comesa - manohatra i lafarantsa

1. sitlo ( 09/06/2009 16:47)
Ara-tafika no vahaolana hoy ny fivondronan'ny firenena afrikanina tatsinana.

Tsy niandry ela lafrantsa dia nitsipaka izany.

Mino aho fa hanangana VETO nihitsy io firenena io ao amin'ny Nations Unies
novalian'i fijo ny 10/06/2009 19:54
2. tsiafoi1 ( 09/06/2009 16:51)

"Le pouvoir acquis par la force ne peut subsister que par la force et sera renversé par une autre force"

Lojika be izany fa aleo ny ho avy no hanambara ny ampitso. Adin'ny samy ngeza eo fa mihetsika fotsiny ny jetons samihafa.
3. Noue ( 09/06/2009 17:03)
la possibilité d’une intervention militaire à Madagascar hono fa tsy midika anie zany oe tena hisy concrétisation eee ! sady toa efa niova hevitra aingana be i tgv fa haroso kitana be ny fifidianana ??
4. andrywui ( 09/06/2009 17:11)
ha ha ha !! vizana be i noue zany !

atao ahoana akia lalampiainana io ry malalako a !! toneo tsara fotsiny ny fo amzay surprise mitranga e !! ha ha ha


:-D :-D :-D
5. tsiafoi1 ( 09/06/2009 17:24)

Efa ela anie ny zanak'i Dada no efa niomana amin'izay tokony hiseho e, sady efa nampiomanina ihany koa.

Ilay ambassadeur frantsay vinany iny izao no tazana mikorapaka etsy sy eroa... Inona koa izao no antony nandehanany teny @'ny Carlton? Fa maninona zao raha mody any Frantsa, dia mba misonanina otran'ny Niels Marquart any USA? Commande à distance no atao fa tsy misora-tena toa voatango kanjo voatavo dia mampitangolika
6. andrywui ( 09/06/2009 18:03)
Efa ela anie ny zanak'i Dada no efa niomana amin'izay tokony hiseho e, sady efa nampiomanina ihany koa.


tsy afamiomana intsony ko ny zanak'i dada manomboka izao fa horavana any ko io Magro mihena ampitoerana io fa mihogahoga fotsiny eo !!
7. Noue ( 09/06/2009 18:13)
andrywui:
tsy afamiomana intsony ko ny zanak'i dada manomboka izao fa horavana any ko io Magro mihena ampitoerana io fa mihogahoga fotsiny eo !!
diso elah eto fa hitako anaty gazety any oe tena vao maika bobaka olona be ao


8. locl ( 09/06/2009 18:34)
Nanamontsany ny record hatramin'izay nisian'ny grevy teto Mada ny olona teny @ Magros pendant les 2 derniers jours.

hihi mihomeheza tsara ilahy ry andrywi rehefa tonga any DAgo ny miaramila, tsy afaka manoatra eo France io e! May ny endimboanjo fa mandady daholo ny trambo.
9. gasyjean ( 09/06/2009 19:02)
Dia tsy maintsy hiafara amin'ny gidra tokoa vee???
10. sakaymena ( 09/06/2009 19:11)
tena fitiava tanindrazana tokoa ve no manery an le r8 hoy enao??????????????????rah ho tonga amzany tokoa sanatria, eo atsika mahita ananjy
11. rakaroka ( 09/06/2009 19:32)
Firariako aloha ny mba "hahalasa" ireto firenena "Afrikana" ! Fa raha ny hampilahatra an'i Comesa @ Frantsa pour l'instant dia tsy haiko loatra
8O 8O 8O :{ :{ :{ :^) :^) :^) :^)
12. andrywui ( 09/06/2009 20:01)
Nanamontsany ny record hatramin'izay nisian'ny grevy teto Mada ny olona teny @ Magros pendant les 2 derniers jours.

hihi mihomeheza tsara ilahy ry andrywi rehefa tonga any DAgo ny miaramila, tsy afaka manoatra eo France io e! May ny endimboanjo fa mandady daholo ny trambo.


hatramizao aloha ka hatramizay de ny resaka sy ny taimbava no be fa ny tena réel mbola manjavozavo !! otranle resak'ondana oe sadec ,UA ,UI ihany io e !!!!
13. Rajakoo ( 09/06/2009 21:41)
Asaivo miditra aty mintsy reo de ho hitan'i Andry eo tsara fa tsy arovanay ntsony io ,be fika de aleo hitan'ny havany eo
14. tsiafoi1 ( 10/06/2009 09:15)

Talohan'ny Comesa d'efa nisy charte d'Addis Abbeba ny 30/04/09, aoka tsy ho adino ny momba an'io ary efa ni-validé ny ONU mazava tsara. Souverains ny firenana afrikana ts11, ary afaka mandray fanapaha-kevitra hentitra, na eo aza ny amboletran'i La Frantsa.
15. tsiafoi1 ( 10/06/2009 09:37)

Talohan'ny Comesa d'efa nisy charte d'Addis Abbeba ny 30/04/09, aoka tsy ho adino ny momba an'io ary efa ni-validé ny ONU mazava tsara. Souverains ny firenana afrikana ts11, ary afaka mandray fanapaha-kevitra hentitra izay mahasoa ny fireneny, na eo aza ny amboletran'i La Frantsa.
16. fijo ( 10/06/2009 19:54)
very koa la frantsa ka mitady ny tetik arehetra hifikirana,izao notsipahin'iandry indray ilay tetika hoe manala an dravalo fotsiny izy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3303