Nidina sa niakatra sa tsy misy intsony ny PPN ?

1. Noue ( 03/06/2009 07:50)
[URL=http://img193.imageshack.us/my.php?image=painp.jpg][IMG]http://img193.imageshack.us/img193/7163/painp.jpg[/IMG][/URL]

Plus de farine et de pain à Madagascar

[size=70]Ce qui devait arriver, arriva. Depuis un ou deux jours, les stocks de farine dans tout le pays est épuisé.

EPUISE. Depuis une semaine, le pain proposé à 200 ariary a disparu des étals. De toutes manières, cette catégorie de pain imposée par le Fat n’a jamais eu l’adhésion ni des boulangers ni des consommateurs. Dans le méme laps de temps, la farine s’est faite rare dans les magasins, les épiceries de quartier ainsi que dans les grandes surfaces. Ce mardi, elle est proprement introuvable. Renseignement pris, le produit n’existe plus en stock. Ce qui existe ne durera pas longtemps et fera d’ailleurs l’objet de fortes spéculations. Du coup, il faut s’attendre à la raréfaction et du pain et de la farine. Puis, à l’envolée du prix de ces deux produits sur le marché. Et finalement à son absence au petit déjeuner.
[/size]

HUILE----------5000 à 6000A/L

SUCRE-------------19000A/KG

RIZ----------------1300A/KG


dia ahoana zany ry zareo???

novalian'i fijo ny 03/06/2009 20:58
2. essera ( 03/06/2009 08:03)
Fa aiza alou i Noue no miantsena fa tsy mahita an'izao prix izao mihits kosa aho aloha.

HUILE----------5000 à 6000A/L (30 000 Fmg ve ???, aiza !!!!)
SUCRE-------------19000A/KG (95 000 Fmg ve, aza mandainga)
RIZ----------------1300A/KG (Misy Ar 280 ny kapoaka ka ataovy ny kajy tsotsotra fa manome Ar 280 * Kap 3,5 = Ar 980).


Izay ndray Noue fa vao tenenina ery ambany kely ery hoe aza mitoraka bilao wa fa ny oul tsy eto an-toerana izao d hino be an'io hoditr'akondro atsipinao io. Io izao ilay aretina eo am internet nolazaiko io, tsy mandeha mividy zavatra any ivelany fa ao no mijery prix d tonga d midradradradra be. Mba mivoaha ihany ny trano raha eto an-toerana moa raha tsy eto d aza manome prix any am sisiny a.




3. Noue ( 03/06/2009 08:15)
ialahy koa ry essera ve dia tsy mamaky gazety eee ???

http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=14636
4. essera ( 03/06/2009 08:21)
Fa ialah ngah mividy zavatra any am gazety sa eny atsena aloha e. Zah lti eny am détaillant no mividy fa raha mahita siramamy 95 000 Fmg izany elah kg d eto aty fa vidiko 950.000 fmg.

5. Bazily ( 03/06/2009 08:38)
Mamp'mé nareo reto a! Ny iray tonga de mandika vilana be fotsiny izao, mba avadibadiho ihany aloha izay voasoratra vao alefa hiseho forum ry Noue a!
Noue:
HUILE----------5000 à 6000A/L

SUCRE-------------19000A/KG

RIZ----------------1300A/KG

Ry Essera indray zara aza misy hitsongolohana ny adv dia dradradradraina haingana fa milaza lainga .
Essera:
HUILE----------5000 à 6000A/L (30 000 Fmg ve ???, aiza !!!!)
SUCRE-------------19000A/KG (95 000 Fmg ve, aza mandainga)
RIZ----------------1300A/KG (Misy Ar 280 ny kapoaka ka ataovy ny kajy tsotsotra fa manome Ar 280 * Kap 3,5 = Ar 980).

Ny marina aloha dia mbola mihenahena ny vidinjavatra e!
Ny vary izao 5000Fmg ny kg, ie eo ho eo @ 280Ar->300Ar ny kp
Ny menaka indray 25000fmg ny litatra iray
Ary ny sucre 9500Fmg->10 000fmg ny kg
Tsisy azo omentsiny hoe iza no mampidangana azy fa io no vokatry ny krizy e!
Ny angatahina dia mba hahita vahaolana haingana ny mpifanandrina @zao disadisa eto @ tanàna izao.
6. reeves ( 03/06/2009 08:43)
Efa miakatra daolo zao ny vidin`ny PPN kah nefa hoe toa izay no nanenjehina an-dRa8 teo aloha . Ny Beurre izany moa zao dia efa tsy ho hanin`ny gasy toy ny teo aloha intsony satria tsy misy intsony ilay eny an-tsena .Raha misy aza dia Beurre importé tsy taka-bola . Vao nodradraina tamin`ny radio anikeo indray fa raikitra ilay famatsiana sakafo amin`ny vidiny morabe (style Hotely Tsaky pop n`i Deba taloha ) karakarain`i Nadine Ramaroson miaraka amin`ny masoivoho Frantsay . En fait , publicité sy lainga no tena anisan`ny mampiavaka ny fomba fiasan`ity HAT ity .
7. andrywui ( 03/06/2009 08:44)
RESA - NOUE NDRAY TY LE ! antsoiko eo i Oay fa .....
8. essera ( 03/06/2009 08:48)
Ka asa am zay hoe hino ahy ve i Noue sa tsy hino fa misaotra anao Bazily.
Ny fahitako an'i Noue d tsy mividy zavatra eny am détaillant tsotsotra fa tonga d tsy maintsy an am lé lafo2 foana. Ary mbola betsaka koa izao ry Noue rah te hahazo prix milay ianao tonga d eny am grossiste manao provision fa betsaka ny manome am dr lerony. I Noue mo d efa malaza am fametahana afisy io. Ary ataovy copie coller ilay izy les Noue fa disoin'lah ndray le afisy.

Tandremo fa lasa toy ny voan'ny virus raNoue ka lasa hatram fiainanao lasa virtuel rery ao atrano ao a. Raha misy miteny anao ato hoe 25 000 ny kilos-n tomates d hino an'izay ianao ary hividy. Tandremo fa mbola tao anatin'ny lesona nomen'i Dada io mahazo an'i Noue io hoe : "Aza matahotra, minoa fotsiny ihany...".
9. Noue ( 03/06/2009 08:51)
zaho nga namorona an'io ry Bazily??? tsy novakianao koa zany ilay voalaza ao @ midi-madagasikara ???

La crise que nous traversons depuis cinq mois a évidemment eu une série d’impacts sur la vie quotidienne de chaque famille. On constate la hausse des prix des PPN sur le marché comme l'huile, la farine, le sucre... Si le prix d'un litre d'huile était de 2 500 ariary avant la crise, il atteint actuellement le cap des 5 000 à 6 000 ariary. «La crise politique nous fait souffrir et nous appauvrit, mais il faut manger », affirme une mère de famille. Outre la hausse du prix de l'huile, celui de la farine ne cesse non plus d'augmenter, aussi atteint-il actuellement 1300 ariary le kilo tandis que le sucre blanc s'élève au minimum à 1 700 ariary le kilo, soit 75 000 ariary le sac de 50 kilos. Mais de nombreux points de vente, comme les pavillons d’Analakely affichaient déjà depuis la semaine dernière un prix de 1 900 ariary pour un kilo de sucre. Autant pour les vendeurs que les consommateurs, l'impact de cette hausse du prix influe sur leur vie quotidienne. Les marchands affirment ne pas pouvoir trop augmenter le prix pour fidéliser les clients, mais ils ne peuvent pas non plus changer la qualité de leur produit. Les pâtissiers sont concernés de près par ce dilemme sur la qualité. Par ailleurs, le taux de consommation diminue. « Ce qui nous réconforte un peu, c’est que nous ne manquons pas de PPN car les produits que nous recherchons sont toujours disponibles sur le marché et nous n'avons pas besoin de faire la queue comme dans les années 80. On peut acheter tout ce qu'on veut à condition d’en avoir les moyens ».
Le prix du riz, quant à lui, n'a pas beaucoup bougé pour la ville de Tana. Le prix du kilo se situe autour de 1 200 ariary et le marché reste suffisamment ravitaillé. Cependant, la plupart des familles se serrent la ceinture. Elles doivent avoir recours à de sévères restrictions et privilégier certains besoins quotidiens au détriment de quelques autres, car il faut prévenir les… imprévus ! Entre autres, la maladie. C’est un des principaux soucis des familles malgaches actuellement…
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=14636

wiwi koa tsy namaky gazety ve ee ???
10. essera ( 03/06/2009 09:16)
Tadidio ry Noue ilay voambolan'ny informatika hoe : "Trop d'information tue l'information." Mahaiza mi-modérer fa farany ange ianao amin'io afisy be io tsy hahalevon-kanina tson e.
11. sapele ( 03/06/2009 10:23)
mahereza daholo fa reo de mbola vokatry ny monopolize daholo e!aiza ve ka hakatony dadara8 ny orin'asa mpanao farine(Moulin de madagascar,KOBA,,,,,,,,,,,)de izy daholo no nanolo azy,tonga ireny de,avy eo nahongan'ny olona izy fa tia tena loatra.otrany efa ho simba ao daholo aza zao ireo ble ireo,tokony hanotaniana i dada hoe maninona ra omena ny hafa io moulin ao tamatave io na de tsy tim aza no hanokatr'azy fa mijaly ny gasy tsy misy farine,na tsy ao aza izy ny fianakaviany mbola be no ao,,!ny Americane koa mety tsy hiverina aty intsony hamokatra farine hoa n-tsika fa be koa ny firenena mila azy,sady efa zany no nahazo azy de anjaran-tsika gasy zany no mitady vahaolana noho izany e!.
12. locl ( 03/06/2009 11:54)
Fa inona moa no mba tombotsoa @ fanafenana fa hoe miakatra ny vidimpiainana e!!!

Rehefa tsy voafehy hoa le izy dia tokony havela fa tssssssssssssssss, ary ry essera kao tokony mba miaky fa tsy miaro be fahatany le fitondrana. Izany ange le manapoizina fa tsy mba manohana e
13. essera ( 03/06/2009 12:07)
Zao ry locl, ahoana moa ny hanekena ny nataon'i Dada hatramin'izay. Vao nanombonomboka ity dinika ity tam le raharaham-pirenena 2009 d efa niteny teto aho hoe : "Raha raha vitan'i Dada ity 2ème mandat ity d voavidy hatramin'ny biby fiompinao sy ny etc etc...". Mety tsy nampiaininy tamin'ireo i locl.
Dictature sy Monopole ange no tena nahapotra an'lery. Ary raha izay fotsiny naninona fa niaraka tamin'ny VAVA TSY AMBINA.
Tandremo ny fireharehana fa kodiaran-tsarety ny fiainana. Androany ianao mety Patron, rahampitso ianao mety mpangataka rehefa tsy hainao ny mitondra ny fiainanao.

Zao ny zava-misy izao dia midongy ny mouvance Ravalo mba hampaharitra an'ilay reconnaissance nefa efa manomboka kobo ilay tandroka i Dada ??? Ary tena efa miha-kobo be moa fa teo mantsy izy mody nanao raMAMPALAHELO d saika nino azy daholo ny tsy nahita am le abobo ao anaty tavy.
14. Bazily ( 03/06/2009 12:13)
Noue > Hitako tokoa io lien nomenao ahy io, ary izay ary no nahatonga ahy nanitsy anao fa diso be ny nampitanao azy. Ataoko fa mahay tsara na mahafantatra na dia kely aza ianao raha resaka comptabilisation no resahana. Fa na difference d'1 Ar aza dia efa mandiso ny compte atao. Ny tiako lazaina dia izao : Meteza ahitsy rehefa mba manao fahadisoana kely; Ny fitsikerana akory tsy midika ho tsy fitiavana fa mba fanitsiana izay fahadisoana nataonao. Ary izay toetra izay ihany anie no nahatonga ny ankilany nanongana an'i Dadanareo e! Sarotra toroana na dia hita mibaribary aza fa tsy mety dia mbola iny ihany no tozoina. Asehoko anao eto izany tsy fitandremana kely nataonao teo zany raha tsy hitanao :
midi:
...comme les pavillons d’Analakely affichaient déjà depuis la semaine dernière un prix de 1 900 ariary pour un kilo de sucre....
Io notsipihiko tsara io mihitsy no lazain'ny midi nefa ny anao dia manizingizina fa
Noue:
SUCRE-------------19000A/KG

Izay no antony nilazako anao fa mba avereno vakiana kely na dia topy maso kely fotsiny aza izay voasoratra. Ary ny toy ireny no tena mahatonga ny désinformation eto antanana, miampy ny tsaho miforona etsy sy eroa.
OKAY (l) (l)
15. essera ( 03/06/2009 12:27)
izay ange no efa namerimberenako tsara an'ity fa i Noue tsy mety hanaiky e :
Mahay mamaky teny angamba Noue fa tsy mahay manoratra. Azafady raha tezitra kely fa asio féraplay a...

Hoy i Essera:
HUILE----------5000 à 6000A/L (30 000 Fmg ve ???, aiza !!!!)
SUCRE-------------19000A/KG (95 000 Fmg ve, aza mandainga)
RIZ----------------1300A/KG (Misy Ar 280 ny kapoaka ka ataovy ny kajy tsotsotra fa manome Ar 280 * Kap 3,5 = Ar 980).


Trop informé.



16. Noue ( 03/06/2009 15:13)
oadrayyy kosa eee ! ARIARY anie no voalaza ao @ midi eee
17. fijo ( 03/06/2009 20:58)
essera an,ka mbola betsaka sy mora ary ve aloh any dobera sy ny lafarinina any???io aloh avaliana.i mialy izao faly ery taty mba nahazo torak alafarinina,f amisy hoentina homen any eny isotry indray
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0428