Nisy narary fo tato zany nampinanan'i cyril
1. xxx
(
26/05/2009 20:57)
Be ihany ny tgv nataony bora mena tato hatry naraina zany an,io ndray zany no recette vaovao ,fa kobo be ao fa tanavo niakatra i andrywui ao ha ha ha
Lazao ihany raha toa ka henjana loatra le frapy é
Ny anah anie leity ny pays no mampalahelo ahy a, fa elah ve de manaiky ampiresin'olona eto klé,
=)) =)) =))
Lazao ihany raha toa ka henjana loatra le frapy é
Ny anah anie leity ny pays no mampalahelo ahy a, fa elah ve de manaiky ampiresin'olona eto klé,
=)) =)) =))
novalian'i xxx ny 26/05/2009 21:59
2. benkintana
(
26/05/2009 21:07)
Tonga de apoka zany marary fo zany fa mandany vola @ soins fotsiny :evil: :evil: :evil:
3. xxx
(
26/05/2009 21:09)
Aoka lesy benkitana a,ho vonoin'elah ato doly eto ny kiln'ny TIM klé :-D :-D :-D
5. cyril
(
26/05/2009 21:44)
Fa lasa aiza le mpanisa andro
Ao mivoaha tao lesy fa tsy maninona a
Efa vonona be ny bonbon sokril ho anelah ato ,haongana sao lasan'i ndaty :-D :-D :-D
Ao mivoaha tao lesy fa tsy maninona a
Efa vonona be ny bonbon sokril ho anelah ato ,haongana sao lasan'i ndaty :-D :-D :-D
6. xxx
(
26/05/2009 21:59)
lasa nivarobody any boulogne hono fa tsy haiko zay lazain'dry zalahy ao ambany ao