Nofy sisa le:"faly aho ,tena faly ah e, faly ah ry reto a!"
1. andrywui
(
09/06/2009 17:52)
Ko raha tsy zay ahafaly anao no ataon'ny olona lava eo kou !!
eny e ! tsy koà raha faly ianao fa mba niadana ny vahoaka !! mety zay ! fa ianao faly nefa ny pokna jihatry ny hanoanana !!
----zao ndray efa nidemission de mbola faly ihany hanimba an'i Gasikara amin'ny mercennaires sy ny commando hanapotika amin'ny bomba sy tafondro ny Fiandrianampirenena !!
----mbola tsy nisy filoha teto aminizao ttlo zao ka hoe hanambitamby hitondra Mugabe sy ny miaramilany sy ny comesa sy ny commando sy ny namany hamotika ny tanindrazany amin'ny bomba zany raha tsy le rangahy hafahafa io !!!
--de mbola faly ihany hono izy tompoko o !!!
--fa angah raha tonga eto ry zalah afrikannnn reo hiraharaha oe Noue anie ty na Hery anie ty na Tsyafoi anie ty fa de tifiriny sy potehiny amin'ny bomba any daholo ze hitan'ny masony any !! de zay no mbola mahafaly an'ingahy MR Ravalomanana Marc hatao !!

répondu par xxx le 10/06/2009 00:06
2. andrywui
(
09/06/2009 17:54)
i Noue no mampalaelo ahy raha goakan'i Mugabe amin'ny bazooka any !
:-D :-D :-D :-D tsisy Noue tsony ny serasera !!

3. Noue
(
09/06/2009 18:09)
raha faly ialahy ry wiwi dia tsara zany aa ! inona moa no zavatra tadiavina mihoatran-zany eee ! saingy zao kosa aloha, isiska dia aty ivelany, tsy dia maharaka ny fandehan-dravatra any M/car fa ny fantatro fotsiny aloha dia mijaly ny olona ! tsy satry miakatra ny vidin'ny zavatra rehetra , mitokony ny etsy , mitokona ny eroa , hatramy ny hopital mitokona ! izany rehetra zany kosa aloha dia tsy mahafaly ahy eee !
"andrywui":tsy taitra ialahy fa raha ny momba ahy kosa aloha dia tsy taitra , tsy maika oa eee ! ny Mugabe an'lah tsy hatahorako eee ! sérieux io aa ! izaho indray dia manana mihoatra noho ny bazooka an'lah :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
i Noue no mampalaelo ahy raha goakan'i Mugabe amin'ny bazooka any !
tsisy Noue tsony ny serasera !!
4. locl
(
09/06/2009 18:31)
45.000 ny chomeur ao Dago izao, asa i Andrywi na mba mahafantatra izany.
Aza mihomehy ny amboa mahia sao hiboizan'ny volony ra andrywi a!
France tsy sahy manapatra hery fa tsy misy vola, izao ny société aty Suisse mandroaka mpiasa dia ireo frontalier no mihinana aloha, ireo ny priorité France fa tsy any Madagascar, ny Afrikaniny no manana hery afaka mamaha ny olana aty DAgo.
VIVE COMESA

5. sakaymena
(
09/06/2009 19:00)
azafady kely hoe tam fitondran'iza teto madagascar no mbol nisy vary 12000fmg ny kilao nefa araky niy voalazan ny fandaharana iray tao am tv5 monde de hoe ny fianakaviana malagasy 1 mihinana 1$/jr zany hoe 10000fmg
ary nisy toko ny oul maro ny nandry fotsy ka zany nge no nahatonga ny oul nanatevina an 'i andy tgv fa tsy any @ zay any andafy ny lelo ka hoe aisino.ataoko ngamba maro am fianakavianareo andafy any io no manao hoe mba omeo mba omeo
ka dia tsy vitsy ny mamaly hoe ngah misy raofina aty
indrisy mantsy!!!!!!!!!
zao ndray de hoe comesa ah comesa
AOKA ZAY FA MAHAMAY
NY RA NANDIAKA HATRAM'ZAY................................
NY HANOANANA MAMAELY
ZOKY ,ZANDRY,RAY SY RENY......................................

6. xxx
(
09/06/2009 19:12)
ity cadeau an lahy ry andrywui an
http://www.youtube.com/watch?v=KJ6lm-4_qqk&feature=related

7. Noue
(
09/06/2009 19:42)
miainga any indray sakaymena @ ity fanoranata vaventy be ity :^) :^) :evil: :evil:
8. andrywui
(
09/06/2009 19:53)
zoam a! tena reven'i mamanlah be letsy io hira io nampihenoko azy a!---ahatsiarovany ny adolessan ny ony ! merci zoam a! mankasitraka izahay e !! ha ha ha !!
11. andrywui
(
09/06/2009 20:27)
nga hono i wiwi lasa maman ??
an an an a!! tsy za no naoratra an'io ry Noue fa nampindrana stylo fotsiny aho ka !! hanotanio zoam fa izy mahalala io fomba fanoratra io !! ha ha ha
12. Rajakoo
(
09/06/2009 21:48)
Ary be mpitady ny maman'i andrywui androany alina zany fa lisany zay efa tao mba omeo sopapa any klé sao mba....
Na le zanany zany raha mba manomé sopapa de faly be ny tenanay :lol:

13. tgvravalo
(
09/06/2009 22:49)
tara ndray ny rajako fa variana nitady akondro tany an ala niaraka tamin i sarla
sniff
tchroufff
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
sniff
tchroufff
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
14. xxx
(
10/06/2009 00:06)
sakaymena:
azafady kely hoe tam fitondran'iza teto madagascar no mbol nisy vary 12000fmg ny kilao nefa araky niy voalazan ny fandaharana iray tao am tv5 monde de hoe ny fianakaviana malagasy 1 mihinana 1$/jr zany hoe 10000fmg
nanomboka nisian'ny fiakaran'ny vidim-piainana, ary zany tsy azon'iza n'iza hialàna. Fampandriana adrisa fotsiny io hoe: mihena ny vidin'izao sy izao, ny vidim-piainana tsy maintsy miakatra foana e