Rehefa oe tsy mety zao dia tsy atao fa inona ihany aza ity?

1. Noue ( 03/06/2009 06:02)
tsy azoko mahintsiny ity ataon'rinah ity eee ! efa impiry zay no voaroka tao @ ambasady tao dia mbola mitohy hatrany ny tsy fisainany, manalabara-tena mahintsiny sady manalabaraka ny malagasy :evil: :evil: :evil: :evil: :^) :^)

Face à Face GTT - FOZA

http://www.youtube.com/watch?v=NOk1Yo6wNlI&eurl=http%3A%2F%2Fgasytiatanindrazana%2Efree%2Efr%2Findex%2Ephp%3Flimitstart%3D5&feature=player_embedded

La lutte pour le maintien et la sauvegarde de l'ambassade de M/CAR à Paris menacé par la HAT continue

http://www.youtube.com/watch?v=4z4YZ9rf1Iw&eurl=http%3A%2F%2Fwww%2Eskyrock%2Ecom%2Fm%2Fblog%2FpreviewMedia%2Ephp%3Fid%3D2486021645&feature=player_embedded
novalian'i xxx ny 04/06/2009 14:45
2. essera ( 03/06/2009 07:13)
I Noue, raha mieritreritra sy mana-kambo kely koa ilay ambasady ao d miala am-pahamendrehana fa tsy miandry roahina. Ny olona nandefa anao tany aza efa tsy eo am fitondrana d enao no haka L mbola hibodo toerana ao.

D iray koa, ho an'ilay Dada malalanareo ilay niteny hoe ny Frantsay no ao ambadiky TGV. Raha ao ambadiky TGV ny frantsay izany d tokony niditra izy nanala ilay masoivoho tao. Fa ahoana koa ary izany ? Tena fanina mits a anaovan'i Dada malala azy.

Tsy tadidinareo ve ny nandroahan'i Dada an'ilay Ambassadeur Frantsay teto amintsika. Nasiany poivre, carry, jumbo mits. Nody am-pahendrena lery vao avy nankalaza ny fetim-pirenena frantsay teto amintsika.

3. bozyboleta ( 03/06/2009 07:19)
Efa zatra ny ady an-tsena ireny e!
Angaha ireny mahalala menatra izany.
Tsisy @ rakibolany ny hoe "HENATRA"

Fa le foza kay tena foza tokoa an! :-D :-D
4. Noue ( 03/06/2009 07:39)
essera:
raha mieritreritra sy mana-kambo kely koa ilay ambasady ao d miala am-pahamendrehana fa tsy miandry roahina. .
miala am-pahamendrehana ahoana leisy zany aaa ! tompon-toerana ara-dalàna anie ry zareo ee ! nahoana no hanaovana forcing fotsiny tahakizao??


5. naritsimba ( 03/06/2009 09:47)
Ny tena atahoran\'ireo olona any Frantsa ireo dia tsy maintsy mila Ambasady rehefa hikarakara taratasy nefa menatra raha toa ka any @ ilay olona noharatsiana sy nolazaina fa tsy tiana no andeha hanao fangatahana, izany no aina ka te hanao aminy eo. Mbola aiza re izany eh! Rehafa tonga aty Madagasikara mbola ireo olona tsy tiana ihany no angatahana taratasy, fa nankaiza ilay governemanta izay tena tianareo GTT ireo no tsy asaina manendry Ambasadera raha sahy. hihihihihi
Izany tokoa ilay hoe mati-kambo ohatran\'ny olitra ka (aleo tsy tohizana fa mampalahelo).
Tsiky dia ampy (sao dia tsy azo atao koa ny manoratra an\'io Tsiky dia ampy io?)
hihihihihi hahahahahaha
Tsy maintsy tonga ny repoblika faha 4, na iza hivazavaza, na iza hiteny.
Aleo hivovo izay hivovo fa ny la masinina tsy maintsy mandeha e!
6. essera ( 03/06/2009 12:18)
Noue:
miala am-pahamendrehana ahoana leisy zany aaa ! tompon-toerana ara-dalàna anie ry zareo ee ! nahoana no hanaovana forcing fotsiny tahakizao??


Ny patron ve ry Noue manao vakansy any Afrika d enao mbola miantehitra aminy. I Ratsiraka aza ange efa nanao vava taloha hoe : "Tsy hiala aho e" fa fantany ihany avy eo ny tokony nataony. Ravalo koa namerina an'io, ko mainka fa masoivoho. Fanajana azy no tsy hanaovan'ny frantsay intervention sy tsy hisian'ny incident fa ny GTT ange no matahotra mafy am le papier mbola tsy vita nefa i Dada tsy hita e.
7. fijo ( 03/06/2009 21:23)
aza manao resaka adala be toa io ry naritsimba an,rehefa ts aradalana dia ts yilaina aty.aty dia tany demokratika,ka izany totobory izany tsy miasa aty.izay hianarana di ahiova io firenena io.

rah amiditra ao amin'ny tv5 monde ianao ,di amijereva momba an'ny madagasikara;fa ny filoha mbola voahaja ao dia RAVALOMANANA
8. xxx ( 04/06/2009 14:45)
essera:

Fanajana azy no tsy hanaovan'ny frantsay intervention sy tsy hisian'ny incident fa ny GTT ange no matahotra mafy am le papier mbola tsy vita nefa i Dada tsy hita e.


Mampihomehy ianao :-D :-D
Silaka be koa ilay frantsay raha manao intervention eo e, hita be hoe manohana ny tsy ara-dalàna
Passeport vert aza tsy ananan'ity Rinah ka oaiaoia
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1447