :-D
de hoe mbola hanao tour du monde aho aloha vao hody ,loooool :-D :-D :-D :-D
novalian'i andrywui ny 29/05/2009 08:18
6. andrywui
(
29/05/2009 08:18)
Tsy heviny tsony no mitorna bazylou fa ny lohany mihitsy no efa misy mipika a!
mirediredy fitondrana eran'ny firenena !ha ha ha!! mibaby henatra iMme Lalao sy ry Sarah sy ry Josoa marina !
mirediredy fitondrana eran'ny firenena !ha ha ha!! mibaby henatra iMme Lalao sy ry Sarah sy ry Josoa marina !
