4 ans de prisons ferme pour RAVALOMANANA !

21. xxx ( 04/06/2009 12:42)

Manao izay tsy hitiavan'ny olona an-Ra8 sisa no ataon'ny HAT nefa dia indrisy fa izy ihany no vao maika tsy tian'ny olona , ankoatr'ireo vitsivitsy eto @ serasera izany

Atao daholo izao rehetra izao, enjehina sahala @ inona ilay Ra8, tsy izay tokony atao handrosoana no atao fa efa lasa izy iny fa dia manenjika avy ato aoriana foana

Izay mba itiavan'ny olona anareo ry TGV atao fa inona ary ity manary énérgie @ fanenjehana ity a
22. fijo ( 04/06/2009 21:23)
ka ny olana amin'ny zavatra toa izay,dia ilay manao azy indray no lasa hankahalain'ny vahoaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0972