hampiakarina 50% ny karaman'ny miaramila gasy

1. xxx ( 28/05/2009 09:20)
hiakatra ny karaman'ny miaramila malagasy dia ahoana kosa ny karaman'ny mpiasa mpanjakana hafa toy ny mpamianatra,docteur,mpikaroka,mpiasa mpanjakana madinika mampadeha izao admistation izao.
novalian'i fijo ny 28/05/2009 22:22
2. andrywui ( 28/05/2009 09:53)
zao zany vao mba hiakatra ny an'ny miaramila raha ny force3 no resahina !!
ny an'ny polisy efa 3 na 4taona lasa no efa nakarin'ny ravalo 1.200.000fmg ny farany ambany toy izay koa ny zandary fa ny miaramila kosa de zay zany vao mba misy miposaka kely hatramzay , fa vao mba mangataka fisondrotana na gradé io na vatany de vava ratsy sy teny anavona no azo avy any amin dadan'ny sasany !! normal be raha mba nasondrotra ny karaman'ny miaramila zao ! ekena e ! hisaorana ny TGV ho ela velona de makatelina !
3. Mirananirina ( 28/05/2009 11:26)
Hay ve,tsara kosa izany
4. xxx ( 28/05/2009 12:42)
Voalohany aloha operation de charme no ataon`i TGV satria ny azy fitondrana azo tamin`ny fampiasan-kery niaraka tamin`ny miaramila ( fa tsy hoe lanim-bahoaka na koa hoe tohanan`ny MARO AN`ISA araka ny filazany ) ka tsy maintsy atao izay hanambatambazana an`ireo . Dia ho apondra daholo ve ny miaramila ka tsy hahatakatra an`izany . Iaraha-mahalala ny fahasahiranan`ny HAT eo amin`ny lafiny ara-bola ankehitriny . Tsy logique ny hoe mampiakatra karama ao anatin`izao circonstance izao ! Raha hiresaka zandary sy polisy indray , ireo anie ka tena miasa mafy , miasa tsara , mirisika manenjika mpangalatra sy dahalo ary mahafoy aina mihitsy aza indraindray , samy mahita izany isika rehetra . Izaho tsy miteny hoe tsy tokony ho raharahiana ny Tafika kanefa kosa tokony mba arakarak`izay effort omena ny valin-kasasarana , ataoko fa lojika izay . Kanefa na , izany na tsy izany aza , misy ny fitsipika sy ny lalàna mifehy ny Tafika ka ny tsy fisondrotan`ny Karama akory dia tsy manamarina mihitsy ny fanaovana COUP D`ETAT . Ny maha-te hametram-panontaniana aza dia ny hoe " TAFIKA HANONGAM-PANJAKANA " ve no handeha ho andanian`ny VAHOAKA VOLA OMENA AUGMENTATION kanefa jereo azy ty efa fijalian`ny vahoaka manoloana ny fiakatry ny vidim-piainana ?
5. 08051972 ( 28/05/2009 12:56)
andrywui:

zao zany vao mba hiakatra ny an'ny miaramila raha ny force3 no resahina !!
ny an'ny polisy efa 3 na 4taona lasa no efa nakarin'ny ravalo 1.200.000fmg ny farany ambany toy izay koa ny zandary fa ny miaramila kosa de zay zany vao mba misy miposaka kely hatramzay , fa vao mba mangataka fisondrotana na gradé io na vatany de vava ratsy sy teny anavona no azo avy any amin dadan'ny sasany !! normal be raha mba nasondrotra ny karaman'ny miaramila zao ! ekena e ! hisaorana ny TGV ho ela velona de makatelina !



De ôtrino zany zao ny karama farafahakeliny @ miaramila? ;-) ;-) Ndé mba hampanoviko miaramila koa mantsy le zanko lahy raha be ny karama! Satria sady etohana trano sy jiro ary izaraina vary ny tafika de mbola hiakatra karama koa izany zao !!!Milay ka Misôtra ra anrdywui a!
6. Noue ( 28/05/2009 13:28)
xxx:

Voalohany aloha operation de charme no ataon`i TGV satria ny azy fitondrana azo tamin`ny fampiasan-kery niaraka tamin`ny miaramila ( fa tsy hoe lanim-bahoaka na koa hoe tohanan`ny MARO AN`ISA araka ny filazany ) ka tsy maintsy atao izay hanambatambazana an`ireo . Dia ho apondra daholo ve ny miaramila ka tsy hahatakatra an`izany . Iaraha-mahalala ny fahasahiranan`ny HAT eo amin`ny lafiny ara-bola ankehitriny . Tsy logique ny hoe mampiakatra karama ao anatin`izao circonstance izao ! Raha hiresaka zandary sy polisy indray , ireo anie ka tena miasa mafy , miasa tsara , mirisika manenjika mpangalatra sy dahalo ary mahafoy aina mihitsy aza indraindray , samy mahita izany isika rehetra . Izaho tsy miteny hoe tsy tokony ho raharahiana ny Tafika kanefa kosa tokony mba arakarak`izay effort omena ny valin-kasasarana , ataoko fa lojika izay . Kanefa na , izany na tsy izany aza , misy ny fitsipika sy ny lalàna mifehy ny Tafika ka ny tsy fisondrotan`ny Karama akory dia tsy manamarina mihitsy ny fanaovana COUP D`ETAT . Ny maha-te hametram-panontaniana aza dia ny hoe " TAFIKA HANONGAM-PANJAKANA " ve no handeha ho andanian`ny VAHOAKA VOLA OMENA AUGMENTATION kanefa jereo azy ty efa fijalian`ny vahoaka manoloana ny fiakatry ny vidim-piainana ?
tena miombon-kevitra à 100% @ XXX aho eto. Saingy ilay oe hampiakarina à 50% mampiheritreritra ihany satria manambola be nga ny FAT(Y) ?? hay moa oe nahazo firy dolara moa ???
Tsy maintsy manao an'io koa ny FAT(Y) satria ry zareo anie no nanampy azy t@ iny coup d'état iny ee !! sady tsy maintsy nisy zao tao ny nimenomenona fa tsy equitable ilay fividianana ny capsat (ny vola azon'ny capsat)


7. sitlo ( 28/05/2009 14:08)
gidra ity
8. penguin ( 28/05/2009 14:47)
Ny miaramila no mampisondrotra ny harin-karen'i Madagasikara ka tsara raha ampitomboina 200 % ny karamany. Aza adino fa hoy ilay akama hoe tsy HAT fa ASA-Tay. TGVendrana
9. andrywui ( 28/05/2009 15:23)
Ny miaramila no mampisondrotra ny harin-karen'i Madagasikara ka tsara raha ampitomboina 200 % ny karamany. Aza adino fa hoy ilay akama hoe tsy HAT fa ASA-Tay. TGVendrana



---voalohany aloha ry penguin de raha mbola miteny ratsy eto elah de asainay esorin'i hery ny ps anlah !! fa tsy hanaiky tsony zahay !! ha ha ha
---faharoa le vola azon'ny HAT ve aloha no tena mampialona be an'i penguin ! sa le karaman'ny bodega nisondrotra !

-FAHATELO HO AN'I HERY SY PENGUIN TY :: matoa afaka mampakatra ny karaman'ny miaramila avo be ny Fanjakna(mbola hanaraka koa ny an'ny sasany ) de efa manambola afaka hiasana sy afaka hanatanterahana fotodrafitrasa zany ny fanjakana == tsy mitombona tsony le faminaniana hoe tsy ahaloa ny karaman'ny HAT ny Fanjakana !! vao miandoha izy io an ! de hiaraha mahita eto ny tohiny ! ndrematoa ramosé kou mo tsy sahy mipoitra tsara eto tsony fa mamely kely de mitsoaka kou !!
10. fijo ( 28/05/2009 22:22)
karama inona no hoampiakarina eo????sa vola monopli
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1029