Isika malagasy dia tsy mahita afatsy ny eo ambany orontsika

1. xxx ( 26/05/2009 13:24)
Sa izay tokoa ve ilay fahantrana ?I TGV e , mpanongam-panjakana!
Ravalo mpangalatra , Ratsiraka mpamono olona , Zafy Albert vendrana ...

Dia lany andro mifanasa vangy ary tsy mba mijery lavitra fa dia ny eo ambany maso ihany , ary ny anio ihany fa tsy mijery ny ampitso !
novalian'i Noue ny 26/05/2009 16:32
2. 08051972 ( 26/05/2009 13:32)
ka izay anie no mahatonga anà manoratra fôna hoe "inona ny hevitra e? Aiza ny deputé? Tiavo ny firenentsika fa tsy omen'ny olona ny azy tsara isika fa ANTSIKA io! Aza miolonolona sady mieritreritra fa tsy voakasiky ny raharahampirenena fa na ny fatintsik'aza mbola mody any DAGO! ZAy manjoan'i MADAGASCAR manjo ny MALAGASY ! (l) (l) (l) (l) (l) (l) Satriahoy hirampirenentsika hoe:
RY TANINDRAZANAY MALALA Ô
RY MADAGASIAKARA SOA
Ny FITAVANAY ANAO TSY MIALA
FA HO ANAO DORIA TOKOA
............... (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l)
3. halloween ( 26/05/2009 13:33)
TSY MAHITA AFA TSY NY AMBANY MASO ,, VENDRANA , ??? HOY IANAO !!!

-FA HEVERINAO FA VENDRNA VE RY LERONY NAHAZO AMINA MILIARA MARO TAM VOLAMPANJAKNA TAO NITSOAKA DAHOLO IREO ?

AVAHAKO KELY AMINZAY I ZAFY ALBERT

VENDRANA VE IZANY ?? SAO DE HOE MARANI-DRATSY NO MARINA
4. 08051972 ( 26/05/2009 14:08)
halloween:

TSY MAHITA AFA TSY NY AMBANY MASO ,, VENDRANA , ??? HOY IANAO !!!

-FA HEVERINAO FA VENDRNA VE RY LERONY NAHAZO AMINA MILIARA MARO TAM VOLAMPANJAKNA TAO NITSOAKA DAHOLO IREO ?

AVAHAKO KELY AMINZAY I ZAFY ALBERT

VENDRANA VE IZANY ?? SAO DE HOE MARANI-DRATSY NO MARINA


Tsy azon'se ngamba no tian'i xxx ambara hoe ...vendrana! Tsy ry zareo mpanao pôlitika anie io resahan'io f'isika mpanohan'azy ireo e! Isika le antsoina hoe vendrana satria araky ny tantara miseho de ny hoe : nihinambola sy mpamono alona ny antoko X na Y ! Ary eritrereto fa marin'io teniny io! Mila mitady hevitra isika olontsotra mba hamahana izao krizy izao!
satri
MADAGASIKARA TANINDRAZANY
TANY SAROBIDY MASINA SY SOA
LOVA SOA NOMEN'NY RAZANY TALOHA.
..................., (l) (l) (l) (l)
5. andrywui ( 26/05/2009 14:10)
kay viiii !! ah vi nahalala iiiiii !!
6. ravalotgv ( 26/05/2009 15:07)
FA INONA NO EO AMBANY ORONA TSY VAVA VE SA ZAVATRA HAFA NY AN NY SASANY

LE VAVA ALOHA AMPIASAINA HANAOVANA SNIFF
TCROUFFF EEE

SNIFF
TCROUFFF

:@ :@ :@ :@
7. Noue ( 26/05/2009 16:32)
xxx:
Dia lany andro mifanasa vangy ary tsy mba mijery lavitra fa dia ny eo ambany maso ihany , ary ny anio ihany fa tsy mijery ny ampitso !
dia inona nefa hono ilay rahampitso ? misy afaka mahafantatra zay hiseho rahampitso ve hono ???


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0804