socryl ndraha miboaha lehe tsy te ho fate rehe

1. xxx ( 27/05/2009 15:02)
Mpandefa : cyril [ Valio ] 26-05-2009 23:35:40
Lohateny : Ahoana no fanamboarana TGV
Nahazo mailaka efa 300 aho manontany hoe ahoana no hatao hanamboarana ny TGV ???

Tsotra kely ;
Ohatra misy mpanisa andro ato de arahinao ny heviny hoe tsy mety tonga fotoana ,de lasa manisa foana le kely saina

Ohatra faharoa, miseho ndaty le mpanisa andro de valinao hoe "malaso avao "de lasa maneno toute la journée eto le kely loha



INO HIVOLOMBOLANO AZO NDATY IO KOAHE
ZAHO TY NANINO AZO VOLANY AVAO RAHO
IHA NDATY SOKRYLY LAT....OMBY IO TSY HITA FA ZAHO AVAO RE
NANINO AZO RAHO RIKAHE ?? VALIO RAHO KAHE NDATY GAIGE TOY KAH

TSY HITA VALIIO AMBE AMIKO ATOY IO KOAHE NE AHOLAKO IM-POLO SANANDRO VALIIO NE TSY MIBOAKA REHE ,LAHY AMBOALAHY TOY KAHE MIGAIGE VATA KAHE
novalian'i andrywui ny 28/05/2009 10:41
2. andrywui ( 27/05/2009 15:58)
nanopa olona tany ndray elah ry cyril de io ny anlah !!
3. xxx ( 28/05/2009 05:00)
:-D :-D :-D
4. essera ( 28/05/2009 08:52)
Ndaty, arakaraka ny amalinao an'lery ange no ampakaran'lery an'le fanalana fa odio gisa fotsn rangah ty e.
5. andrywui ( 28/05/2009 10:41)
hoy cyril tamin'i ndatybe

Ohatra faharoa, miseho ndaty le mpanisa andro de valinao hoe "malaso avao "de lasa maneno toute la journée eto le kely loha



tsy mety kosa elah ry lety manopanopa olona otrizao kah ! lazainlah fa malaso kosa ve lery aiza elah notsy ho petsa otrizao !
vakio tsar ny tenin'ilery io fa ny vadinlah ane ony ry cyril natonlery otage any e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2791