CNME/HAT

1. nyonja ( 05/06/2009 14:57)
SAlut avokoa,
Te hampiditra hevitra vaovao e!
Misavoritaka ny asan'ny CNME sy ny Cellule tactique ao amin'ny HAT tarihin'Ing. Alain Ramaroson. Ny CNME misy an-dry Comandant Charles. De ireny saika miafara azmin'ny fifampitifiran'ny samy miaramila ireny rehefa manao hazalambo ny fananan-dravalo satria asamy te hahazo. Mampiome ilay izy fa ny Minisitry ny Defense aza tsy mahalala akory ny asan'io cellule tactique io nefa samy azo ihany. De Alain Ramarosoan nefa mizesata be!
Ny mahakatsikaky ne zareo de ity e, rehefa tsyt mhita izay tadiaviny ao amle toerana hanaovany perquisition ry zareo de mifaoka izay hitany ao.

Za aloha de variana ny tsy fisavoritahana e, i Monja rahateo tsy nanda io de tsy haiko oe inona ary no tena mba ataon'ity HAT ity. Ry zareo samy zareo aza tsy mahay mifandamina fa miady antrano toy io de amin'ny fomba ahoana no hahafany mitondra an'i Madagasikara. De tena mampalahelo ny firenena, entina foza orana.
novalian'i xxx ny 05/06/2009 22:32
2. kidoropamba ( 05/06/2009 15:06)
Tsy maintsy omena enim-bolana ny miaramila manao "Etats-généraux" handinihana ny tena olana misy ao aminy. Raràna tsy manao politika ny miaramila, na dia retraity aza. Ny miaramila dia miaramila hatrany na dia misotro ronono aza. Ka tsy azony atao ny milalao politika na miditra @ antoko.

Hofanina ho "mpanabe" (instructeur) commando ny olona tahaka an-dry Charles sy Koutity ireny. Olona henjana tahaka ireny no tokony alefa manafika dahalo any ankodahoda any. Noho izany, mpanofana commando no hi-orienté-na an'ireny miaramila mavitribitrika ireny.

"Miomana fa tsy maintsy tonga izahay". slogan KPB
3. xxx ( 05/06/2009 15:21)
Raràna tsy manao politika ny miaramila, na dia retraity aza. Ny miaramila dia miaramila hatrany na dia misotro ronono aza


wui wui akamanla anie lety miaramila e, de aoan lery io zan ? han han ahn :roll: :roll:
4. yuka ( 05/06/2009 15:33)
Tsy ratsy ilay hevitrao ry kidoro :D
kanefa tsy mampiova ny safidiko izany kobak'ambavanao zany :-D :-D :-D
5. andrywui ( 05/06/2009 15:48)
fidio izy ry Yuka fa hataony ambassadeurn'i japon i Yuka anie e!
za no interv anlery ny amzay !
-- de ahoana ? hihinana sa hiandry laoka Yuka !
6. Noue ( 05/06/2009 17:05)
nyonja:
De Alain Ramarosoan nefa mizesata be!
dia zao inona ny vokany ???


7. fijo ( 05/06/2009 22:13)
foza orana miady e
8. sakaymena ( 05/06/2009 22:16)
zay nataoko anao hoe ndana loh manasa tarehy kely mitsy enao
9. xxx ( 05/06/2009 22:32)
sasao koa le fika é ,ary aza asiana sakataymena zany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.3682