Tsy nisy apte mahavita ny asany dia naverina izy

1. Noue ( 28/05/2009 12:51)
:-D :-D :-D :-D :-D kay tsy nisy na dia iray aza mahavita ny asan'i Vola Razafindramiandra dia aleo izy no naverina eo @ toerany eee!

May may ery manala olona eo @ toerany ny FAT(Y) nefa zao efa 2 volana zay dia tsy nahita olona ao @ FAT(Y) capable hanao ny asany, dia votery naverina soamantsara eo @ toerany Vola

[size=70]Les Douanes ont maintenant leur Directeur Général. Il n’est autre que l’ancien en la personne de Vola Razafindramiandra qui, limogé par la HAT, il y a deux mois de cela, a donc été réinstallé dans ses fonctions de par ses compétences et les efforts qu’il a réalisés. Le personnel de l’administration douanière est méme venu nombreux pour l’accueillir chaleureusement hier dans l’enceinte du ministère des Finances à Antaninarenina. « Cette décision a été prise pour l’intérét général du pays», a expliqué le ministre de l’Aménagement du Territoire, Hajo Andrianainarivelo assurant l’intérim du ministre des Finances de la HAT, lors de la présentation officielle de ce DG des Douanes. [/size]

dia mody mifika oe « Cette décision a été prise pour l’intérét général du pays», :-D :-D :-D :-D ka tsy dans l'intérét général du pays ve ny asa nataon'ireo tompon-toerana alohan'ny nanalana azy ireo teo eee ???
novalian'i fijo ny 28/05/2009 22:07
2. naritsimba ( 28/05/2009 13:24)
Tsy toy ny t@ fitondran'ny TIM ange io ka hoe rehefa tsy TIM dia miala e!
Mazava angamba fa tsy hoe halako bika tsy tiako tarehy no tadiavina fa ny fomba fiasa mitondra any @ mangarahara.
Raha mampidi-bola ange ny douane dia ny tresor no mitantana azy fa tsy hoe ny douane ihany no sady mampiditra no mamoaka e, azo dinihana ihany koa hoe mahalala ny zava-miafina nataon'ny ra8 izy ka aleo izy tenany no hanaporofo ny vola tsy naloan'ny ra8 rehetra.
Fomba fiasa daholo izany ry noue, ny hita aloha dia mitady hirika hanaratsiana mafy mihitsy ny mpanohana an'i dada(rabeosy) fa saingy tsy mahita lazaina dia ny mitsindrotsindroka izay mba hita sisa no atao fomba fiady.
Aleo lazaina fa hodi-tsokatra nolatsahan-kavandra ny mpitondra @ izao ka tsy matahotra izay havandra hiraraka.
3. Noue ( 28/05/2009 13:31)
aoka marina eee !!! iza no tsy nalan'ny FAT(Y) t@ toerany teo ??? hatramy ny fanaovana an-keriny ny seza hatraiza hatraiza , na mikasika @ na inona na inona , nalana daholo ny tompon-toerana, dia efa hita zao fa tsisy ny nahavita azy :-D :-D :-D :-D capable hitondra an'io toerana io ka mbola inona indray ?? :-D :-D :-D :-D
4. xxx ( 28/05/2009 13:33)
Tsy takan'ny sainy zany ry naritsimba a! Ny hanaratsy ihany no mba hainy.
5. Oay ( 28/05/2009 14:23)
Noue:


aoka marina eee !!! iza no tsy nalan'ny FAT(Y) t@ toerany teo ??? hatramy ny fanaovana an-keriny ny seza hatraiza hatraiza , na mikasika @ na inona na inona , nalana daholo ny tompon-toerana, dia efa hita zao fa tsisy ny nahavita azy :-D :-D :-D :-D capable hitondra an'io toerana io ka mbola inona indray ?? :-D :-D :-D :-D



Noue a! enao anie olona ao anatin'ny atao hoe FANJAKANA mahalala tsara an'ilay atao hoe continuité de l'Etat é!

Fantatrao tsara fa NISY FIHETSEHAM-BAHOAKA teto amintsika!
Afaka milaza isika fa tsy ny vahoaka Malagasy rehetra no nihetsika fa ils étaient assez nombreux pour déstituer Ravalomanana, noho izany d TSY MAINTSY NOJERENA NY HANDAMINANA AN'IREO OLONA NIHETSIKETSIKA IREO.
io fitiavana ny handaminana an'ilay toedraharaha io ohatra no raison no-évoquée ny HCC raha nakatoha ny fametrahana ny HAT ry zareo!

Ka rehefa tonga teo @ fitantanana ilay HAT d tsy maintsy nanao an'ireny fanovana isan-karazany ireny izy satria:

1°Raha tsy nanao an'ireny izy d tsy nisy antony ilay FIHETSEHAM-BAHOAKA.

2°Tsy maintsy natao ihany koa ireny satria teo ilay suspicion ka mba hisorohana ny fanovanovana ny marina d tsy maintsy noraisina ireny décision ireny pour une simple raison de précaution!

Rehefa nandeha anefa ny volana, nandeha ny fifampiresahana d hita fa olona teknisianina tsy misy hokianina ilay olona, d rehefa avy nifandinika t@ ilay olona ny tompon'andraikitra ka rehefa nanaiky ilay olona fa hiasa ho an'ny tombotsoan'ny firenena (ce qui est le cas pour Vola Razafindramiandra) d naverina eo @ toerany ilay olona satria The right man on the right place.

Manaraka izany, efa nolazaiko teto fona fa ny MPIASAMPANJAKANA d TSY TOKONY HANAO POLITIKA, ny mpiasampanjakana sy ny miaramila d mitovy, ny mampalahelo anefa d ny FITONDRANA NIFANDIMBY TETO D MANERY NY MPIASAMPANJAKAN HANO POLITIKA DAHOLO!

Ka ny olona marina izay antenaina ny ankamaroany mitavozavoza d ireo olona izay mpamorona lainga no manjary mahavanin-doza!

Jereo izao fa misy @ ireo ambasadintsika any ivelany ireo anie no MPIASAN'NY TIKO alohan'ny nanendrena anazy ho masoivoho é! Satria ny tanjona d @ zay SADY MPIASAN'i Ravalomanana ny olona no mpiasampanjakana, hany ka raha vao mihetsika d tapaka ny tenda satria sady miady @ i patron no miady @ prézidà!


6. penguin ( 28/05/2009 14:45)
Tsy HAT hono io fa ASA-Tay é
7. ndaty ( 28/05/2009 15:18)
ka mivolambola fahatany iha NOUE, ny probleme eto dia RAVALOMANANA:

-D'accord foana izahay n'iza n'iza ndaty miverina eo @ toerany taloha , rehefa tsy RAVALOMANANA.

-Nareo ndraiky, tsy ho afa-po mihintsy raha tsy RAVALOMANANA no mipoly @ place-ny

hatramn'izao tsy tafaverina RAVALOMANANA, sady hiasa @ izay io bandy directeur ny douanes io, fa tsy ho eny @ MAGRO intsony, mihena iray ndraiky zany ty ndaty mankeny @ Magro

kay tsy nisy na dia iray aza mahavita ny asan'i Vola Razafindramiandra dia aleo izy no naverina eo @ toerany eee!


toetsaina TIM izany tsy misy na iray mahasolo olona izany, personne n'estr irremplaçable, le reste est une question stratégique

roahinay io dans 1 ans, na TGV, RATSIRAKA, ravalo, RAJAONARIVELO, OUSTE daholo dans un an

mavandivandy avao.....
8. andrywui ( 28/05/2009 15:27)
Tsy HAT hono io fa ASA-Tay é


fa efa te hiala tato am forum ve penguin no miteny ratsy foana ee !! te angatahinay ho esorina ps eo ve !! angah misy ankifidy ny olona azo alana ps fa rehefa vandana de kary !!
sa manatena be oe zahay no zanaka atrano ka manao ze tiana hatao !! tadidio fa zay ihany no efa nampiongotra hatramn fotony ny TIM io toetra ratsy io ihany ka mba miovà amzay penguin an !!! mba hendry amzay fa ef lehilah lehibe !! ha ha ha
9. xxx ( 28/05/2009 16:06)
ndaty:

ka mivolambola fahatany iha NOUE, ny probleme eto dia RAVALOMANANA:

-D'accord foana izahay n'iza n'iza ndaty miverina eo @ toerany taloha , rehefa tsy RAVALOMANANA.

-Nareo ndraiky, tsy ho afa-po mihintsy raha tsy RAVALOMANANA no mipoly @ place-ny

hatramn'izao tsy tafaverina RAVALOMANANA, sady hiasa @ izay io bandy directeur ny douanes io, fa tsy ho eny @ MAGRO intsony, mihena iray ndraiky zany ty ndaty mankeny @ Magro

kay tsy nisy na dia iray aza mahavita ny asan'i Vola Razafindramiandra dia aleo izy no naverina eo @ toerany eee!


toetsaina TIM izany tsy misy na iray mahasolo olona izany, personne n'estr irremplaçable, le reste est une question stratégique

roahinay io dans 1 ans, na TGV, RATSIRAKA, ravalo, RAJAONARIVELO, OUSTE daholo dans un an

mavandivandy avao.....



karazan' olo fa haiko avao aza koahy iha ndaty fe iha koa moa tsy mivola ty mombamoba anao ka izay tsy hahaizako anao io le aleo avao koa ry zalahy hanao xx eto avao ka ino ty vaovao mbamintsika mbao koahy jimy? iha le variana manasa vangy atohy koahy
10. locl ( 28/05/2009 16:47)
Ny mahavoa anareo TGV intony dia tsy mba mihaika hoe diso izany, hita izao fa erreur be dia mbola hoe mety io.


11. Noue ( 28/05/2009 17:00)
ndaty:

ka mivolambola fahatany iha NOUE, ny probleme eto dia RAVALOMANANA:
tsy Ravalomanana mahintsiny ny blèm eto ry ndaty aaa ! avereno vakiana ny voalaza raha tsy azonao eee


12. ravalotgv ( 28/05/2009 17:20)
tokony i noue no natao teo
sniff*
tchroufff
:^) :^) :^) :^)
13. Noue ( 28/05/2009 17:57)
sao dia tokony ravalotgv kosa eeee ??, satria toeran-dahy io kooo :-D :-D :-D
14. ndaty ( 28/05/2009 20:49)
noue:
tsy Ravalomanana mahintsiny ny blèm eto ry ndaty aaa ! avereno vakiana ny voalaza raha tsy azonao eee


indry no tena tsy mahazo resake, le raha de tsotra, n'iza n-iza voasolo na tafapetraka eo @ toerany @ ny mpisampanjakana, tsy blèm nay izany,

na soloina, na averina injato aza io douanier io, jampela, tsy evenement (non-evenement) izany aminay

fa raha vao i Ravalo no averina, na ho mpiasampanjakana ho planton aza, dia tsy enkenay, sao manodikodina ny materiel, na papier, na stylo, na goma any @ biraompanjakana any


15. lemenakely ( 28/05/2009 21:46)
Nareo anie efa lazaiko e! Ilay resaka partenariat sy ny continuites mihintsy no tsy nisy teto hatrizay ka mandrak izao e raha ity resaka politika eto @ tanana ity! Halako bika sy halako tarehy sy firehana politika !

Na Ravalo koa aza anie tratra e , mety tsy tadidinareo ny namerenana an' Atoa Horace Constant tao @ ministère de la décentralisation ?
16. xxxy ( 28/05/2009 21:56)
Noue:

sao dia tokony ravalotgv kosa eeee ??, satria toeran-dahy io kooo :-D :-D :-D

ary heveriko fa pour ny egalité de sexe i noue kay feministe beeeeeeeeee


17. fijo ( 28/05/2009 22:07)
ô ry naritsimba an,mba logika,raha toa ka hoe ilaina izy fa tsy hoe jerena ny maha tim azy,naninona no nesorina aloha?????sa kilalaon jaza ka esorina aloha de averina rehefa avy eo???toa izany koa ny ambasadaoro.rehefa tsy hay ny atao aleo mijanona fa mampiomehy ny olona ka manahirana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0512