Mangataka ny hivory any amin'ny Assemblé ONU koa i R-8
1. bazylou
(
27/05/2009 22:55)
Misisika mafy ny hivory any USA i dadakely fa tsy manaiky ny any.
Ary toa tsy mba invité any kosa nedala kanefa Président élu démocratiquement par système D. Fantatrareo moa fa ao amin'ny salle des ordinateurs ao amin'ny ministère ny intérieur dia natao ambany rihana ny salle mikarakara fifidianana, ary natao béton spéciale mba tsy ahafahana micapte amin'ny ordinateur portable na téléphone, amin'izay tsy misy mahazo ny tena résultats fa izay havoakany ihany no izy, dia trafikeny ao fotsiny. Izany no tamin'nyandron'i dadanareo. Tamin' teo aloha rehetra de efa namboarin'i Zafy ary tsy novaina raha tsy tamin'i Ra 8.
:-D :-D :-D
novalian'i fijo ny 28/05/2009 22:30
3. essera
(
28/05/2009 05:25)
Asaivo mitondra le taratasy nanaovana transfert de pouvoir izy eo am varavarana d kôpy ny olona avéo.
4. penguin
(
28/05/2009 06:25)
Tsy olana ny fisisiany hivory any aminay satria Filoham-pirenena izy. Miaina anaty "Globalization" koa inona no olana amin'ny "Global Solution" ? Tsy tapitra fa misy ny vahoaka Malagasy mpanohana azy ary miaro azy amin'ny hevitra na tsisy basy sy tafondro aza. tgvendrana tsy ilainay ary na izy aza efa nilaza fa tsy mbola afaka miasa nohon'ny sankan-tsakana. Nefa izy tgvendrana tsy ao an-tsainy.
6. andrywui
(
28/05/2009 09:57)

io ndray penguin sy ny kou detety na efa midona aza !
ho donto be marina elah ny farany fa hietsika ny ati doha ! voadona lava io !
andrywui = penguin = olona iray ihany !!!
7. fijo
(
28/05/2009 22:30)
i tgv milaza fa tsy hafaka miasa tsara,i minisitra milaza fa efa tsy misy kirizy intsony.de inoa ihany no tena marina ao