Fifamaliana faty no tena masaka ao andoha !

1. xxx ( 26/05/2009 11:05)
Inona moa no tokony ahagaga raha nirefotra foana izay fifampidinihana rehetra hatrizay , eny na t@ 2002 ireny aza , oh: ny tany Dakar .

Tsotra ny valiny satria ny masaka ao an- doha dia ny Valifaty!

May ny radio tsioka vao dia afaka taona vitsy dia may koa ny MBS

May ny tranon-drazanamasy , Ra- Merci, ...Dia ireny niaraha- nahita koa ny an i Moxe ,Guy Rivo ..

Tsy mahazo miditra eto Madagasikara i Ratsiraka fa miandry azy ny mandat d arrét , dia iny re iny koa ny version Rolland Ratsiraka tao @ Carlton



Dia latsaka ambany noho ny zazakely e!
novalian'i nancy ny 26/05/2009 15:20
2. kidoropamba ( 26/05/2009 11:27)
Resaka Merina io e. Isika merina tsy mahay mitondra fanjakana mihitsy fa io manapotika io foana no nahazatra antsika.
3. 08051972 ( 26/05/2009 11:39)
kidoropamba:

Resaka Merina io e. Isika merina tsy mahay mitondra fanjakana mihitsy fa io manapotika io foana no nahazatra antsika.



:-$ :-$ :-$ :-$ aza ampidirana resaka fiavina ny resaka politika MALAGASY! Tsy any fipetrany satria MADAGASIKARA dia an'ny MALAGASY! Rah tsaroana dia nifandimby nitondra an'i Madagasikara ny foko rehetra eto Gasikara :
Philbert TSIRANANA = Diego ; Didier RATSIRAKA =Tamatave; Abert ZAFY = NORD. Ao koa ny 1ér ministre toa an'i RANDOFEO sy ny sisa ...
4. xxx ( 26/05/2009 11:47)
xxx:

Dia latsaka ambany noho ny zazakely e!


Tsy latsaka ambany noho ny zazakely fa ny zazakely aza no tena tsy rancunier, fa latsaka ambanin'ny adala iray trano


5. andrywui ( 26/05/2009 14:17)
Ny merina dia ny kankay no tena mibahana ao ampo raha vao misy zavatra tsy mifanaraka amin'ny lohany !! tsy hainy ny manao ny oe samy vita de tsy mitana kibay ankelika ! ary zay no tena grave amity tantaran'ny M/car ndray mandé ity en plus ko misy fifampifidiran'ny resaka familles tsy levona tany aloha tany le politika de vao maika ny valifaty no tena N°1 aloha vao fiainambahoaka !! porofonzany ???

-io ravalomanana mitady hampiditra mercenaires amanjatony hamotika an'i M/car io !
6. nancy ( 26/05/2009 15:20)
Fa iza ny cotiers nahay nitondra fanjakana teto?

08051972:

kidoropamba:

Resaka Merina io e. Isika merina tsy mahay mitondra fanjakana mihitsy fa io manapotika io foana no nahazatra antsika.



:-$ :-$ :-$ :-$ aza ampidirana resaka fiavina ny resaka politika MALAGASY! Tsy any fipetrany satria MADAGASIKARA dia an'ny MALAGASY! Rah tsaroana dia nifandimby nitondra an'i Madagasikara ny foko rehetra eto Gasikara :
Philbert TSIRANANA = Diego ; Didier RATSIRAKA =Tamatave; Abert ZAFY = NORD. Ao koa ny 1ér ministre toa an'i RANDOFEO sy ny sisa ...



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 2.8004