Et c'est MUGABE qui va faire la loi ici à Madagascar ???

1. ndaty ( 09/06/2009 12:20)
Ho avy hono ty miaramilan'ny COMESA, hiarake @ RAVALO, le salaud, ilay mpamadika tanindrazana

eh bien qu'ils viennent avec son frère bob (Robert Mugabe)


Mais tandremo an, tsy ankadositra io! ary raha resy i zimbabwe, dia ho-coloniser nay i Zimbabwe, sy Malawi, sy comores, ary afrique atsimo.

Enfin ho lasa colon @ izay isika gasy, fa tsy ho colonisé sasy

I TGV no hanokatrra ny lanonana fanombohan'ny MONDIAL de FOOT (ceremonie d'ouverture) ao afrique du sud @ 2010
novalian'i Noue ny 09/06/2009 18:18
2. yuka ( 09/06/2009 12:26)
Miainga ndray ny nofy ririnina :roll: :roll: :roll: :-P
3. xxx ( 09/06/2009 12:28)
Asaivo manao photocopie vola Zimbabwean maro be aloha i dadanareo hanakaramana ireo mercenaires ireo. msiy hatramin'ny $1.000 000 000 vola tokana anie any e! :-D :-D :-D :-D
4. harybe ( 09/06/2009 12:33)
tsy aleo ve colonisén'ny samy afrikanina fa makaleo ny colonisén'ny frantsay!
iza no tena mpamadika tanindrazana? tsy ireo miaramila nanafika lapa ve?
iza no nanomé vola andreo miaramila reo? iza no nanafina an'i andry? dia iza izany no tena nanimba ny fitondrana teo?
5. tsimati ( 09/06/2009 12:49)
Mety mitombana ihany ilay fiteny hoe TGVendrana raha izao ny fihevitra TGV. Ny Malagasy izay tsy nankasitraka ny fihetsiky ny miaramila notarihin'ny CAPSAT eny fa na ireo miaramila nangiana aza dia hanampy izany miaramila COMESA izany. Mba ho mora koa ny hakana an'Ambohitsirohitra sy Iavoloha. Raha misy ny fahatongavan'izany dia tena hanampy azireo tokoa ny vahoaka Malagasy koa anjaran'ireo tarikin'ny mpitondra teo aloha ny manao izany tsy ho nofy famenoana gazety fotsiny. Miandry ary vonona ny hanome tanana ny vahoaka ka tongava soa. Ny ratsy hailika fa manala-baraka.
6. andrywui ( 09/06/2009 12:56)
hoy tsimati :

Mety mitombana ihany ilay fiteny hoe TGVendrana raha izao ny fihevitra TGV. Ny Malagasy izay tsy nankasitraka ny fihetsiky ny miaramila notarihin'ny CAPSAT eny fa na ireo miaramila nangiana aza dia hanampy izany miaramila COMESA izany. Mba ho mora koa ny hakana an'Ambohitsirohitra sy Iavoloha. Raha misy ny fahatongavan'izany dia tena hanampy azireo tokoa ny vahoaka Malagasy koa anjaran'ireo tarikin'ny mpitondra teo aloha ny manao izany tsy ho nofy famenoana gazety fotsiny. Miandry ary vonona ny hanome tanana ny vahoaka ka tongava soa. Ny ratsy hailika fa manala-baraka.



tena efa ho faty elah rah izao no fihevitrelah ry tsimati !!

sady izao kou lets ! ny comesa anie zao ry lety ref mahita porofo fa nidemissiona marina sady nitsoaka ny fitondrana zay notantanany de hiala amin dadanareo daholo e!! otranle resabe sadc sy Ua sy ny sisa ireny ihany e !! film goaka be
7. xxx ( 09/06/2009 13:25)
Ny tena marina dia ampiesoni ndry Mugabe i Ra8 fa efa mirediredy sy mi-delire loatra angambany :-D :-D :-D :-D
8. menalamba ( 09/06/2009 13:37)
Vao manambana fotsiny ny sasany dia efa bé ny toran-kovitra,maika fa tena izy tsy dia hoe tsy izy ahoééé ,namanareo ange zaho ééé...gnahaahaa
Tsy maintsy hiafara @ izay anefa ity tantara :^) :^)
9. xxx ( 09/06/2009 13:42)
Elah no Menalamba efa maty lolon'ny Frantsay fa tsy izahay o!!!
10. bazylou ( 09/06/2009 14:07)
tsy mahagaga izany fa angah moa tsy havan'ny le8 le hoe mugabe!!! mpanohan anie iny e!! loooll hita mihitsy hoe bandy zefa le le8nareo kle !!! izaoizany dia hanao guerre civile sisa no balan'i lery!!!
midira le8 dia hita eo a!! :-D :-D
11. xxx ( 09/06/2009 14:11)
Ka tsy maintsy any no hiafarany fikany rehefa ny mpitondra no manao sain-jaza toa an-dra8 e! Tsy menatra an'i Deba
12. tsiafoi1 ( 09/06/2009 15:45)

"Le pouvoir acquis par la force ne peut subsister que par la force et sera renversé par la force"

Mitombina foana io na ho an'ny teo aloha, na ho an'ny ankehitriny sy ny ho avy. De aleo ny ampitso no hanambara ny ho avy fa ny provision atao misimisy dieny mbola mahita hovidiana sy misy ny vola...
13. ndaty ( 09/06/2009 16:01)
Miavia koahy MUGABE, AONGANAY BE ialahy androany

ela mare , sady aiza Mugabe,

atambatray daholo nareo iaby na SADC na COMESA, Na UA, na barcelone, na manchester, na PSG
Tongava lehiroa, tongava malaky

Sady efa mila dabodaboke koa lamosinay sy lohanay izao fa ela zay zahay tsy nialy. mitady dabodaboke kely e!

Au moins tsy Gasy no adva, ka dia vonona tsara zahay

Fa tandremo RE-MUGABE fa attaquer-nay i ZIMBABWE raha resinay nareo an!
manvandivandy avao
14. andrywui ( 09/06/2009 16:27)
Ndaty a! tsy midikizo miditra eto zany i Mugabe fa mba fanamboaramboarany ny lohann'ny dadann'ny sasany efa mila hipika fotsiny letsy io oe comesa e !mugabe e! sns io !! angah tsy tadidinlah le sadec sy UA sns nalaza be teo reny fa vao maheno ny tena marina oe nidemission anie le dada de mihemotra daholo ry lerony !!!
15. tsiafoi1 ( 09/06/2009 17:33)

O leity ry andrywui a! T@'ity indray mitoraka ity anie ka Ra8 sy Deba no nanajanona ny négociation e..., fa mbola mikiri-biby moa rizalahy eny @'ny Carlton dia atao akory baba ozy! Mba araho tsara ny tantara... : "Hitsikitsika tsy mandihy foana fa ao raha" Mba mailo ihany zalahy fa aza diso matoky tena fa io no nahavoa ny teo aloa... Matoa raChataniera mikorapaka tahaka an'io, ao raha ozy
16. andrywui ( 09/06/2009 17:43)
ny TGV ndray maka milamina ze mitranga eo ary raha misy surprise de ny solution ny anay no tonga aloha fa tsy ny mifanilika toy ny TIM !!

--efa hita daholo ny soridalana aleha raha tany ty ka izao na izao no;mitranga !!

ny mazava amin'ny tgv aloha izao defa mahafantatra daholo ny firenena rehetra fa tsy azo hidirana le afera M/car !! azo nidirana ihany izy ty reaha tsy nidemisss ravalo !! fa raha amizao etatny zao de mbola ho lavitry ny afo ny kitay !! tsy misy mampitsangambolo na kely aza !! tadidio fa raha misy genocide mitranga aza amin firenena iray de mbola procedure be vao mety hiditra handamina na hanao fanelanelanana ny firenendehibe !! mionona ry reto efa tongotra anaty lakana ny an'ny TGV a!! aza tapahinareo TIM fotsiny ny rail na courant force handehan'ny TGV fa avelao fotsiny izy hitsoriaka be !! ha ha ha
17. Noue ( 09/06/2009 18:18)
iza no nilaza an'lah ry wiwi fa ni-demissionn Ravalomanana ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0529