hafatra hoan'i andrywui
1. zoam
(
09/06/2009 19:09)
mahafinaritra lesy andrywui ,saingy le politika anie lesy tsy kilalao e,oatrany ankizikely letsy ialahy ,very andro manisa eto fotsiny ,na izany aza dia mila an elahy ny eto amin'ny serasera politika ka dia ity cadeaux kely hoan 'elehy
http://www.youtube.com/watch?v=KJ6lm-4_qqk&feature=related
dia mazotoa an
http://www.youtube.com/watch?v=KJ6lm-4_qqk&feature=related
dia mazotoa an
novalian'i AndriambyII ny 09/06/2009 23:16
5. zoam
(
09/06/2009 19:34)
ity lesy no ena izy oui oui ato ialahy majery sy mandinika an le phrase dia tsy manisa andro intsony
http://www.dailymotion.com/relevance/search/oui+oui/video/x6gjoc_oui-oui-3d-ouioui-peintre_fun
dia mazotoa lesy ry oui oui madein serasera an :-D :-D :-D
http://www.dailymotion.com/relevance/search/oui+oui/video/x6gjoc_oui-oui-3d-ouioui-peintre_fun
dia mazotoa lesy ry oui oui madein serasera an :-D :-D :-D
6. xxx
(
09/06/2009 19:37)
mbola hoavy koa ny bazily fa aza matahoatra e
allez va y oui oui
avec ton bon phrase ici
tohizo ny serasera petsa dia ampy :* :* :*
allez va y oui oui
avec ton bon phrase ici
tohizo ny serasera petsa dia ampy :* :* :*
7. andrywui
(
09/06/2009 19:38)
--merci letsy zoam fa misy hiarahantsika lahy mijery rahalina io hira io a!
merci amlé cadeau letsy a!! sitraka ho enti matory ee !!
:-D :-D :-D :-* :-* :-* :-* :-* :-*
merci amlé cadeau letsy a!! sitraka ho enti matory ee !!
:-D :-D :-D :-* :-* :-* :-* :-* :-*
9. zoam
(
09/06/2009 19:41)
jereo tsara io episode io fa oui oui peintre fa mbola misy oui oui politika tena milay be lesy e
petsa dia ampy
petsa dia ampy
10. andrywui
(
09/06/2009 19:49)
faharoa : naharary ihany iny ry zoam an !
maninnn tsy le oui ,oui an'i Tsiliva ary no nalefa teo letsy !! za zao mba niandry an'iny oe iny no halefanlah lety !!
-- iéé tsara iany alou io letsy zoam a!!--misy homeko an'i mamanlah rahalina io, ataony sovenira rehefa mahatsiaro ahy !!
petsa de ampy e! :-D :-D :-D

11. andrywui
(
09/06/2009 19:56)
merci hono ozy maman anlah zoam fa efa te hatory be izy !!
--fa rahapitso toi mahazo bizouuu !! :-* :-* :-*
--fa rahapitso toi mahazo bizouuu !! :-* :-* :-*
13. andrywui
(
09/06/2009 19:59)
tsisy resaka sipa mihitsy kosa teo an !!
--- fa hafatra avy maman'i zoam no nalefako hoe ! merci tamlé hira hono fa efa tehatory izy de rahapitso manao bizou an'i zoam !!
-- veloma anaka !! ha ha ha !!! :-* :-* :-* :-* tafandria mandry sombin'ny aiko !!

14. andrywui
(
09/06/2009 20:04)
ha ha ha!! nitsoaka zoam letia e ! azafady ary letsy raha petsa elah fa tsy ataoko hoe anaka intsony ialah ah !! miverena moa anak...zoam mantsy e !!
:-D :-D :-D
:-D :-D :-D
15. cyril
(
09/06/2009 20:51)
Bonne nuit lesy andrywui fa aleo @ zay omeko socril ny bôfin'elah ha ha ha
16. AndriambyII
(
09/06/2009 23:16)
Mba araho porofo ny anton\' ny fandraràna ny namana sasany izay nosakananareo tsy hiditra eto @ serasera.politika . Raha ny fampisehoana zavatra tsy zakan\' ny lohan\' ny mpiady hevitra eto ve no hanilihana azy ireny dia hanana ny marina ianareo mpiandraikitra ?
Indrindra ny resaka politika izay inoako fa andry hiankinan\' ny fandrosoana @ izao fotoana izao eran-tany ?
Noheveriko fa mba olona manana ny maha izy azy ianareo tompon\' andraikitra ireo hatramin\' izay , nefa dia diso ny fanantenana anareo ho olon\' ny fifampitam-baovao sy ho sehatry ny fifanitaran- tsaina @ maha -samy olombelona ">Noheveriko fa mba olona manana ny maha izy azy ianareo tompon\' andraikitra ireo hatramin\' izay , nefa dia diso ny fanantenana anareo ho olon\' ny fifampitam-baovao sy ho sehatry ny fifanitaran- tsaina @ maha -samy olombelona .