Fitiavana ny tanindrazanao ve no hanohananao ny françafrique

1. Noue ( 27/05/2009 06:23)
Somary gaga ihany manko aho oe misy olona sahy manohana an'io françafrique io ee! dia hoy aho oe fitiavanao ny tanindrazanao ve no mahatonga anao hanohana ny françafrique ?? nefa rehefa jerevana sy dinihina oe inona marina moa ity françafrique ity dia tena mahonena ny zavatra mitranga ao !

http://www.youtube.com/watch?v=AeTh8NYRWPo&feature=related

http://www.survie-paris.org/la-francafrique-le-plus-long.html

http://www.stop-francafrique.com/ dia klikéo ny sarin'i Madagasikara menamena io fa hazava ho an'ny zay manohana ny françafrique ny tena atao oe françafrique
novalian'i Noue ny 27/05/2009 19:25
2. xxx ( 27/05/2009 07:13)
misaota nanomeha vao2 ry noue an :* :* :*
3. Noue ( 27/05/2009 07:29)
ny mampalahelo anie dia misy amintsika malagasy sahy manohana an'io eee ! fa nga raha oe aty frantsa dia hanohana an'io ?? :^) :^)
4. naritsimba ( 27/05/2009 07:29)
Noue> ho ahy dia aleo roahina any ireo Afrikana miaraka @ Ra8 ireo, inona no hilingilingina hankanesana aty, dada(rabe) nareo ihany ange ry Noue no mialokaloka any @ ireo tany afrikana ireo e, ho ahy tsy misy ilako communauté internationale izany mihitsy, tsy mila mitambitamby @ ireo, izy ireo no misisika satria ny tombotsoa nomen'ny dada(osy) azy tapaka dia malahelo toa anareo TIM izy e.
Raha azonay natao dia efa noroasina nody ireo olona ireo na afrikana, na amerikana , na frantsay na iza ka mitsabatsabaka aty @ tanindrazako.
I Ra8 ange no niantso ny SADEC, ny UA, Francophone, ny ONU, fa tsy ny mpitondra malagasy aty an-tanindrazana akory.
Noue> mba menatra oà
5. Noue ( 27/05/2009 07:32)
tsy azon'i naritsimba koa ny zavatra voalaza ato aaa ! FRANCAFRIQUE no resahina fa tsy zany afrikanina lazainao zany eee !!!
6. Oay ( 27/05/2009 07:41)
Noue:


tsy azon'i naritsimba koa ny zavatra voalaza ato aaa ! FRANCAFRIQUE no resahina fa tsy zany afrikanina lazainao zany eee !!!



Noue a! enao moa nianatra manokana momba ny diplomatie ary efa mivonona ny hanoratra boky mahakasika ny diplomatie Ravalomanana ka mba ento eto hoe ny porofo milaza fa tena nanao izay ialana t@ FRANCAFRIQUE tokoa ny régime Ravalomanana nandritra ny nitondrany!

Aza d zatra an'ilay effets d'annonce fa manjary mahavotsa saina izany ho an'ny olona toa anao feno fandalinana sy fahalalana é! ka manjary mahadondrona ireo izay mihaino sy manaraka anao.


7. Noue ( 27/05/2009 07:45)
Oay:
Aza d zatra an'ilay effets d'annonce fa manjary mahavotsa saina izany ho an'ny olona toa anao feno fandalinana sy fahalalana é! ka manjary mahadondrona ireo izay mihaino sy manaraka anao.
ny marina marina et restera marina hatrany ry Oay aa ! vakio tsara ny voalaza rehetra ao dia ho azon'oay ny tena fandehany ! tsisy hidirako ny voalaza ao fa kosa be loatra ny temoignages hita ao ka tsy hanakipihana maso eee


8. ravalotgv ( 27/05/2009 07:49)
mety milay ihany raha anatin ny vitsy an isa ianao ka mahazo tombotsoa amin ny france afrique

sniff
tcrouff

:^) :^) :^) :^) :^) :^)
9. Oay ( 27/05/2009 07:59)
Noue:


ny marina marina et restera marina hatrany ry Oay aa ! vakio tsara ny voalaza rehetra ao dia ho azon'oay ny tena fandehany ! tsisy hidirako ny voalaza ao fa kosa be loatra ny temoignages hita ao ka tsy hanakipihana maso eee



Noue a! i Oay tsy mi-contredire ny fahamarinana na TSIa izay voalaza ao fa ny zavatra mba mahalasa ny saiko manoloana ilay critique d hoe inn no nataon'ireo olona mitondra ny TéMOIGNAGE-ny ao ialana @ ilay FRANCAFRIQUE!

Noue ilaina ilay critique constructive fa tsy misy dikany ny fanaovana an'izany raha tsy misy vahaolana apetraka miaraka aminy!

Eto ohatra d misy maro ny manenjika an'i Ravalomanana na manenjika ny HAT kanefa rehefa mba anontaniana hoe AIZA ary ny vahaolona, d inn no avaliny???

10. naritsimba ( 27/05/2009 08:17)
Noue> na inona fanodinkodinanao resaka dia Ravalomanana no tena mila an'io françafrique io, satria izy no mitaraina any @ ireo @ izao fotoana.
Ho ahy manokana dia tsy mivaky loha @ izany, tsy misy tombotsoa azoko @ izany na ariary aza.
11. essera ( 27/05/2009 08:58)
O ry zalah, nareo ve tsy mahita wé vao mamaky phrase vitsi2 fotsiny d tonga d tsapa wé oatran subjective b le source. Tena mbola resin'i eto am tanana io site io. Efa fomba fanao mantsy ny manasivana, na koa mi-tronquer interview.
12. xxx ( 27/05/2009 09:32)
essera:

O ry zalah, nareo ve tsy mahita wé vao mamaky phrase vitsi2 fotsiny d tonga d tsapa wé oatran subjective b le source. Tena mbola resin'i eto am tanana io site io. Efa fomba fanao mantsy ny manasivana, na koa mi-tronquer interview.


N'empeche que ce sont des faits qui sont réels et tres actuels .Tsotra ny manao désinformation ry essera fa sarotra ny manao investigations milaza ny tena zavatra mitranga .Misy consequences mbola tsy ho azo veroka aoriana kely ao mikasika ny rapports economiques sy sociaux inequitables nisy hatramin' izay , ary tsy i France irery ihany no ho voakasik' izany fa ireo nanana colonies rehetra .
13. rakaroka ( 27/05/2009 12:54)
Ary misy olona tsy mijery afa tsy face négativen'ny zavatra iray ftsn, ary etsy andaniny koa misy manabontsina ny face positiven'ny olona na zavatra iray ftsn!
Dia tahaka an'i Noue eto,
rehefa lazaina izy fa "NILAFIKA t@ Frantsay mihitsy koa anie i Ravalo" dia odiany tsy hita ny fahamarinan'izany na dia nanome link aza aho ao ambadika ao.
Marina loatra ny tenin'ny namana eto hoe "tsy vitan'ny tsikera ny fiainana!"
"ataovy ny strucure maty paika hanoherana ny Francafrique" fa raha fanenjehana toa izao ftsn kosa aloha, tsapako tsa mamely e, le fiainana tsy laniana hifanandrina fa ajoroy koa ny fampanjariana mba miteraka vokatra
afaka iveloman'ny mpandraharaha !
Rahateo marina be koa anie ny resaky ny namana fa angaha moa ny Afrikana no nanesika hoe "tongava" fa tsy i Ravalo sy ny tsy Ravalo no misisika ho any anie e, ka raha misy "structure afaka isitrihan-drizareo" , inn ny "blemanao?...
Ianao tsinn tsy hahavita ny fiainan'ny olona akory fa miblabla ftsn no asandratra ho zava-dehibe!
D'autant plus trsapako lojika le Francafrique , satria 'za io dia manana partenaire any Dago koa ary tsapako fa olana be ilay fitaiavana olona "MAHATOKY"iarahana miasa, donk tsy omeko tsiny mihitsy ny vazaha raha hifantina izay mety aminy afaka ametrahany ny fitokisany, ary ny exploitation natao anie nitondra soa hoa an'ny andaniny roa angamba!
Ny fiheverana hoe "matiantoka ny vazaha raha mijanona ny fifandraisana, dia tsy marina mihitsy, satria efa nisy recul t@ fifandraisana tany be dia be aza ny Frantsay dépuis l'Euro ,ary nisokatra t@ tany hafa koa, ka io asakasak'izay hiolonolon wa @ andron'ny mondialisation izao!
:idea: :idea: :idea:
14. Noue ( 27/05/2009 14:07)
hita mahintsiny fa tsy hasian'rakaroka valerany ny zavatra mahazo ny Afrique , y compris Madagasikara, mba mahalasa saina ihany oe ny frantsay aza mi-condamne satria tsy mety zany fomba zany dia ianao GASY indray ve no manohana an'io ???

[size=100]Depuis quarante ans, la politique française en Afrique vise uniquement à exploiter les ressources naturelles et géopolitiques des pays francophones. Les profits sont immenses. C’est pourquoi les armes importent peu : la corruption, le meurtre, la manipulation et la guerre. C’est le plus long scandale de la République

Aujourd’hui, plus aucune digue ne contient la folie de la Françafrique. Notre pays, soi-disant " patrie des droits de l’homme ", a soutenu, au-delà de toute raison, les inspirateurs et les auteurs du génocide ruandais

Les Français ont le droit de savoir ce que la République commet en leur nom.
Pourquoi le gouvernement français a-t-il, en connaissance de cause , continué de financer les auteurs du génocide au Rwanda ?

Comment des responsables politiques français, qui se réclament des Droits de l'Hommes , peuvent-ils en arriver à mettre en place ou financer des régimes aussi abominables. Tchad, Congo-Brazzaville, Cameroun, Mauritanie ....?

A qui profite le crime ?

La Françafrique, c'est une minorité de français qui, aidés au plus haut niveau de l'état, pillent les richesses des ex-colonies françaises en Afrique, en utilisant l'argent public et ce au mépris de millions de vies humaines
[/size]
15. xxx ( 27/05/2009 14:18)
SI LA FRANCAFRIQUE VOUS DITES DE MANGER DE LA MERDE??? VOUS ALLEZ MANGEZ???
ET OUI L'AFRIQUE A CHOISIS D'EN MANGER.
40 ANS PLUS TARD LA FRANCAFRIQUE A PROPOSER ENCORE DE LA MERDE A L'AFRIQUE.
ET L'AFRIQUE EN MANGE ENCORE
A QUI LA FAUTE??? :-D :-D :-D :-D :-D :-D
16. xxx ( 27/05/2009 18:38)
SOLUTION FINALE : TUONS ENSEMBLE LES FRANCAIS
17. rakaroka ( 27/05/2009 18:55)
[quote=Noue]
hita mahintsiny fa tsy hasian'rakaroka valerany ny zavatra mahazo ny Afrique , y compris Madagasikara, mba mahalasa saina ihany oe ny frantsay aza mi-condamne satria tsy mety zany fomba zany dia ianao GASY indray ve no manohana an'io ???

Oui mi-condamme izy satria tsy nahita "intérét" @ Françafrique, rahateo misy vahiny efa te hanapaka ny fifandraisana @ Afrika betsaka koa anie eto!
satria efa mitodi-doha @ firenena voisin entre Euro ny donne !
Gasy indray ve ny hanohana io ?
Ny fantako aloha dia hoe "tano ny azo fa sarotra ny mila! rehefa miroboobo ny "fitrandrahanareo "petrol" na mahita irika garant de petrol hafa vao tokony "asiana resaka Total, fa raha tsy izany miantsoro mianotra ny resaka, sahala @ hoe tsy misy afa tsy critique destructive , anefa tsy hita akory 'ze asetry fa "fanamelohana ftsn no BETSAKA !


[size=100][color=red][b]Depuis quarante ans, la politique française en Afrique vise uniquement à exploiter les ressources naturelles et géopolitiques des pays francophones.


Eto 'zao dia tsapako hoe tsy marina mihitsy izy filaza , 'zany ny hoe "affirmation gratuite" dia inoana ftsn fa tsy lalinina angaha izy io:roll: :roll: 8O 8O
Iza no milaza fa exploitation ressources naturelles et géopolitique uniquement monja no ni-interesse ny Frantsay t@ gasy?...Dia ahoana ny fipetraky ny culturelle , sociale , action parallele des différentes associations et ONG, hoe "tombontsoan'i Frantsa ftsn no hany kandraniny koa?...
18. ndenn ( 27/05/2009 18:59)
xxx:

SOLUTION FINALE : TUONS ENSEMBLE LES FRANCAIS

Je crois que c' est la derniere des choses à faire .Si on le fait ce sera une victoire evidente pour la franceafrique , ou bien Grande bretagne afrique , ou espagne amerique du sud , ou bien chine et les plupart des pays sud asiatique , et bien d' autres encore.Aza manao tery vay manta loatra fa tsy ahafahana mandamina zavatra ny entan' ny fo. Ny saina mandinika ihany no ahazahoana mamaha ny olana , ary arahina asa matotra sy paikevitra voalalina tsara !

:oops: :oops:
19. Noue ( 27/05/2009 19:25)
La Françafrique, c'est une minorité de français qui, aidés au plus haut niveau de l'état, pillent les richesses des ex-colonies françaises en Afrique, en utilisant l'argent public et ce au mépris de millions de vies humaines
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0424