Mpanisy sira kay no gaigy !!!
1. xxx
(
29/05/2009 04:17)
Contrairement aux rumeurs qui circulent, le salaire mensuel d'un simple membre de la Haute Autorité de la Transition est fixé à un peu plus de 4 000 000 fmg. « Dire que nous touchons chacun jusqu'à 25 000 000 ou 50 000 000 fmg par mois n'est qu'une intox. », affirme l'un des 40 membres de cette Institution de la Transition, mise en place voilà déjà deux mois.
novalian'i Oay ny 29/05/2009 09:11
3. ravatorano
(
29/05/2009 06:54)
xxx < fa maninona no miafina indray bandy akama e nefa sarotiny ery mahita olona manao an'io sa inona no atahorana :-P :-P :-P
azo atao ange ny mbola tsy manome vola an'ireo HAT ireo e! ampahafirin'izay efa any ampaosiny anefa izany fa aza hadino fa tsy maintsy hisy ny RAPPEL
lazaina fa intox io satria mbola tsy noraisina fa reefa tena handray amin izay dia ho hitatsika eo !
amizay kosa enao bandy akama tsy hisitrika ao amin 'io xxx io ah za nge matoky anao e :wink: :-D :-P

4. Noue
(
29/05/2009 07:25)
hatramizao aloha dia Deux mois sans salaire pour les membres de la HAT
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/
5. xxx
(
29/05/2009 07:28)
ny bizna efa vitan'ireo efa betsaka sady mikandra au noir ry le maka fa illegal e,aiza daholo ny vidina vary magro sy ny menaka nangalarina,bois de rose nahondrana antsokosoko
6. Oay
(
29/05/2009 09:11)
Misaotra an'i noue nanome an'ilay lien!
Ataoko angamba fa ny mpanao politika avertis d tsy gaga amin'izao situation ny finance publique misy eto Madagasikara izao fa ny vahoaka no mila azavaina aminy ny zava-misy mba tsy handaitra aminy ny FAMPITAHORANA izay alefan'ny mpanompon'i Ravalomanana entina hanakorontanana ny saim-bahoaka izay efa sahirana @ fitadiavana ny hanina hoanina!
_Mbola mila averina amintsika ve fa i Ravalomanana d nipepipepy tetsy sy teroa nitady ilay vola hamatsiana an'ilay MAP!
_Mbola mila averina amintsika fona ve fa ilay 35.000.000$ anie ka tsy nanaiky ny hi-débloquer-na anazy ny FMI satria tsy nazava ny fitantana-bola mpanjakana notarihan'i Ravalomanana!
Maninn no averin'i Oay ary ireo resaka ireo é!
Mila averina ireo satria mila fantatrin'ny Malagasy fa TSY MISY ZAVATRA TONGATONGA FONA IZANY!
Mbola averiko fa MISY ANDIHAN'OLONA manao izay fomba rehetra hamerenana an'i Ravalomanana satria ny antony d tsotra i Ravalomanana no hany prézidà Malagasy sahy nivarotra ny tanindrazana!
D hisy hamaly hoe lainga izany d izao ary : MANINN MARO BE IREO MPAMATSY VOLA NO TONGA TETO NANDRITRA NY FITONDRAN'i Ravalomanana!
Hisy hilaza hanao hoe ka satria mazava ny fitantanana d valiny jereo izay nolazain'ny FMI rehefa tsy nety namoaka an'ilay vola izy t@ 12/2008 midika izany fa nisy olana ara-pitantanana tao!
Ny marina d izao TSAPAN'NY mpampiasa vola avy any ivelany fa MPITONDRA MATiM-BOLA SY MATIMBONINAHITRA ARY VONONA hi-vendre son âme au diable i Ravalomanana d io no nahamaika ny mpanambola! Satria mbola averiko fa on est toujours à la recherche d'un plus faible que soi (instinct animal chez l'étre humain) mba ahafahana mitsetsitra tsy misy mpanakana!
Mbola averiko fa ny tanjon'i Ravalomanana rehefa tonga teo @ fitondrana izy d holasa mpiasany daholo ny Malagasy d amizay sarotra ny manala anazy teo @ Fitondrana! Ny nahatonga anazy nihevitra toa izany d ny fahatsapany fa tsy misy azony atao nanoloana ny mpanambola avy any ivelany ka d nihevitra izy fa rehefa tsy misy azo atao ho an'ny firenenana d ny tenany sy ny fianakaviany no nataony izay hampanankarena anazy.
Jereo izao fa vao ny mpiasan'ireo orin'asany teto Antananarivo sy ny fianakavian'ny mpiasa fotsiny no mameno ny MAGRO d efa izao no mitranga ka maika raha vita teo daholo ny projet-ny
Amin'izao fotoana izao d vohizina ity resaka karaman'ny HAT ity, raha olona tsy mieritreritra hafa tsy vola anie d efa ela no nipitsika satria tsy MISY VOLA NY FANJAKANA satria efa fantatsika rehetra ny antony, noho izany d manana courage ireo HAT ireo mbola mijanona.
Mbola averiko fa ny fanankorontanana ataon'i Ravalomanana d tsy handaitra, mbola tsy ampy anazy foana ve ny nialan'ny TAFIKA taminy satria ny mersa no natokisany fa tsy ny miaramila mpiray tanindrazana aminy,
D samy miandry fa hohitantsika ny tohiny! Fa tsy misy Ravalomanana miverina eto izany na inn intox alefan'ny mpanompony na inn fa ny antony hanaovan'ny mpanompony an'ireny intox ireny d satria MAMPIAKATRA MORALe d izay no mahatonga an'i Oay miteny foana manao hoe AZA VARINA MANONOFY FA MIDINA ETY AN-TANY.