4 ans de prisons ferme pour RAVALOMANANA !

1. xxx ( 03/06/2009 12:21)
4 ans de prisons ferme pour RAVALO + 60 milloins de dollars de dômages et intérets !

Handoa io vola io ve i dada ? 8O
novalian'i fijo ny 04/06/2009 21:23
2. xxx ( 03/06/2009 12:28)
ka ny fanjakana namoaka io didy io ary tsy aradalana kou, midika izany fa tsy misy dikany izay lazainy! tokony hoe i Andry rajoelina no mahazo anio, satria namotika, nandoro, namono, nanongam-panjakana,
3. xxx ( 03/06/2009 12:30)
Mzava ho azy fa tsy handoa io vola io izy no tsy hanaiky hiditra fonja koa. Ny nataon'ny teo aloha ihany anie no ho ataony e! Jereo ry Ratsiraka sy ry Pierrot afa-maina ohatrany'ny mpamono alika.
4. Mirananirina ( 03/06/2009 12:47)
mbola tsy vita foana ve ny valifatinao Mr Rajoelina ô,avelao any amin'izay fa tsinjovy izahay vahoaka
5. andrywui ( 03/06/2009 12:50)
Ary Ranjivason angah ririnindasa sa tsy vaindrahalahy ??


:-w :-w :@ :@ :-w :-w
6. ndaty ( 03/06/2009 13:21)
mbola tsy vita foana ve ny valifatinao Mr Rajoelina ô,avelao any amin'izay fa tsinjovy izahay vahoaka

pose ta question à ceux qui ont des proches massacrés à la porte d'ambohitsorohitra à cette fameuse date du 07/02/09, de ho hitanao ty valiny
mavandivandy avao
7. ravatorano ( 03/06/2009 13:32)
ndaty < et si tu poses aussi la question à ceux qui étaient massacrés du temps du Sieur Ratsiraka ! la fameuse date du 10 août 1991

za manokana raha meloka i ravalomanana ka fantatra mazava fa nampitifitra ny olona tonga teny dia tsy olana ny manenjika azy araky ny lalana velona.Fa inona kosa no andraikitra raisin'ireo olona mpitarika nitondra olona teny.
sa azo heverina ve fa tena tsy manana andraikitra amin izany ry zareo na dia kely aza.Tadidio fa izay ange no tsy nahavita ny enquete mikasika an'iny 10 août 1991 iny e satria na ny hery velona rasalama tamin izany aza d nahalala tsara fa zone rouge teny Iavoloha nefa dia niakatra teny ihany "izahay" ary nisy nitsena tamin'ny pilotra sy ny tora bato ary ny basy amam-bala ankoatran'ny helikoptera nandatsaka grenady !
sa ny lasa fanadino zalahy ah !

sa aoka amizay tsika hanao reconciliation nationale faobe ka avela daholo ny heloka nisy teto amin'ny firenena ! tsy mety zany e fa izay nanao aoka hibaby ny fahotana vitany !
:wink:
8. hery ( 03/06/2009 13:51)
Raha meloka Ravalo dia faizo tahaka ny meloka rehetra...

FA meloka ve nefa izy?

Ny olona meloka tsaraina izany dia:
- Avela hanatrika ny fitsarana azy
- Avela hiaro tena manoloana an'ireo fanamelohana azy ireo.

Nahoana no tsy avela hanao izany i Ravalo?
9. bozyboleta ( 03/06/2009 14:46)
Mino aho fa misy mpahay lalàna ato afaka handinika tsara ny mampitombina na tsia io didy io.

Fa raha ny fahitako azy, amin'ny maha-Filohan'ny Repoblika am-perin'asa aza (mbola izy aloha no Filoha izao) dia ny Antenimiera roa tonta no afaka miampanga azy ary manao latsabato ampahibemaso; ka raha lanin'ny 2/3 ny mpikambana @ antenimiera tsirairay avy dia anterin'ny HCC ny fanonganana azy. Ny lalampanorenana no milaza io.

Ankoatra izay dia tsy fitsarana ady heloka tsotra no tokony hitsara azy amin'ny maha-tompon'andraiki-panjakana ambony azy fa ny fitsarana avo.

Zay ve no zava-misy eto. Mampanontany tena mihitsy ny fahaizan'ireto fat(y) ireto fa dia tsisy ilàna lalàna intsony fa ny feeling no ampihariny.

10. Noue ( 03/06/2009 15:07)
ka tsy maintsy mamorona argument foana anie ny FAT(Y) satria tsy hita intsony zay atao eee :-D :-D :-D :-D :-D
raha misy koa ny figadrana, tsy ratsiraka ve no tokony gadraina voalohany ?? dia avieo ny FAT(Y) :-D :-D :-D :-D
11. locl ( 03/06/2009 15:26)
Ka mba manana valeur toy ny inona moa izany io didim-pitsarana io?

Sa alefalefa amin'izao foana, ary ry zareo mangalatra sy mandroba fananan'olona ity mba ahoana??
12. Noue ( 03/06/2009 16:02)
locl:
Ka mba manana valeur toy ny inona moa izany io didim-pitsarana io?
tsisy valeur-ny zany io eee ! mba miseho fotsiny ry zareo oe mba manao ny asany hono eee


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
13. ndaty ( 03/06/2009 17:57)
ndaty < et si tu poses aussi la question à ceux qui étaient massacrés du temps du Sieur Ratsiraka ! la fameuse date du 10 août 1991

eka lehiroa, d'acc, ny differencen-tsika dia na ratsiraka na ravalo, loù maimbo daholo aminay, ary dia efa condamne koa iny boay kely radidy iny.
Ny anareo rehefa havako dia tsy vandana, rehefa amboako dia tsy kary

na i andry aza dakanay koa raha miseho mihoatra ny 19 mois fara fahaelany ka tsy manao ffifidianana

ny anareo dia ravalo, na hisy natsy hisy fifidiananana
14. Noue ( 03/06/2009 18:07)
dia aleo gadraina daholo zany raha izany koooo ! dia olom-baovao no hapetraka eo
15. andrywui ( 03/06/2009 18:29)
hoy hery

Raha meloka Ravalo dia faizo tahaka ny meloka rehetra...


misaotra anao ndrematoa !!
tokoa moa izany !! tsy maintsy alany io 4taona io natiany na tsia !

--fa tsy hoe ny olona gadragdarainy fona fanefa refa tonga ny anjarany de miodikodina ny dadanareo fa asevo mijoro manala ny 4taonany izy e !!

lazao izy hody haingana fa mba maika ny ahita azy koa izahay !!


4taona+60millions$ +tsy mandia faritany na miditra eto M/car +daroka !! ha ha ha ha ! + ampisotroina le anlé Rasendrahasina iry !! ha ha ha
16. Rajakoo ( 03/06/2009 19:11)
TSY MBOLA NAMOAKA DIDIM-PITSARANA AN'IZANY IZAHAY ATO @ CAPSAT
I ANDRY NO EFA SAIKA NATAOKO RAHA TSY NITONDRA ANAH TENY @ TOUR EIFFEL
17. fijo ( 03/06/2009 20:44)
raha ny momba iny resak avono olona tamin'ny 07 febroary iny manokan aaloha,ny tenako dia ten amirary ny hisian'ny ten afitsarana momba izay ten atomponandraikitra tamin'iny.
rehefa nijery ny sarin'ireo maty tamin'iny andro iny aho,dia nahita fa nisy faty,tsy mianjera mitodika mankany analakely fa mitodika mankany amin'ny colbert??????raha ny fahafantarako azy anefa hatramin'izao,dia mitodika foana any amin'ny nivaoahan'ny bala ny maty voatifitra.
rah aavy ao ambohitsorohitra izany(atao hoe atsimo)no nivoahan'ny tifitra,dia tokony hianjera mankany (avaratra)analakely daholo ny faty teo.

koa mipetraka ny fanontaniana,ireo maty mitodika miantsinana ireo,bala avy aiza no nahafaty azy???????
misy rangahy (nalazaratsy)manao palitao gris iny teo,izay namporisik any olona handroso.nony nandeha ny tifitra,jereo tsara ny (film)fa tsy sary,fa mandady manantona ny mpitifitra izy no mandositra????rah atena ny adva ve no nitifitra,tsy sokina nanatona afo inyolona iny??????

koa rah ainy resaka famonoan tamin'ny 07 febroary iny.asio fitsarana malalaka di atsarao daholo,fa mety ho gaga ny vahoak amahita hoe iza marin ano ten atomponandraikitra tamin'iny.
18. bazylou ( 03/06/2009 22:04)
vita e!! vita !! vive tgv!! na hitsar na tsia dia vita i le8!!! :-D
19. sakaymena ( 04/06/2009 09:58)
RAJAKOO A AZA ODINAO HADINO NA ODINAOMITAP REO MIARAMILA RAY RA TAMINAO 1 JUP ZAY TSY DISO NY FITADIDIKO MATIN NY TIM TEO AMPIDIRANA VAO MARAINA T@1ORA NA TAM2ORA TANY HO IZY INY TAM GREVE 2002 A HELOK IZA?
HAINAO DADANAREO OK
INONA MOA NY SATAN NY TAFIKA MALAGASY INY
MATY TAFIKA 1 MITOVY AM MATY SYVIL 100
TAMIZAY NEF AMPOLONY NY MATY ARY 1 HANY SISA NIANGANA RAH TADIDINAO TSARA
TANY A FIANAR5ASTOA AH TAMIN INY ARY DE NY MASOKO NAHITA NY FATIN IREO MIARAMILA NIHOSIN DRA
ASAIVO ALOAN DADANAREO R8 KOA RENY RAH VITANY E
ATAOKO ANGAMBA FA TSY RARINY E.
TSORIKO AMINAO FA ZANAK RASIL AH MITENY AMINAO IO
KOP ENAO E
20. naritsimba ( 04/06/2009 10:57)
Aleo andeha e, afaka maka mpisolovava ange izy e, notsaraina ireny i Pierrot Rajaonarivelo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2019