Niverna 'ty .

2. kidoropamba ( 26/05/2009 11:29)
tsssss! tokony mandeha mamboly vary sy sorgho ireny lehilahy mantajaka be ireny fa tsy faly manetsi-body eo foana e.

Tsy mandroso hoa afrika raha ny lehilahy mandany andro amin'ny fanetsehana vody io.
3. 08051972 ( 26/05/2009 11:46)
Io lay toentsaina voazanaka ! Aza mba manaiky hambanian'olona izany hoa hoe "isika mainty hoditra de chaud au cul! Harenantsik'io ary tsy manakana ny saintsika ho fetsy noho ny fotsy hoditra mihintsy ! Diniho tsara fa fanambaniana mainty hoditra tout-court io ! Mila mampiseho isika MALAGASY fa mahay ny zavatra rehetra ary tsisy afaka hanambara hoe zà tsy mainty fa ataon'ny vazà anaty kitapo iray isika rehetra fa isika MALAGASY kosa HAFA ka mahereza daholo hampandroso ny firenentsika ary aza adino ny hoe" TIAKO IMADAGASIKARA " (l) (l) (l)
4. ravalotgv ( 26/05/2009 12:31)
miverina indray le gasy mihevitra tsy ho afrikana

sniff
crouff

resaka be foana io

5. andrywui ( 26/05/2009 12:50)
08051972 = 08 mei 1972 zany toi no teraka !!
maninnn zao raha notenenina teto de amzay mba nitsofana labozia niaraka tamindrahery teto ialahy ??
6. 08051972 ( 26/05/2009 13:25)
:oops: :oops: :oops: :oops: Poikany! tsisy labozia zany ary teto ko! Sa ve zà varina de maty hoazy teo le izy ? :oops: :oops: :oops: :cry: :cry: :cry:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.0922