Hamono sy handripak n Malagasy ny COMMANDOan'i Ravalomanana
1. halloween
(
26/05/2009 13:29)
--fa ity fampaherezana kely ho anareo TIM e!! efa nahavory mercenaires 500lahy matanjaka hono ny dadanareo hamotika an'i Gasikara !!
-raha ny filazany de ho potehany eto daholo isika na TIM na TGV na AREMA na LEADER FANILO na AMF3FM na .....
--tsy misy reviny hono zany rehefa Malagasy fa mihatsara ivelatsihy mivadika palitao daholo ny politisianina Malagasy ! mody mba manohana eo amin'ny Magro eo hono nefa ary ambadika TGV(otran'iPenguin) daholo !
--de izay antony izay no nanampiany isa ireo commando hamotika atsika eto M/car ,fa ny fotoana hanafaizany antsika no tsy mbola fantatra
(resaka marina io ravalo lagy amin'ny pokna eo amin'ny MAGRO sy AMBOJA io fa tsy naforoniko a tsy mena-mivadika hono)
Miverina ery ambony
1. Mpandefa : andrywui [ Valio ] 26-05-2009 14:26:00
Lohateny : Re : ha ha ha! tonga ndray le mpanisa andro o! 13jrs sisa e
za aloha de manohana an'i Ravalo aminio tsy mena mivadika io e !!
aiza ka eo amin'ny Magaro ry larony ny maraina de ny hariva ry zalahy eny Ambohitsirohitra miteronterona !!
--kobon'i dada zany io fika io de ozy oe tena efa mivadika amiko mihitsy ny TIM-ko fa ho faiziko miaraka ireo niany !!
--tsy mamorona aho oa fa izy no nilaza antelephone an'io TIM mivadika palitao daholo lasa manao TGV io a!!
zany oe efa kobon'ny TIM ko fa soavaly veta le taingenany de aleony mamonjy ECURIE matanjaka izy !!

novalian'i naritsimba ny 28/05/2009 06:35
2. andrywui
(
26/05/2009 14:04)

3. xxx
(
26/05/2009 14:25)
efa tsy ho avotra intsony fa lasa miteny irery ato no tsy misy atao fa dia manisa andro no mba fotom-pivelomana :evil: :arrow: :!: :?: :idea: :twisted: :-D :-P ^^ :{ :evil:
4. andrywui
(
26/05/2009 14:28)
08051972 ndray io an !!
nefa i toi ko miaraka amiko eto foana tamity hariva ty fa tsy nikandra ko angamba androany !!
--vita ny asa ry 08051972 de mba sady manoratra eto isika no manadio basy ato atrano ato aho a !! ha ha ha

5. 08051972
(
26/05/2009 14:59)
:oops: :oops: :oops: :oops: poikany !!!! zà zao ndé hahandro vary fa nôna hono ny zanako
:cry: :cry: :cry: :cry:
:cry: :cry: :cry: :cry:
6. Noue
(
26/05/2009 16:30)
halloween:ka ny filaza anie dia oe il n'y a que les imbeciles qui ne changent pas eee! dia midika kosa ve zany oe miatsaravelatsy??? dia aleo zany ho imbecile ???
--tsy misy reviny hono zany rehefa Malagasy fa mihatsara ivelatsihy mivadika palitao daholo ny politisianina Malagasy !
8. naritsimba
(
27/05/2009 05:15)
Aleo ho avy RA8 dia ho hitantsika eo e, naritsimba indray dia mankahala an'iny hatrany @ tsinay maintiny. Mba mivavaka ihany fa hay ao ambadika ???? hainareo TIM ny tohiny.
9. Noue
(
27/05/2009 06:10)
naritsimba:aza mba mitsara mba tsy ho tsaraina oa eee ! zo-nao ny tsy hitiavanao azy, zo-nao ny mankahala azy fa kosa tsy anjaranao velively ny mitsara ny fivavahany ee!!!
naritsimba indray dia mankahala an'iny hatrany @ tsinay maintiny. Mba mivavaka ihany fa hay ao ambadika ???? hainareo TIM ny tohiny.
10. naritsimba
(
27/05/2009 07:14)
Noue> raha mbola velona koa ka manana aina aho dia tsy maintsy hidradradradra ny lainga sy fitaka nataony ry noue, io fomba fijerinao io no nitaingenany anareo tao an-tampon-doha, io mody hoe aza mitsara mba tsy ho tsaraina io no fialokalofanareo, raha mbola eto an-tany dia manana zo hitsara ny olombelona, rehefa any an-danitra dia an'Andriamanitra ny fitsarana. Mahazo matoky sy mino izay manao ny sitrapon'Andriamanitra fa tsy matahotra ny fitsaran'olombelona sy ny fitsaran'Andriamanitra.
12. naritsimba
(
27/05/2009 07:52)
Noue> zà ange tsy nampifangaro e, fa i dada(rabeosy) no nampifangaro ny politika sy ny fivavahana mba hanafenana ny ratsy natao.
13. fijo
(
27/05/2009 21:04)
fa ny fampianarana tao ampiangonana ngaha ry naritsimba misy hoe"ankahalao ny tsy mitovy aminao?????"
14. naritsimba
(
28/05/2009 06:26)
fijo> tsy manome tsiny an'i fijo zà raha manontany an'zany i fijo, fa ity jereo dia vakio:
Ohabolana 26:4-5 Aza mamaly ny adala araka ny hadalany, Fandrao mba adala tahaka azy koa hianao.
Valio ny adala araka ny hadalany, Fandrao dia manao azy ho hendry izy .
Asa na taiza no nakana an'io na taiza, mazava io voalaza ao @ Baiboly io, tsy manaraka ny hadalan'ny adala akory fa omena valiny amim-pahendrena izy, izay ange no nahavoa an'i Ravalo e, noheveriny fa adala mitovy @ daholo ny ankamaroan'ny malagasy, kanjo hay moa ka ny hendry no maro noho ny adala mpanohana azy sy mpanaraka azy. Ny niafarany dia afa-baraka tanteraka.
Manaova ihany ange be marenina ry fijo e, dia ho hitanao ny vokany, ilaina ny mihaino ny hafa fa tsy manao be marenina, toa an'i dada(rabeosy).

15. naritsimba
(
28/05/2009 06:35)
Mbola hafatra ho an'i fijo sy ireo mpomba an'i Ravalomanana ihany koa io.
IITIMOTY 3 :1-17
1 Fa aoka ho fantatrao izao: fa any am-parany any dia hisy andro mahory.
2 Fa ny olona ho tia tena, ho tia vola, ho mpandoka tena, mpiavonavona, miteny ratsy, tsy manoa ray sy reny, tsy misaotra, tsy manaja izay masina,
3 tsy manam-pitiavana, mpanontolo fo, mpanendrikendrika, tsy mahonom-po, lozabe, tsy tia ny tsara,
4 mpamadika, kirina, mpieboebo, tia ny fahafinaretana mihoatra noho ny fitiavany an'Andriamanitra,
5 manana ny endriky ny toe-panahy araka an'Andriamanitra, nefa nandà ny heriny; ireny koa dia halaviro.
6 Fa isan'ireny izay misokosoko miditra any an-tranon'ny sasany ka mahalasa babo ny vehivavy adaladala, vesaran'ny fahotana, entin'ny filana maro,
7 mianatra mandrakariva, nefa tsy mahatratra ny fahalalana ny marina.
8 Ary tahaka ny nanoheran'i Jana sy Jambra an'i Mosesy no anoheran'ireo koa ny fahamarinana, dia olona maloto saina sady tsy manam-pinoana marina.
9 Kanefa tsy handroso intsony izy; fa ny hadalany dia haseho amin'ny olona rehetra, tahaka ny an'ireo koa.
10 Fa hianao kosa efa nanaraka tsara ny fampianarako, ny fitondrantenako, ny fisainako, ny finoako, ny fandeferako, ny fitiavako, ny faharetako,
11 ny nanenjehana ahy, ny fahoriana izay nanjo ahy tany Antiokia, tany Ikonioma, tany Lystra, dia ny fanenjehana izay niaretako; ary ny Tompo nahafaka ahy tamin'izany rehetra izany.
12 Eny, izay rehetra te-ho velona amin'ny toe-panahy araka an'Andriamanitra, izay ao amin'i Kristy Jesosy, dia henjehina.
13 Fa ny ratsy fanahy sy ny mpanoloky kosa dia handroso hiharatsiratsy kokoa sady mamitaka no fitahina.
14 Fa hianao kosa dia mahareta amin'izay zavatra nianaranao sy nampinoana anao, satria fantatrao izay nampianatra anao izany;
15 fa hatry ny fony vao zaza hianao dia efa nahalala ny Soratra Masina, izay nampahahendry anao ho amin'ny famonjena amin'ny finoana izay ao amin'i Kristy Jesosy.
16 Izay soratra rehetra nomen'ny tsindrimandrin'Andriamanitra dia mahasoa koa ho fampianarana, ho fandresen-dahatra, ho fanitsiana izay diso, ho fitaizana amin'ny fahamarinana,
17 mba ho tanteraka ny olon'Andriamanitra, ho vonona tsara ho amin'ny asa tsara rehetra.