vive tgv!!! abat gtt

1. bazylou ( 05/06/2009 17:14)
andana mody rah amilay ry gtt a!! ka ny olona mure koa anie tsy miady ohatra ny alika eny antsena toa anareo ry gtt e!! :-D :-D :-D
répondu par bazylou le 06/06/2009 22:04
2. Noue ( 05/06/2009 17:20)
bazylou:

andana mody rah amilay ry gtt a!! ka ny olona mure koa anie tsy miady ohatra ny alika eny antsena toa anareo ry gtt e!! :-D :-D :-D
ity zao ny mure hitako

[URL=http://img512.imageshack.us/my.php?image=mure.jpg][IMG]http://img512.imageshack.us/img512/2628/mure.jpg[/IMG][/URL]





:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
3. locl ( 05/06/2009 17:37)
hihi bien noue a!

Tsy nahavoa raha ny TGV, resy lava, mbola ho resy koa @ election.

VIVE GTT, asio mafy ra
4. xxx ( 05/06/2009 17:48)
noue :-* :-* :-* :-*
=)) =))
5. Noue ( 05/06/2009 18:00)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D mba manala azy eee :-D :-D :-D :-D
6. xxx ( 05/06/2009 18:41)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/ramora+favori/video/x8i3ds_mpanely-tsaho_music
io bazylou ny cadeau an :-D :-D :-D
7. Noue ( 05/06/2009 19:34)
bazylou:

andana mody rah amilay ry gtt a!! ka ny olona mure koa anie tsy miady ohatra ny alika eny antsena toa anareo ry gtt e!! :-D :-D :-D
ny alikan'bazylou nga miady eny an-tsena kay ??


8. sakaymena ( 05/06/2009 20:11)
d efa lany raha ho hiraina koa any ry XXX zany dekoa tambaoaks mihira
ommmmmmmmmmmmmmmmm
de tsy aleoko ah mitehak toy zay hanao raha tahakan io ommmmmmmmmmmmmmm
9. menalamba ( 05/06/2009 20:17)
Manao fitenina- Omby ve sakaymena izany sa ahoana fa tsy azoko mintsy é?? :roll:
10. Noue ( 05/06/2009 20:31)
zaho koa aloha dia tsy mahazo zay lazainy ee :^) :^)
11. sakaymena ( 05/06/2009 20:47)
satria ny gasy refa andafy de tsy mahay b teny gasy oh
12. xxx ( 05/06/2009 20:56)
zany no fiteny tambawak :-D :-D
13. sakaymena ( 05/06/2009 20:57)
zanak arema ny aty tsy mataho maso mena e
14. xxx ( 05/06/2009 21:04)
Hoy sakataymena

zanak arema ny aty tsy mataho maso mena e


Fa iza moa no mena maso eo fa tsy nareo ihany
De ajanony raha tsy mahazaka
15. sakaymena ( 05/06/2009 21:17)
anao nge no kely aina miady atsena ka ny ompa no eny ambovonana e
de ianao no miala sady rah mial etio ah de iza ndray no hamaly eo?
16. xxx ( 05/06/2009 21:20)
Raha resaka arema hoa de aleo ny amboa no hiverina @ loany
17. sakaymena ( 05/06/2009 21:43)
ka zay ko tsy azonao terena am ze revinay e fa tano ny anao de matatesa fa aza kely saina toy io am manaraka
zany annnnnnnnnnn
18. xxx ( 05/06/2009 21:50)
Ianareo nga tsy mahalala an' ny sakaymena zanaka DAHALO, ka izay no mampiporina azy fa lasa ny arema dia tsy nety ny afera dia be vava be mankahala an' i dada
19. sakaymena ( 05/06/2009 21:55)
tanao zany tsy fantatrao zah ho zah taminao takeo jereo archive de greve 2002 fa tete de liste ny tenanay ok de mangina ny vav t a bory nao
20. fijo ( 05/06/2009 22:04)
tgv anie alika kelin'ny frantsay e;asainy manongan adia lasa,avy eo asainy mitsahatra tsy hilatsaka dia kepoka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0992