Fako no be ny Lapan'ny Tanà na miandry aloha. TGVendrana
1. penguin
(
03/06/2009 06:09)
Asa raha hotohizana ity sarisarin'endrikin'ny Lapan'ny Tanànan'Antananarivo nilokalokan'ny andry tgvendrana satria atsy ambadika milaza fa manomana ny Repoblika faha-4 no andraikitry ny Tetezamita tgvendrana ary ankilany milaza koa fa mila manao asa. Koa aorian'ny fifidianana sy hataon'ny Ben'ny Tanàna amin'izany andro izany vé ny fanamboarana io Lapa nireharehana io ny fametrahana ny foto-bato tgvendrana. Manala loto eran'Antananarivo aza efa mikohaka sy mitady malala-tànana etsy sy eroa. Haingam-pandeha nefa tsy hinanan-kanina ny tgvendrana. Terena ho Z ny A ka lazainy fa ny sitrapon'ny vahoaka izay lazain'izy samy izy tgvendrana isany. Miaramila mifandona lazaina mifanoroka sy miara-misakafo ampitiavana sady miravona hono ny disadisa rehetra. tgvendrana hatramin'ny farany.
novalian'i fijo ny 03/06/2009 21:09
2. Noue
(
03/06/2009 06:12)
zany no atao oe faux-c :-D :-D :-D :-D mody manao cirque oe manadio ny tanàna hono aaa oeee ! alaina sary, feno mpiambina :-D :-D :-D nytena olana oa dia io lainga tsisy farany hasesin'zareo io eee !
3. penguin
(
03/06/2009 06:18)
tgvendrana mijanona tgvendrana ary aza manaiky fa saritahana ireo mandrampahavizana azy. =)) =)) =))
4. mihitsy
(
03/06/2009 06:49)
[quote=penguin]
rehefa tsy tamana eto Mada sy tsy manaiky entin'ny vendrana enao ry penguin sy noue de raha za nareo manorim-ponenana any am dadanareo any, fa rehefa tsy hita ze aleha de mangina fa zahay malagasy rehetra te-hiaina am-pilaminana fa aza manakotaba anay eo, 2 taona de tsy andrinao sa efa lany ny sosy nomendra8 de mikorapaka?

5. essera
(
03/06/2009 07:09)
Tandremo ry zalah fa mbola manana vola an am sisitsisiny Dada. Izy aza efa mieritreritra ny hanakarama oul hanatitra azy. Tsy misy firenena tsin hidi-kizo amin'ny hoe oul naloan'ny vahoaka no aterina am fomba manetriketrika.
6. andrywui
(
03/06/2009 08:53)
Penguin hivereno vakiana indry pandé anie ny zavatra nosoratanlah io de jereo ny fikorontany e !!
ny TGV aloha tonga de mahazo na mikorontana otran'ny loahandrangah aza le kozy fa ny TIM nosahirana amlé votsavotsa saina ka manotany foana isaky ny phrase iray

7. Rindrabe
(
03/06/2009 09:21)
essera:
Tandremo ry zalah fa mbola manana vola an am sisitsisiny Dada. Izy aza efa mieritreritra ny hanakarama oul hanatitra azy. Tsy misy firenena tsin hidi-kizo amin'ny hoe oul naloan'ny vahoaka no aterina am fomba manetriketrika.
za alo ry essera tany alo mb ty anty tgvendrana ty iany f tato aorina nanen f be bala rora b aiza ny vary 500 nkg ny menaka 2500 zao na ny asanay aza mitady ho rava mataotra ty miaramila mandrob ty ny tompony, ra te inana jus de fruit mo zao d jus viva ndray zao akatona ny tiko f viva zao ts aiko nareo na ef naita zany jus zany na ts f ety am67 ety misy zany amininy 67 nord est iny zany ve ny toetsainy akatona ny afa mb isojafany any tena oita eo f ra ts maaritra eo io tgvendrana io d isotro ny rano ts tiany ar anotra no radidy ndray satri mbol tanora, za alo ts maita oe miaina ankalalaana zany e, vomaika aza mkorotana be zay e manome courage ny ara-dalana e! Zay ry noue sy penguin sy sns
8. halloween
(
03/06/2009 09:29)

pppfffffff !! resa-bitro lava sofina ! ha ha ha ! vache qui rit
9. sakaymena
(
03/06/2009 11:15)
Gaga atsika malagasy aho sady malahelo no menatra koa indraindray.
Nahona tokoa moa:
de tsy mbola leo hany ve reto nareo.aza mandany rora aminio tsony hoa fa sosokevitra omen raha mahita hanafahana ny firenetsika am kizo ary de ampitao any na ho tody na tsy ho tody de efa adidy goavana zay amiko.fa toa isika vahoaka ndray no mifanendy aty am sisiny .amiko na andry na ra8 de mitovy.samy mibaby sy miandry ny valin ireo ra mandriaka nataony avy reny e.
ary zao ko ny tsapako an .tena niova isika malagasy nahoana hoy enao:
taoko ngamba fa isika rehetra naharaka tsara ny faty ol tam 10 aout reny fa nitomany i madagaskar manontolo ary de nijanona si niezaka niravina ny pitondra tao ambony tao.indrisy anefa ankehitriny ef mianika amanjato ny mamoy ny ainy de mbola hoe TGV AHO E;MANDALA NY ARA-DALANA AHO E.zao ny ataoko anareo aza manao FO VATO RE FA SAMIA MANDRESY LAHATRA NY ANDANINY SY NY ANKILANY MIFANDEFERA RAH TEN TIA FIRENENA MARINA .AMIKO NA ANDRY NA RA8 DE TSISY TOKONY HOMENA SZEZA .ASA ALOH NY HEVITRAO FA ZAY NO MBA KELY TAKATRO MRC BCP

10. sakaymena
(
03/06/2009 11:24)
RA NAHAY NITOMANY NY TANY SY ZAVA MANIRY DE LAY NOSITSIKA ANGAMBA TSY NETY NAMPANGININA AMZAO TOE DRAHARAHA MITRANGA ANY AMITSIKA IZAO SATRIA MALAHELO NY OLONY IZY SAINGY INDRISY DE ALEONY MIANDRY NY FAHENDREN NY TSIRAIRAY
11. sapele
(
03/06/2009 13:11)
marina mihintsy izany ry sakaymena a!mapalaelo le gasikarako fa ilaozandry zalahy miady seza ao foana ,tsy aleo ve mba mihevitra olom-baovao manampahendrena na de ho fotoana fohy fotsiny aza.samy tsika tsirairay mandin- tena hoe maninona no tsy mety tafa mihintsy i dago,,,,?
12. fijo
(
03/06/2009 21:09)
za koa ry rindrabe mba nanohan aan'i lery tamin'ny voalohany,fa vao niteny hoe"hitantan any tetezamita dia nialako fa hanimba firenena