tsy mila HAT aty wa

1. xxx ( 05/06/2009 14:43)
tsy any dago aty ry hat kely loha fa handana mody a! mamorona ambasady eny amoron-dalana raha mahay! mbola ho aiza é!!
http://www.allvideogasy.com/crise-madagascar-2009/expulsion-musclee-de-rinah-rakotomanga-par-les-gtt-03062009-video_22de6db9d.html
novalian'i bazylou ny 05/06/2009 23:52
2. bazylou ( 05/06/2009 14:50)
ty vava e!! midina any mada ho aho raha masakisaky fa tsy aty no mifanasa vangy !! si non esory ny nationalité :-D :-D
3. xxx ( 05/06/2009 15:00)
mivezivezy any mihitsy zahay, ny any no azonareo hampitahorina sy rahonana fa tsy ny aty, hatrany @ filoham-pokontany tsy maninona ary ka hoe soloy zay tsy mety d rahonana hatrany @ fianakaviany, aza ho entina aty wa ny loha kelinareo!!!
4. sakaymena ( 05/06/2009 15:37)
ho any dago ah am 2juillet k inona ny hafatra
5. Noue ( 05/06/2009 17:07)
xxx:

mivezivezy any mihitsy zahay, ny any no azonareo hampitahorina sy rahonana fa tsy ny aty, hatrany @ filoham-pokontany tsy maninona ary ka hoe soloy zay tsy mety d rahonana hatrany @ fianakaviany, aza ho entina aty wa ny loha kelinareo!!!
ilay mandrahona ny fianakaviana kosa aloha dia tena tsy rariny eee


6. fijo ( 05/06/2009 22:18)
ka manana basy izy ko.izay no maha foza azy
7. bazylou ( 05/06/2009 23:52)
be fialonana iray lavaka fotsiny itony an!! haf any hoe mipetraka sy ny hoe mivezivezy aty france fa tsy mety velona any mada!!! :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3527