tsy mahatanty demokrasia ve hery a !!

21. fijo ( 03/06/2009 20:51)
nanompa kosa elah ngamba ry wiwi kely a
22. mmmhh ( 05/06/2009 04:55)
fijo:
nanompa kosa elah ngamba ry wiwi kely a

de rah nanompa kosa ve de tsy nofafan'i Hery avy hatrany ny ps - ny ??
23. atonamia ( 05/06/2009 06:30)
Zah ndray mahita hoe tsy TGV sy resaka TIM sy resaka nofafana tetsy sy teroa intsony ny an' i Andrywui fa resaka "personel" le izy.

Mandehana vakio daholo ny resaka misy anazy rehetra dia hita fa marina izany. TGV sy TIM sy politika no fialana balany mody hanaovany adi-hevitra.

sa... tsy maty voalavo an-kibo t@ zavatra hafa v

:twisted: :twisted: :twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1989