tsy mahatanty demokrasia ve hery a !!
1. andrywui
(
03/06/2009 08:56)
maninona no nofafana ny dinika hatsanganay le !!!
MISY DEMOKRRR VE ETO SA TSIA ? ZAY NY FANOTANIANA VOALOHANY
FAHAROA TSY NISY RESAKA NITIFITRA ANAREO ANIE TAO E KA MANIONNNN NO VONOINA NY DINIKA HATSANAY LE
OK ! KOZY E ! ANAREO NY TANANA

novalian'i atonamia ny 05/06/2009 06:30
2. hery
(
03/06/2009 08:58)
Oviana koa no nisy demokrasia teto? :-)
Iza no niteny hoe nofoanana ny dinika natsanganareo? :-)
Ny dinika diso toerana dia alefa any amin'ny lohahevitra sahaza azy...

3. halloween
(
03/06/2009 09:00)
MAZAVA FA FAY ZANY TGV ETO E
MAZAVA NY TENINAO NDREMATOA HERY
MANOMBOKA MITRANGA NY TERITERY SY NY DONY HIAINGA ANY
AZOKO AMIN MARINA A

4. essera
(
03/06/2009 09:20)
Aleo kosa raHery mba tsy hovaina toerana izany. I TEGEVE ohatra izao niteny ratsy d maty iny ny dinika nataony rehefa nandefa fitarainana izahay. Fa zao kosa :
"RAHA MBOLA MAHITA PS TEGEVE MIPOITRA ETO NY BANDY" d tsy voahaja izany ilay fitsipi-pifehezana nataonareo. Raha hiova ps lery izay hafa indray fa tokony ho fantatrareo hoe ny mail perso an'ity olona ity na miova ps aza tsy ho valide ato am site.

5. halloween
(
03/06/2009 09:22)
rehefa tsy tantinareo anie le kozy eto de afaka miova dinika any ambadika any nareo ry hery fa tsy migafy eto e !!
-tsisy teny ratsy eo tsisy ompa tsisy sary mamoafady atrn'ny ataon'ny TIM ka maninona kosa no fafana fotsiny le dinik'olona le !!
gggrrrrpppff !!! ggrrrr !!! lagy be ah !

6. hery
(
03/06/2009 09:43)
Inona no nisamborana an'i Manandafy? :-p
- Manohitohina ny fandriam-pahalemana. Tsy izy no nitondra basy, tsy izy no tao anatin'ny 4x4. Ary hitantsika ireny ny nisamborana azy tany @ Carlton.
Ka efa an'ny TGV izao ny fitondrana dia ny fomban'ny TGV koa no arahina. Tsy voatery hisy porofo hoe manohitohina ny fandriam-palahemana fa tonga dia any Mantasoa na eny Antanimora aloha (Tahaka an'ilay mpanao gazety iny) dia izay vao mandeha ny ankety.

9. halloween
(
03/06/2009 09:59)
2. Momba ny fitondrantena
- Azon'ny tsirairay atao kosa anefa ny mandefa fitarainana momba ny toetra ratsy ataon'ny namana iray. Raha voamarina izany dia esorina tsy ho namana intsony izay ninia nanao hadisoana. Ny hafatra mandeha moa dia azon'ny mpitantana ny manala azy araka ny fitsipika voalaza etsy ambany.
- Ny fitarainana mety hanesorana namana ao anatin'ny lisitra, raha voamarina, dia ny fanopana na fanozonana ny namana hafa, ny fandefasana sary na teny maloto amin'ny namana, ny fametrahana teny maloto na sary maloto ao amin'ny mombamomba ny namana.
- Ny namana mametraka sary na teny mamoafady manafintohina ny namana hafa dia esorina tsy ho namana intsony ary tsy afaka miverina ho namana vaovao intsony.
- Ny fitarainana rehetra momba ny takelaka dia azonao alefa amin'ny hery@serasera.org na koa alefa mivantana amin'ny mpandrindra ny serasera.org dia ny webmaster@serasera.org.
- Ny fahendrena malagasy no entina mifampitondra ato amin'ny namana ka matoky ny fahendren'ny namana tsirairay
IO KOZINLAH IO NAVERIKO OA
fa hitanlah lé koziko ary ambany be ary ! hitan'ny rahery zany le XXX ireny de noganlery tao aho !! ny dikanzany de hitanlery ko zany le mpanao sary porno nefa mbola nanao ihany de nolamakoiko taminio amzay lery de lagy de ny diniko no nopehany

11. andrywui
(
03/06/2009 10:40)
naritsimba a! tsisy resaka tsiky tsony ny anlery izao hono fa kalack ndray no tazominy fa hanao Cdt charles2 eto ony lery e !
hi hi hi hi hi !!
hi hi hi hi hi !!
12. andrywui
(
03/06/2009 12:15)
hoy hery
jereo any amn fonjan'ny manjakandriana izy rah te hiaona na hiresaka aminy i hery !!
asa na aharitra heritaona ao iny na ahoana fa mafimafy ao zay !!
Inona no nisamborana an'i Manandafy?
- Manohitohina ny fandriam-pahalemana. Tsy izy no nitondra basy, tsy izy no tao anatin'ny 4x4. Ary hitantsika ireny ny nisamborana azy tany @ Carlton.
Ka efa an'ny TGV izao ny fitondrana dia ny fomban'ny TGV koa no arahina. Tsy voatery hisy porofo hoe manohitohina ny fandriam-palahemana fa tonga dia any Mantasoa na eny Antanimora aloha (Tahaka an'ilay mpanao gazety iny) dia izay vao mandeha ny ankety.
jereo any amn fonjan'ny manjakandriana izy rah te hiaona na hiresaka aminy i hery !!
asa na aharitra heritaona ao iny na ahoana fa mafimafy ao zay !!
13. essera
(
03/06/2009 12:15)
Gaigy koa izany. Rahery, mba mitenena ianao fa marina ve izany sa ahoana ?
Sao d mis hiteny eo hoe manao AFFIRMATION GRATUITE ny bandy mpikambana.

14. mmmhh
(
03/06/2009 12:33)
fa nisy inona e, inona no votoatiny no de tsy zakan'i Hery ??
de nafindra aiza le dinika?
Laingalainga kosa aloha ry Hery a, fa ny dinika sasany tsy de misy mpamaky @ zao de aleon'ny olona ato @ politika no mametraka dinika mba sur kokoa fa hisy hamaky,
hery:
Ny dinika diso toerana dia alefa any amin'ny lohahevitra sahaza azy...
de nafindra aiza le dinika?
Laingalainga kosa aloha ry Hery a, fa ny dinika sasany tsy de misy mpamaky @ zao de aleon'ny olona ato @ politika no mametraka dinika mba sur kokoa fa hisy hamaky,
16. andrywui
(
03/06/2009 13:02)
mmmh a!! hanotanio mazava i hery fa tsy sahy mamaly anzany fanotanianao izany izy
fa mety niatra amin'ny atifony angamba le namelezako azy tanikeo maraina iny ka tsy levony !
--mbola haveriko eto anefa izay fa minoa ahy ianao hery !!
-haiko tsara anie fa rehefa weekend nareo tsy mipasy eto fa lasa manao picnic any a vatican any e! aminio zany no hamerenako lay dinikako nofafanao teo !! ha ha ha !! voa an !

17. Noue
(
03/06/2009 15:24)
"mmmhh":na izany aza dia tsy tokony dinika momba ny fivavahana sy ny fitsimponana ao anaty baiboly no atao eto @ dinika politika eee
Laingalainga kosa aloha ry Hery a, fa ny dinika sasany tsy de misy mpamaky @ zao de aleon'ny olona ato @ politika no mametraka dinika mba sur kokoa fa hisy hamaky,
18. benkintana
(
03/06/2009 18:23)
Fa ahoana koa ary tony bandy mitomany lava tony klé, tena sarim-bavy,mpanao nefa mora mibaradaka ha ha ha may aho andrywui kely =)) =)) =))
19. andrywui
(
03/06/2009 18:44)
na izany aza dia tsy tokony dinika momba ny fivavahana sy ny fitsimponana ao anaty baiboly no atao eto @ dinika politika eee
noue a! tena dinika milay be lay izy fa somary voakitiko kely fotsiny ny singambolonlery de tonga de nofafany rapide le izy
20. Rajakoo
(
03/06/2009 18:48)
Aza be taraina nareo rangah ty a,refa voaroaka tany @ sobika tany de tsy aty no mitonatonana :twisted: :twisted: :twisted: