Mila MIBOROSY NIFY Ra8 raha te hiverina an-tanindrazana
1. kidoropamba
(
27/05/2009 15:48)
Tokony mba mibaboka ny heloka vitany amin'izay Ravalo fa TSY MANAO VAVA MAIMBO eran'izao tontolo izao io. Farafaharatsiny tokony mba manana "humilité" ity rangahy ity raha te hiverina an-tanindrazana na koa te hilatsaka ho fidiana.
Tsy izany mantsy no miseho fa WA WA WA sy OUAF! OUAF! foana no ataon'ny lery.
Manaiky ny hiverenan-dRa8 antanindrazana ny vahoaka malagasy raha mba manaiky ny heloka vitany (t@ 07 febroary 2009 ohatra) Ravalo ka manome toky fa hanompo tanindrazana amin'izay.
HO SAHINY VE HANAO AN'IZANY?
HO SAHINY VE NY HIBOROSY NIFY?

novalian'i andrywui ny 28/05/2009 10:37
2. andrywui
(
27/05/2009 15:54)
na miborosy trano !
-izy anie na miditra eto M/car aza tsy olana e! fa averiny fotsiny y volampanjakana rehetra nopehany de alefa mba ahita anzany Tsiafahy zany 5taona fotsiny izy de zay e ! mandroso dada a!!

3. xxx
(
27/05/2009 18:17)
tsy fitiavana tsotra an-dra8 fotsiny ry tonton sola sy ny tarina ary miverina an-tanindrazana tsisy nandoa vola na nigadra nefa vola tsy toko tsiforohana no nipehany reny noentiny tety any la frantsa mitsangantsangana, ry pety sy ry voninahitsa nangalatra navaoka fotsiny, ny fatahoarana any lé8 no bdb ataovy ny fifidianana d aleo ny olona no hitsara!
4. kidoropamba
(
27/05/2009 19:12)
1300 ny tanindrana nogadrain-dRavalo t@ 2002, ary 8 Merina.
120 ny vehivavy tanindrana nataon'ny TIM ankeriny t@ 2002
300 ny tanindrana nataony sesi-tany t@ 2002
10 ny manamboninhitra novonoiny tao am-ponja
Novonoiny Francisque Ravony
80 ny Merina novonoiny t@ 07 febroary 2009
20 ny tanindrana novonoiny t@ 07 febroary 2009
2.000.000 ny vahoakan'Iarivo nataony fahirano nanomboka t@ desambra 2007 naharesy azy t@ kaominina.
Saika MBOLA HANOHY IHANY izy miaraka amin-dry Manandafy sy Raoelina.
Soa ihany fa teo TGV indrindra fa ny CAPSAT sy commandant Charles.
Raha tsy mibaboka amin'ireo heloka nataony ireo Ravalo dia tsy tfverina eto antanindrazana mihitsy.

5. xxx
(
28/05/2009 04:54)
Tsy matin'i Kidoro lolo mintsy ireo olona novonoiny reo an,
Sady ny mandreraka aminy anie, firy ny ra latsaka t@ izy naka fitondrana t@ 2002, de mbola nandatsa-dra koa na efa miala aina aza ny fitondrany??
Mangataka zavatra be aminy mintsy le devoliny an,

6. sarobidikely
(
28/05/2009 05:49)
Salut ! zavatra tena nampalahelo d izao RA8 tokony mba hiaro ny malagasy ndray d izy ndray zany no nanafatra olona karamaina hamono ny malagasy mitovy aminy ka zay zany ny zavatra tena mampalahelo dia ireo maty tsy tsadrano nony erisetra zay nataony koa rariny izy ra miditra amponja kely aloha otrany nanaovany irei gadra politika dia misaotra ny TGV SY NY CAPSAT zany mba niaro ny vahoaka makagasy
7. andrywui
(
28/05/2009 10:37)
tsy fitiavana tsotra an-dra8 fotsiny ry tonton sola sy ny tarina ary miverina an-tanindrazana tsisy nandoa vola na nigadra nefa vola tsy toko tsiforohana no nipehany reny noentiny tety any la frantsa mitsangantsangana, ry pety sy ry voninahitsa nangalatra navaoka fotsiny, ny fatahoarana any lé8 no bdb ataovy ny fifidianana d aleo ny olona no hitsara!
tsisy porofo ireo fa ny andravalo dadanareo anie hita maso sy hananana porofo mivaingana efa navoaka ho hitampoko tamin mass media rehetra