Mitohy ihany ny halatra ataon'ny fat(y)

1. bozyboleta ( 03/06/2009 07:38)
Dia mbola sahy hilaza inona amin'izao reo mpanara-drenirano?
Efa tsy tahotra tsy henatra mihitsy le jly mararison mangalatra.


http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=26898

Ampasampito
Affrontements entre militaires et Fokonolona
Une perquisition effectuée par des militaires a eu lieu, hier, au siège de la société Alma à Ampasampito. Des membres du Fokonolona s’y sont opposés. Les militaires ont dû tirer pour les disperser.

Des rafales et des coups de feu intermittents ont terrifié le quartier d'Ampasampito, hier soir. Il était 20h 30, lorsque près d'une dizaine de militaires, à bord d'un pick-up Mitsubishi et d'une Peugeot 405, ont dispersé une foule de jeunes gens par des tirs en l'air.
Ces derniers avaient dressé une barricade enflammée devant l'enceinte de la société de travaux publics Alma. Les forces de l'ordre ont ensuite pris en chasse, jusque dans les ruelles, ces individus se disant membres du comité de vigilance. Le début de cette intervention militaire remonte à hier après-midi, aux alentours de 15 heures.
Une dizaine de gendarmes saisis par la Commission de la sécurité et de la défense nationale, présidée par l'homme fort de la Haute autorité de la transition, Alain Ramaroson, ont été dépéchés sur place, munis d'un mandat de perquisition.
De source émanant de la commission, les éléments envoyés sur place avaient pour ordre d'effectuer la saisie de marchandises suspectes entreposées dans les locaux de cette grande entreprise de travaux publics.
Celle-ci appartient à l'ancien président de la République, Marc Ravalomanana. «Les militaires se sont précipités au dépôt pour forcer 13 conteneurs», souligne un gardien. «Ils ont fait venir trois camions qu'ils ont chargés de feuilles de tôles, de ciment et de fers ronds pris dans les conteneurs», enchaîne ce témoin oculaire.
Un camion détourné
A côté, un gendarme qui a participé à l'opération affirme qu'ils avaient pour mission d'acheminer ces matériaux de construction au siège de la Commission nationale mixte d'enquétes à Ambohibao. Aux environs de 19h 15, alors que l'équipe d'intervention s'apprétait à partir, un attroupement s'est formé devant le portail de l'Alma, empéchant les militaires de repartir avec les marchandises saisies. L'information s'est répandue comme une traînée de poudre, à tel point que des individus résidant des les environs sont venus renforcer les rangs de la foule. La tension est montée très vite. La route a été bloquée avec des blocs de pierre entassés au beau milieu de la chaussée. La foule furieuse a méme détourné un camion à benne basculante, transportant du sable. Au milieu des hurlements de la meute d'individus qui a encerclé son véhicule, le conducteur a déchargé son véhicule devant le portail de l'Alma, de manière a empécher les militaires de repartir.
Les gardiens déplorent le vol de trois de leurs motos lors de ces heurts entre civils et militaires. Ils affirment que dans la nuit, d'autres camions de matériaux de construction, pleins à craquer, ont été aperçus quittant les lieux pour ensuite faire des va-et-vient. L'enceinte a été placée sous haute surveillance jusqu'à l'aube et des coups de feu intempestifs ont retenti dans les environs.

Seth Andriamarohasina
Date : 03-06-2009
répondu par fijo le 03/06/2009 21:05
2. Noue ( 03/06/2009 07:40)
io halatra io kosa aloha dia efa nataon'ny FAT(Y) hatramizay eee ! jereo fotsiny ireny miaramila nifampitifitra ireny ! zao ka mbola mitohy hatrany !!! :^) :^) :^)
3. essera ( 03/06/2009 07:45)
Misy namatsika eto am serasera eto mahafantatra tsara ny vaovao niseho tao fa nisy emetteur napoakan'i Levalo sy fitaovana sasany nafenina tao.
Azo antoka tsara io vaovao io satria eny an-toerana ranamana no mipetraka.

Ary tadidio koa hoe halatra ve mitovy amin'ilay lazainao hoe perquisition.

Dia mbola sahy hilaza inona amin'izao reo mpanara-drenirano?
Efa tsy tahotra tsy henatra mihitsy le jly mararison mangalatra.


Izany tena mpanara-drenirano izany d izay miandry ny rainy hiverina eto. Rehefa lasa ny rainareo iny d aminay efa karazan'ny vita ny toul.

Raha misy ny toul mbola hitohy d ny fiandrasana ny fiverenany am fomba manitrikitrika :-D :-D :-D .
4. bozyboleta ( 03/06/2009 08:00)
Esory aloha iny solomaso mainty be vovoka iny fa manjary tsy voavakinareo tsara le lahatsoratra e!

Taiza t@ ireo voalaza tao @ lexpress ireo no nisy izany emetteur izany? ASEHOY fa ny masonay tsy mahita.

Rehefa afaka le solomaso dia avereno vakina indray aloha ny lahatsoratra. Perquisition no natao fa inona le zavatra notadiavina? Fanitso sy simenitra sy vy fanaovan-trano no voalaza fa nalaina tao, ka ireo ve izany le emetteur lazainao io sa ireo no natao perquisition?

Farany, inona no idiran'i mararison @ io resaka io na dia hoe lehiben'ny commission de sécurité fat(y) aza izy???

Amin'izao ora izao dia mivory eny Ivato ao @ Akany Soafonenako ny OPJ sy ny tompon'andraikim-pitsarana miresaka indrindra ny andraikitry ny OPJ izay manao ireny fisavana sy fisamboran'olona sy fanaovana saisie ireny izay tsy idiran'i mararison mihitsy satria tsy manana izany fahefana izany izy na kely aza.
Miharihary izao fa manao fanamparam-pahefana izy mitondra ireo miaramila novidiany vola ireo manao ity asa maloto retraretra ity.

Mba mahaiza hoa mandinika sy mamakafaka ARA-DALANA f'aza de manara-drenirano fotsiny.
5. xxx ( 03/06/2009 08:06)
Tokony ho zaraina roa ny Tolona . Ny eo amin`ny Magro hafa . Fa tokony hatsangana amin`izay ny Milice MITAM-PIADIANA mahaleo tena tsy miankina amin`ny Magro . Ny tanjona dia ny hifehezana ireo lehibe mpibaiko ny CAPSAT ireo .
Eo anivon`ny tafika , ny polisy , ny zandary , dia ny ampahany ihany no tena manaraka ny HAT fa ny ampahany manara-drenirano fotsiny satria mitandro ny tsy hisian`ny fifandonan`ny samy miaramila fotsiny fa misy aza ireo miandry kendry tohana fotsiny ny hipoahan`izany . Tokony ho fantatry ny rehetra fa olona vitsy MPIOKO AO AMIN`NY CAPSAT no herin`ity fitondrana HAT ity ka tokony mandeha amin`ny famehezana azy ireo sy ireo lohandohany mpitarika ny tolona izay atao raha tiana ny hisian`ny vokatra . Jereo anie e , vao nisy fotsiny fifampitifirana teo amin`ireo Cellules tactiques sy ry Charles tany Vodihala dia efa hita sahady fa tsy nipoerapoera tahakan`ny teo aloha intsony ity lay ranamana ity e !
6. essera ( 03/06/2009 08:19)
bozyboleta,
Les forces de l'ordre ont ensuite pris en chasse, jusque dans les ruelles, ces individus se disant membres du comité de vigilance. Le début de cette intervention militaire remonte à hier après-midi, aux alentours de 15 heures.


Vao eo amin'io passage io d efa lazaina mazava dia mazava aminao fa tsy d efa masiso manomboka eo. Oul namaky magro tery Tanjombato izay tena TIM milay be nilaza hanao andrimasom-pokonolona no voatifitra teny. Azonao le zavatra !!! Ireo ilay miara-miondana milay be aminareo.
D asio sary eto alou na afisy rôfaveo mba ialana voly. :-D :-D
7. andrywui ( 03/06/2009 08:47)
bozy a !! rehefa fananan'i Ravalo de pehana sy atao fananan'ny Fanjakana daholo e !
--tsy ampy aza ireo navelany ireo fa tokony mbola petahina hatramin'ny an'ny fianakams ny !! mety hanaraka hatramin'ny an'i bozy raha lava ny listra ! ha ha haha !!
8. bozyboleta ( 03/06/2009 09:00)
O ry essera a! Aza ahodikodina ny resaka fa valio aloha ny fanontaniako ery ambony.

Dia hamaliako ny quote-nao io ambony io koa, dia tena mitombina ny resako @ le solomaso mainty feno vovoka fa tsy mahita n\'inon\'inona nareo.
Une perquisition effectuée par des militaires a eu lieu, hier, au siège de la société Alma à Ampasampito. Des membres du Fokonolona s’y sont opposés. Les militaires ont dû tirer pour les disperser.

Ny fokonolona miambina koa zany zao no raisinareo ho mpangalatra dia anaovanareo tifitifitra henjehinareo hatrany anelakelatrano fa nareo maka entan\'olona an-keriny indray no favy.
Ka tena efa mivadika mihitsy ange izany ny rafitra izao e!
9. bozyboleta ( 03/06/2009 09:04)
bozy a !! rehefa fananan'i Ravalo de pehana sy atao fananan'ny Fanjakana daholo e !
--tsy ampy aza ireo navelany ireo fa tokony mbola petahina hatramin'ny an'ny fianakams ny !! mety hanaraka hatramin'ny an'i bozy raha lava ny listra ! ha ha haha !!

Azafady kely fa ny fananako nohariako t@ hatsembohako tsy omeko ny fanjakam-pozanareo mihitsy.
Tena hita hoe mpangalatra manao barofo fotsiny.
Mba misasara raha te-hanana f'aza ny an'olona no atao an-keriny.
Tsy mpanara-drenirano an'i tgv sy ny forongony fahatany tokoa nareo.
Mitovy le fisainana.
10. halloween ( 03/06/2009 09:16)
Tena hita hoe mpangalatra manao barofo fotsiny.
Mba misasara raha te-hanana f'aza ny an'olona no atao an-keriny.



tsy andravalo ireny ry bozy fa an'ny fanjakna malagasy a !mbola tsy ampy aza ireo hoa fa mbola manonitra be ny nangalariny ny dadanareo !!
--fananampanjakana daholo ireny nireharehany fa azy teo ireny !! POROFO ?

----Engins an'ny TP no nampiasain'ny ALMA hatramzay (tsy nandoha ofany)
----Butimes an'ny TP no nanaovany lalàna fopla kely ireny ! tonga de pehana tsisy appel d'offres nefa 1.5milliards ny hanaovany ny terrassement 1km
---mbola lava ny listra fa manotania ahy rah mbola mila !!!
11. essera ( 03/06/2009 09:28)
bozyboleta:
Ny fokonolona miambina koa zany zao no raisinareo ho mpangalatra dia anaovanareo tifitifitra henjehinareo hatrany anelakelatrano fa nareo maka entan'olona an-keriny indray no favy.
Ka tena efa mivadika mihitsy ange izany ny rafitra izao e!

Tadidinao ve le niseho teny Tanjombato e. Oul Tim be no nanamboatra teny efa ho iray volana taty aorianan'ny 26 janvier. Izay le voatifitra teny d nolazaina hoe "ANDRIMASOM-POKONOLONA".
Raha manao perquisition ny mpitandro filaminana, tsy misy mihitsy antony tokony hanakanan'ny fokonolona azy surtout MPANGALATRA ILAY TOMPONY.
Tsy tokony afangaro loatra ireo mpiondana am Dada mitonon-tena ho andrimasom-pokonolona.
Mazava ve ?
12. halloween ( 03/06/2009 09:32)
hoy essera


Tsy tokony afangaro loatra ireo mpiondana am Dada mitonon-tena ho andrimasom-pokonolona.
Mazava? ve


na hanazava amindry zalah TIM reo an'io mandrapahariva aza elah de tsy ho azony zany raha tsy hoe asainlah maka taratasy kely sy stylo angah ry lerony vao mety hazavazava ratsy aminy le kozin toi io
13. bozyboleta ( 03/06/2009 09:44)
na hanazava amindry zalah TIM reo an'io mandrapahariva aza elah de tsy ho azony zany raha tsy hoe asainlah maka taratasy kely sy stylo angah ry lerony vao mety hazavazava ratsy aminy le kozin toi io


Ieee, ny anay aloha ny mahitsy sy lojika ihany fa tsy ho azonay mihitsy ny fikafika malotonareo na hanazava mandava-taona eo aza e!
Efa tsy natao ho @zany ny sainay.
14. naritsimba ( 03/06/2009 10:34)
Ny zavatra mazava dia natao inona tao @ ALMA ny fitaovana miaramila (porte char), ny hita ihany koa dia ny injenieran'ny commune Antananarivo Renivohitra no nafindra tany @ orinasa ALMA nefa dia ny Commune Tana ville no mandoa ny karamany.
Ny toby FIBATA taloha dia an'ny Commune Antananarivo renivohitra nefa dia nampiasaina nanatobiana ny fiaran'ny TIKO.
Mbola maro no azo lazaina rana ny momba an'io.
marina mihitsy fa mbola tsy ampy hamerenana ny vola nalain'ny Ra8 izay fananana sisa navelany eto.
Moa ve tsy toy izany ihany koa no nataon'ny Xavier Ratsiraka sy Sophie Ratsiraka? ka nandroban'ny mpomba an'i Ra8 ny fananan'ny Degagon sns, nefa kosa tsy nisy niaro ny olona fa tsapan'ny olona fa volam-panjakana ireny, amiko tsy misy avahana izany fa rehefa vandana dia kary.
Mahatsiaro tsara izao dada(rabe) fa ratsy kay ny maka ny tsy an'ny tena.
Tsiky dia ampy ho an'ny mpanohana ny tsy ara-dalàna TIM.
15. xxx ( 03/06/2009 10:45)
resam-bozy ndray ty


:-D :-D
16. andrywui ( 03/06/2009 10:46)
resam-bozy :-D :-D ndray ty



ha ha ha
17. bozyboleta ( 03/06/2009 11:02)
Tsy takatry ny FOZA e?
Dia mamalana sisa no azon'ny foza atao fa tsy zakan'ny atidohany. =)) =)) =)) =))
18. essera ( 03/06/2009 12:23)
halloween:
na hanazava amindry zalah TIM reo an'io mandrapahariva aza elah de tsy ho azony zany raha tsy hoe asainlah maka taratasy kely sy stylo angah ry lerony vao mety hazavazava ratsy aminy le kozin toi io


Tena marina les ny kôzin'lah fa d aleo omena an'ity punition ity.

avereno in-80 000 fois :

[center]"Mahaiza manavaka ny mpiaro ny halatry Dada sy ny tena andrimasom-pokonolona"[/center]


19. Noue ( 03/06/2009 15:18)
perquisition koa ve leisy ry essera dia halaina ny ciment sns dia atao anaty camion ???
20. fijo ( 03/06/2009 21:05)
sao dia ny fo no mijery ny an'i essera??????adala daholo izany ny vahoak aniandry teny????satria tsy momba ny halatra.ny ten anahagaga ahy koa dia ity.to atonga teny ny (lehibean'ny cemgam)dia gag ahoe iza no nanirak aireo miaramil aireo?ary nahoan aizy n otsy nahalal any fisian'io iraka io???hummmm
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0371